Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 14/02/2013 07:12)
Nomen'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana samy hafa isika rehetra
Dia mbola miarahaba ny rehetra ihany ny tenako ary misaotra an'Andrimanitra lehibe hatrany aho fa mbola nomeny fotoana hizarana ny Teniny isika tsirairay avy. Aleo ary tonga dia hazava araka ny hafat... tohiny
novalian'i niryna ny 22/02/2013 06:23
Nehemiah ( 14/02/2013 06:17)
Baiboly protestanta online
Ho antsika izay tsy manana Baiboly ka sahirana @ andininy ampidirin'ny mpiserasera, ity misy sity azo itadiavana andininy na teny @ Baiboly protestanta : http://www.smartbaiboly.org/online... tohiny
amig0 ( 13/02/2013 16:47)
rvg
Tsy mande ny rvg aty aminay!... tohiny
novalian'i hery ny 14/02/2013 08:06
Nehemiah ( 13/02/2013 14:51)
Information @ teny gasy
Ahoana kay no andikàna ny teny "information" @ teny gasy @'ity fehezanteny ity ? "Le vivant est bâti sur l'information, l'ADN est une bibliothèque de la taille de plusieurs millers de dictionnaire... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/03/2013 17:45
amig0 ( 13/02/2013 14:18)
afabaraka !!
Rajoelina sady tsy mahay teny gasy noho tsy mahay mikabary... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/02/2013 08:15
amig0 ( 13/02/2013 14:07)
mitsiriritra vadin'olona
Mety ve izany sy ara-dalana?... tohiny
novalian'i vale ny 03/05/2013 10:43
didi10 ( 13/02/2013 12:22)
Tompo ô tsy handroba Anao intsony
[b][u]Malakia 3;8-10[/u][/b] 8 [b]Handroba an'Andriamanitra va ny olona, no mandroba Ahy hianareo[/b]? Nefa hoy hianareo:[b] Amin'inona moa no androbanay Anao[/b]? [b]Amin'ny fahafolon-karena sy ny fa... tohiny
novalian'i niryna ny 14/02/2013 06:49
laza5700 ( 13/02/2013 12:08)
FIFIDIANANA: SAMY TSY MISY O FALY NA FOZA NA 8 NA NY GASY NA NY FIANAKAVIAMBE IRAISAMPIRENENA
[b][url=http://]Élections : ni le pouvoir, ni l’opposition, ni le peuple, ni la Communauté Internationale (?) n’y trouveront leur compte ![/url][/b] http://www.madagascar-tribune.com/Elections-... tohiny
Blackeagle ( 13/02/2013 10:59)
FRANTSAY ETO DAGO MAIVANDOHA, ATAOVY MAHITA NY HAVANY ARY AIHA MANAIKY LEMBEBNANY FA IUZY ALIKAINA EEEEE!!!
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... tohiny
novalian'i endriny ny 24/05/2013 04:38
Blackeagle ( 13/02/2013 10:29)
Rehefa manambany reo frantsay...ambanio koa!!
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... tohiny
Blackeagle ( 13/02/2013 10:23)
Fanaovana ireo Frantsay manalika Gasy...
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/02/2013 07:20
Blackeagle ( 13/02/2013 10:22)
Fanaovana ireo Frantsay manalika Gasy...tonga dia atoo mamay
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... tohiny
Blackeagle ( 13/02/2013 10:21)
Fanaovana ireo Frantsay manalika Gasy...tonga dia atoo mamay
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... tohiny
novalian'i zakaiosy ny 22/08/2013 07:33
guant ( 13/02/2013 08:19)
rehoka miraikitra ao am tenda
bjr, Hono oa azafady,midina ao am tendako ao ny rehoka.Aona ny fanalana azy fa miraikitra ao ts mety miala ho azy, indrindra rehefa mandry enao!torohevitra ankoatran'ny fanafody amin'ny pharmacie no ... tohiny
novalian'i Maranatha ny 22/04/2013 05:18
didi10 ( 13/02/2013 08:06)
Manara-penitra
Aty Madagasikara dia lasa fomba fiteny io resaka manara-penitra io; izay te hanamafy fa tsara ny zavatra amidiny na resahiny dia lazaina fa manara-penitra avokoa. Rehefa nandinika lalina aho anefa di... tohiny
novalian'i bor2lais ny 14/02/2013 12:15
YDIFAS ( 13/02/2013 07:39)
MITIA
Faly tafahaona aminao indray amin'ny alalan'izao hafatra izao indray. Ny Fahasoavan'Ilay Ray Tsitoha ary ny Fiadanan'i Kristy anie hitobaka eo amin'ny fiainantsika manontolo. Dradradradraina maneran-... tohiny
AndriambyII ( 12/02/2013 23:47)
Mila vonjy maikabe azafady!
Araka ny fahafantarako ny aretina atao hoe surcharge cellulaire sanguine , vokatry ny sakafo hanina mandavan-taona dia misy depôt microbiobacterologique tsy maintsy evacuer-na @ tenan' olombelona ! A... tohiny
nilex ( 12/02/2013 08:15)
SONDAGE AO @ TVPLUS
Mpampanao sondage foana ny tvplus izao momba ny raharaham-pirenena mba hakana ny hevitry ny olona.Nanambara sy nanazava izy anefa fa tsy vokatra ofisialy io akory ary tsy azo raisina ho tena izy fa mb... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/03/2013 14:20
Nehemiah ( 12/02/2013 06:11)
Encodage des caractères
Tokony amboarina ny encodage @ serasera fa lasa tsy hay vakiana intsony ny caractères accentués ! Hitanao izany !... tohiny
novalian'i Tibao ny 11/02/2014 18:18
niryna ( 11/02/2013 17:39)
Inona no olana raha mankalaza ny 25 Desambra ny kristiana?
Asa aloha fa tena manomboka miharatsy ity andro ity an. Asa raha tadidinareo ny hafatra tany aloha tany hoe inona no asan'ny satana hialan'ny kristiana tsy hanompo an'i kristy? Tsy azo esorina ao an... tohiny
novalian'i pm_86 ny 01/03/2013 13:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4839