Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nehemiah
(
15/01/2013 15:16)
Ireo mpandà ny famoronana
Efa tonga tao an-tsainao ve izany hoe inona no karazana porofo haharesy lahatra ny mpandà an'Andriamanitra fa nohariana izao tontolo izao. Nanome valiny mahavaky vava i Scott Todd, miasa @ Canada Sta...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/03/2013 06:24
yrmia
(
15/01/2013 15:07)
Tovovavy fanaovana "entrainements" fotsiny alohan'ny fanambadiana sy tovovavy "natao halaina vady"
Ono oa r'zala,aon ny evtrarw momb io teori io,oe mizar 2 ny fisokajinarw ny vevav d irw volaz rw ar lé alèn vad d ten ts tinrw kasindalitr...
tohiny
novalian'i rakotobe425 ny 10/07/2013 09:52
amig0
(
15/01/2013 13:09)
Tena mahagaga tokoa ity ah!
Ny malagasy rehetra dia tokony hitovy zo amin'ny lalana na fitsipika.
ohatra hoe: Fangalarana ny volam-panjakana na ny volam-bahoaka.
Tsy tokony hiakatra tribonaly daholo ve ny mpitondra rehetra ni...
tohiny
novalian'i nilex ny 18/01/2013 07:31
hery
(
15/01/2013 09:20)
"Volako manokana" hono
Io indray ilay resaka "volako manokana". Volan'ny prezidansa (na volan-dRajoelina) manokana hono no nomeny hanamboarana ny tohatohatr'Ambondrona sy Antaninarenina...
Fa angaha tsy tadidiny fa "volan-...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 19/01/2013 10:52
AMIG0
(
15/01/2013 09:04)
zany ve ry vhv
Misy karazany bdb tokoa ny fivavina, saa ahoana?...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/03/2013 00:58
AMIG0
(
15/01/2013 09:01)
laoka matsiro indrindra
Inona no laoka matsiro indrindra?...
tohiny
novalian'i hery ny 10/03/2014 16:57
AMIG0
(
15/01/2013 08:49)
fisaranana
Tokony zaraina i madagasikara.
mahajanga dia firenena iray, tananarivo dia firenena iray, toamasina dia firenena iray, Tulear firenena dia iray ary fianarantsoa dia firenena iray.
Samy manana ny fi...
tohiny
novalian'i amig0 ny 15/01/2013 13:13
arialy
(
14/01/2013 10:16)
zaza tsy misakafo
miarahaba antsika rehetra
hizara olana toy ny fanao é, mitady trai-kefa sy hevitry ny hafa fa very hevitra
Ilay zanako (4taona sy tapany), lasa toy ny fotoan'ny ady aminy ny fisakafoanana, tsy misaka...
tohiny
novalian'i pulm ny 15/03/2013 13:31
tsitialainga
(
14/01/2013 07:45)
HETSIKA TAOM-BAOVAO 2013
Salama daholo.
Efa fotoana tokony hiomanan-tsika rehetra izay mpandala ny fankalazana ny Taom-baovao voalaza ao anaty Baiboly indray izao na ny volana VOALOHANY @ Taona, koa manentana ny fikambanana ...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 18/01/2013 13:20
tsitialainga
(
14/01/2013 07:19)
TAOM-BAOVAO - ASARAMANITRA MALAGASY
Salanitra daholo.
Efa manakaiky indray ity ny Taom-baovao tena Malagasy 2013 (ABIBA) ry zareo ka inona moa no manakana raha handeha isika rehetra izay mpandala ny soatoavina sy ny maha-Malagasy mba hi...
tohiny
novalian'i tsitialainga ny 31/01/2013 16:24
Nehemiah
(
14/01/2013 07:06)
Ilay omby blanc-bleu-belge
Raha ataontsika hoe manana omby ra-Schwarzie dia minoa ahy fa tsy maintsy omby blanc-bleu-belge izany. Iny karazan'omby iny dia be hozatra be tsy misy toy izany, sady kely tavy. Ny ankamaroan'ny olona...
tohiny
Nehemiah
(
14/01/2013 07:00)
Ilay dihy mipilapilaky ny tantely
Angamba samy efa azon'izany tsy mahita lalana nohon'ny torolalana mifanipaka antsika. Saingy raha vendrana be ny olombelona rehefa hanoro lalana, vitan'ny tantely amin'ny fomba mahagaga ny mifanome to...
tohiny
tsitialainga
(
13/01/2013 10:05)
Fa dia naninona loatra ny Malagasy ????????
