Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
miarana ( 01/02/2013 06:02)
"Raha tsy miady tsy mifankatia" ahoana tokoa mo izany ?
"Raha tsy miady tsy mifankatia" ahoana tokoa mo izany ? Betsaka ny manohana io hevitra io na ny mpivavaka na tsia, fa inona tokoa ny ao ambadiky ny "ady" ? voatery tsy maintsy miady ve vao tena azo l... tohiny
novalian'i amig0 ny 06/03/2013 22:19
niryna ( 31/01/2013 17:44)
Ny tokony ataontsika dia mivavaka ho an'ny fanahin'ilay rangahy ( efa maty io an) ahoana koa izany?
Tsasa ny Tompo! Raha niresaka ity tantara nisy itan'ny masoko ity aho dia nandeha ny hevitra maromaro,teo no nampahery ary mazava ho azy moa fa fampianarana ho antsika tsirairay sy ho an'ny hafa ary i... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/02/2013 06:18
AMIG0 ( 29/01/2013 17:54)
Be ozatra
Inona no tokony hataoko mba hazahoakou bras genzabe sy tratra ngeza be ary abdomen tsara? Izaho tsy be nofo sady tsy matavy. ???????... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 02/04/2014 03:34
niryna ( 29/01/2013 17:33)
Ary hoy ilay pasitera hoe ,asaivo manao sarisary ny zanakao
Indray andro izay izany ,sendra nividy mofo ho an-janako aho teny an-dalana ho any am-piangonana io .Variana be aho nahita ilay rangahy mpivarotra namerinbola ahy fa tsy aty amiko ny masony fa any iv... tohiny
bazooka ( 29/01/2013 08:35)
sexualité
manawona nareo, izaho dia vehivavy 35 ans efa manambady mananjanaka 1, tsy haiko ry reto fa après za niteraka anjanako 3 ans izy zao de tsy te hanao raport tsony a ry reto fa tena kamo be a, lasa otr... tohiny
novalian'i vale ny 11/10/2013 09:24
laza5700 ( 29/01/2013 08:08)
Sortie de Crise : dangereux manque de jugement de la Communauté Internationale
Sortie de Crise : dangereux manque de jugement de la Communauté Internationale http://www.madagascar-tribune.com/Sortie-de-Crise-dangereux-manque,18392.html... tohiny
Seul110 ( 29/01/2013 07:39)
Nofy mitohy
Nahatsikaiky mafy ahy ihany ity nofiko ity ry namana isany! : afak'omaly alina dia nanonofy mpamosavy aho ary tsy mahetsika mihintsyno miteny2 nefa tsy mahatafavoaka feo,taitra avy eo aho tera-t... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:48
toriteny ( 28/01/2013 20:11)
Inona ny zava-mahagaga nataon'i Jesosy teo amin'ny fiainanao? (Ho fijoroana vavolombelona sy ho fisaorana Azy)
Ny ahy ny tonga ato an-tsaiko amin'izao dia ny zanako vavy. 4 taona izy tamin'ny herintaona fa tena tsy nahay mihitsy, tsy mandray anjara mihitsy izy ao am-pianarana ary efa hanontaniana dia tsy mam... tohiny
novalian'i toriteny ny 14/02/2013 16:18
andrywui ( 27/01/2013 23:06)
Eny e afaka miteny ze tiany daolo e FA ITY IHANY NO REEL
[u]VERSION VAOVAO [/u] henoy tsara ny tonony milamm , amigo , nilex ,hery ,cyril a !....[youtube]http://youtu.be/79GoilT3EVw[/youtube]http://youtu.be/79GoilT3EVw... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/02/2013 22:16
milamm ( 27/01/2013 13:56)
zanatany
toa mifandraika @ marina ty lahatsoratra ty rehefa dinihana ny niseho rehetra http://www.lanation.mg/article.php?id=1852... tohiny
novalian'i milamm ny 28/01/2013 17:48
tsitialainga ( 27/01/2013 10:39)
Mbola tsy hita ihany izay marina
Raha tena mpivavaka marina sy manana ny Andriamaniny ny Malagasy, maninona no mbola toy izao ihany ny fiainany kanefa efa t@ 190 taona lasa izay no nampahafantarana azy io Andriamanitra io? Samia mano... tohiny
novalian'i Miharena ny 04/02/2013 16:44
mauricette ( 27/01/2013 04:09)
Mba mangataka fanampiana @ nareo namana.
