Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hadji ( 11/01/2013 12:23)
can 2013
Efa ho avy izy ty fa asio kozy bobaka ity CAN 2013 ity e... tohiny
novalian'i nilex ny 21/01/2013 13:32
hadji ( 11/01/2013 12:21)
SAINO KELY
REPOBLIKA FAHA-4 VE ISIKA IZAO SA TETEZAMITA E? miangavy an'i Andriwi mba hamaly ... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/01/2013 19:09
hadji ( 11/01/2013 12:18)
sipa miodina
Fa mninona kay ny sipa efa manambady izay vao miodina fa t@ fahatanorana tsy natao... tohiny
novalian'i RRR14 ny 22/07/2014 07:51
golarazafy ( 11/01/2013 06:13)
mila tononkira ny SOLO MIANADAHY
Bjr daholo ! sady tratran'ny taona e! za ry reto mba mila le tononkira n'ny SOLO MIANADAHY hoe : " MANIMANINA NY ANY ALAOTRA" sy ilay hoe "TSY MAMONAREO ZAHO" iny fa tena ilaiko a! mba mampihetsiket... tohiny
andrywui ( 10/01/2013 21:32)
Zay hono zany ry reto ny lohanle boay kely a !!!
- oe tsy asiana kabary politika mitsy ny fety aannn !! kay nasiany ihany , sady zay tena hita tamn kabariny fa HILATSAKA HO PREZIDA LE NGAH KELY io , ny filazany anle lalana IVATO- TANA oe aharitra e... tohiny
novalian'i hadji ny 14/01/2013 07:20
hery ( 10/01/2013 15:29)
Ity teny malagasy ity (8)
(Antso tao am lisitra serasera dia ampitaiko eto amin'ny dinika) Mitohy indray ny dinidinika momba ity teny malagasy ity satria tonga ny vanin-taona lehibe ankalazana isan-taona ny « Andro Iraisam... tohiny
novalian'i Nav ny 15/01/2015 15:02
guant ( 10/01/2013 10:50)
voatango sy toaka
Mba misy afaka manazava ny antony( ara-tsiantifika) mahatonga ireo tsy azo ampiarahana hanina ? fa mahafaty hono!... tohiny
novalian'i pulm ny 15/03/2013 13:51
Nehemiah ( 09/01/2013 14:24)
Hevi-diso momba ny famonjena
"Mandeha any @ Paradisa ny tsara fanahy, mandeha any @ helo ny ratsy fanahy". Diso izany. "Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/01/2013 12:12
didi10 ( 09/01/2013 09:36)
Ny andro, ny herinandro, ny volana, ny taona araka ny nanaovan'Ilay Mpahary azy
Tsara ny Tompo Ny Genesisy toko voalohany dia tokony ahatakarantsika ny momba ny fahariana rehetra, ny momba an'Andriamanitra sy ny olona ary ny calendrier arakan'Andriamanitra. [b][u]Ny andro[/u][/... tohiny
novalian'i didi10 ny 11/01/2013 15:32
Nehemiah ( 09/01/2013 08:53)
Ardipithecus Ramidus Kadabba
Ny ankabetsahan'ny sarambabem-bahoaka dia tsy mahazo an-tsaina loatra fa ny zavatra heverin'ny daholobe ho "porofo tsy azo toherin'ny evolision'ny olombelona" dia matetika loatra porofo fragmentaire m... tohiny
toriteny ( 08/01/2013 13:18)
Hihaona amin'A/tra ianao ato
[b][u]Ny FAHATERAHAM-BAOVAO[/u][/b] Ito zavatra zaraiko aminao ito no abd, ny 1er pas tsy maintsy diavintsika amin’ny finoana Kristianina ary « clé » homena anao manokana anio hanokafana ny l... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/06/2013 14:52
YDIFAS ( 07/01/2013 21:33)
FAHAVELOMANA
Faly miarahaba antsika rehetra mamaky izao hafatra izao indray. Manonona ny Fahasoavan'Ilay Ray Tsitoha sy ny Fiadanana avy amin'i Kristy Zanany ho amintsika rehetra. Amin'ity anio ity dia hifampizà... tohiny
novalian'i leva2 ny 08/01/2013 11:22
tsitialainga ( 07/01/2013 18:30)
Tany Israël ny filoha
Tany Israël hoe ny filohan-tsika? Azo inoana ve zany fa mba mety hanana fivoarana sy fanantenana @ zay ny Malagasy satria tsy ho pélérinage fotsiny no nalehany tany angamba fa mba "hanara-penitr... tohiny
novalian'i didi10 ny 09/01/2013 10:28
tsitialainga ( 07/01/2013 18:19)
Sao dia tena Jiosy ny Malagasy e?
Efa lasa iny le fafy lainga momba ny 21 Decembre 2012 nataon'ny mpaminany sandoka fa izaho kosa asdepique mbola te hanamafy ny zavatra nolazainao ilay hoe jiosy ny Malagasy ka avy aminy ny famonjena. ... tohiny
novalian'i moustaraf ny 16/01/2013 06:03
tsitialainga ( 07/01/2013 14:19)
TAOM-BAOVAO DISO
Efa miha-malaza izao ny TAOM-BAOVAO MALAGASY izay tanterahina isan-taona eto amin-tsika. Mahafaly tokoa izany satria nody ventiny tsikelikely ny rano nantsakaina raha nanomboka mba nanentana izany iza... tohiny
tsitialainga ( 07/01/2013 13:39)
Ny Malagasy sy ny Fivavahana
Tokony hankalaza ny Paska ve ny Malagasy ary ahoana no tena fankalazana azy? Betsaka mantsy ny miroa saina satria samy manana ny fomba fankalazany azy avy rehefa mety ho fiangonana sy antokom-pivavaha... tohiny
novalian'i didi10 ny 09/01/2013 08:05
andrywui ( 06/01/2013 00:23)
TSY MAINTSY TAFIDITRA ANY MADAGASCAR AH NA INONKIDONA NA INONKIHATRA AMINITY 2013 ....
..Oh leretsy e de mbola tohizana foana ve ity fanaovana be loha ity e , maninnn raha mande almin'ny aradalana amzay ary fa tsy fandrahonana be loha vava be no alefa , vao maika zao ny olona maeno anza... tohiny
novalian'i hadji ny 11/01/2013 12:25
wooda ( 05/01/2013 19:43)
Mitady correspondant any canada
Salama daoly ô! Mirary ny soa ho antsika rehetra amin'ity taona 2013 ity, Ho fikarakarana ny dia izay hatao any canada amin'ity taona ity, dia naika hanontany anareo izay mipetraka any sao dia mba ... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 30/10/2015 16:54
laza5700 ( 04/01/2013 22:28)
"NI...NI..." MBOLA AO ANATIN'NY FANDRESEN-DAHATRA NY ROA TONTA ISIKA IZAO....
SADY TSY RAVALOMANANA NO TSY RAJOELINA Inona no mety ho tombotsoa sy fahavoazan'ny ankolafy tsirairay ao anatin'io sosokevitra "NI...NI" io= ho an-dRavalomanana, ho an-dRajoelina, ho an'ny vahoaka Mal... tohiny
novalian'i nilex ny 07/01/2013 13:21
laza5700 ( 04/01/2013 21:29)
"NI...NI..." FAMAKAFAKANA METY HAHALIANA ANTSIKA'....
inona no mety ho tombotsoa sy fahavoazan'ny tsirairay ao anatin'io sosokevitra io= ho an-dRavalo, Andry, ny vahoaka tsy vaky volo? Inona no nahatonga an 'i Andry efa saika roboka tamin'io? Tokony ha... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9887