Fa dia naninona loatra ny malagasy no tsy navela hanoratra ny tantaran'ny fireneny? Fangah tsy misy nahay nanoratra taloha sa fa naninona loatra ny malagasy no tsy navela hanoratra sy hahalala tantera...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/01/2013 05:51
milamm
(
12/01/2013 13:38)
lasa ny imf tsisy hafa 2008 t@ Atoa Ravalomanana, ary tsy manaiky ny ilatsahany lavanify ny sadc
http://www.madagascar-tribune.com/Rien-ne-va-plus,18346.html
manarak'izany haka hevitra @ reo mpanohana azy kalo lavanify vao hanao fanambarana momba ny filatsahany nefa mazava ny resaky ny sadc sy l...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 19/01/2013 13:27
hasiniony
(
12/01/2013 13:10)
finoana
[b]Hebreo 7:18-19[/b]
Eny, foana ny didy teo aloha noho ny halemeny sy noho izy tsy nahasoa, fa ny lalàna dia tsy nahatanteraka na inona na inona, ary misy kosa fampidirana ny fanantenana tsaratsara ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/01/2013 06:48
Nehemiah
(
12/01/2013 07:09)
Bus athees
Tsy nahomby ny doka nataon'ny mpandà an'Andriamanitra tany @ Royaume-Uni.
Toy izao no nanaovany azy.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/2bf1a260edadc387bf1065274e03bb7f.jpg][img]http://fo...
tohiny
nygasysoafifameno
(
12/01/2013 05:32)
ANTSO FANAIRANA A?NTSIKA OLOM-PIRENENA REHETRA TAONA 53 taona 1960-2013 RIPAKA ny FIRENENA
53 TAONA 1960-2013 no RIPAKA TOEKARENA ny FIRENENA RIPAK'IREO Mpitondra firenena vahiny sy ireo orinasa SAVOROVORO (multinationale) an-dry zareo firenena vahiny. RIPAKA anaty FAHANTRANA ny fianakavian...
tohiny
novalian'i AMIG0 ny 15/01/2013 08:39
Nehemiah
(
11/01/2013 14:58)
Mpomba ny Fanekena Vaovao antsika
Tadido fa mpanao sonia ny Fanekena Vaovao antsika kristianina t@tsika nandray an'i Kristy ho Tompo.
[i][b]Efa maty ho antsika i Jesoa[/b][/i]. Aza mivelona ny fiainanao tahaky ny tsy misy dikany ny Ha...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/01/2013 13:35
toriteny
(
11/01/2013 14:07)
Inona aminao no tena sakana tsy handraisan'ny olona ny Famonjena ka mahavariana azy amin'izao tontolo izao?
Nefa anie ka tori-teny izay efa natao izay é. fa tsy ahitam-bokatsoa. Ilay olona mitondra ny Teny ve no tsy nangataka tsara ny FAnahy MAsina mba hiasany eo amin'izay manatrika?
Sa ny olona mihitsy a...
tohiny
novalian'i tsitialainga ny 20/01/2013 10:08
hadji
(
11/01/2013 12:29)
FRERE ARTHUR
aiza no mety ahitana ilay hiran'i RANAIVOSON RICHARD sodokan'ny randrabao sy ilay lolo boasary an'i Anne Marie zanany nahazo TOP16 tamin'ny fotoan'androny ...
tohiny
novalian'i tsipolitra ny 30/01/2013 15:04