Manahoana daholo tompoko! Zaho zany dia manana olana eo @ tokan-tranoko,28 taona zaho izao manambady ary mananjanaka 2 :7taona sy 3taona.Ny olako dia toa izao: Sinoa ny vadiko ary efa ho 7 taona izay ... tohiny
novalian'i jobiely ny 21/03/2013 09:09
Nehemiah ( 26/01/2013 07:54)
MIFANOHITRA @ FAHASOAVANA NY FITANDREMANA LALÀNA
[b]MIFANOHITRA @ FAHASOAVANA NY FITANDREMANA LALÀNA.[/b] Betsaka ny mieritreritra fa ny finoana dia fankatoavana ny Lalàna, nefa tsy marina izany : [b]Gal. 3:12 : "Ary ny lalàna tsy araka ny fi... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 30/01/2013 13:06
amig0 ( 25/01/2013 13:41)
ireo vhv ny karanjia
Mahagaga tokoa fa ny mpitsidika ao de izao avy: - Efa ramatoa be izy - Na tovovavy tanora ihany, fa andosirany lhl Tsy azo homena azy ireo ny facebouk hahahahaha... tohiny
novalian'i amig0 ny 04/02/2013 14:45
leva2 ( 24/01/2013 20:02)
Ny antom-pahavelomanao
Velona Jesosy! Ity video fampianarana ity, izay zaraiko aminao androany, sy anasako anao hijery sy hihaino hatramin'ny farany, dia mifandraika indrindra amin'ny lohahevitra naroson'ny namana niryna m... tohiny
novalian'i smileyah ny 30/01/2013 13:22
amig0 ( 24/01/2013 17:39)
i andrywui
I Andrywui ve TGV?... tohiny
novalian'i andrywui ny 08/02/2013 08:54
andrywui ( 24/01/2013 15:16)
FAHENDRENA SY POLITIKA AVO LENTA ...hehehe
fahendrena faratampony no nataon'i filoha tamnireny fanapahakevitra ireny ee !! azo natao tsara mihitsy anie ny tsy niaraka tam frantsay na i amerika na UA, UI e ! ny japoney efa nipimaso ,de misy f... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/01/2013 14:20
laza5700 ( 24/01/2013 13:59)
AO AM'BERIZIKY, FFKM, MIARAMILA, CI ZAO NY BAOLINA....
Vakio [b][u]L’après ni ni : M. Beriziky, le FFKM, l’Armée et la Communauté internationale face à leurs responsabilités[/u][/b] http://www.madagascar-tribune.com/L-apres-ni-ni-M-Beriziky-la... tohiny
novalian'i laza5700 ny 24/01/2013 15:08
laza5700 ( 24/01/2013 13:57)
L’après ni ni : M. Beriziky, le FFKM, l’Armée et la Communauté internationale face à leurs responsabilités
Lahatsoratra mety mahaliana ny rehetra [b][u]L’après ni ni : M. Beriziky, le FFKM, l’Armée et la Communauté internationale face à leurs responsabilités[/u][/b] http://www.madagascar-tribun... tohiny
Andry2013 ( 24/01/2013 06:18)
Tena Kristianina ? Idealin'ny Fiainana ao amin'i Kristy
Ny Fiainana ao amin'i Kristy Ry kristianina, fantaro ny fahamendrehanao. Satria mandray anjara amin’ny fomba aman-toetran’Andriamanitra ianao ankehitriny, ka aza miverina mikororosy fahana indray... tohiny
novalian'i andry2013 ny 04/02/2013 19:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7095