Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
milamm ( 20/12/2012 13:10)
afera bolabola
efa mivandravandra eo imason'izao tontolo izao io resaka io ka tsy afaka ny hiteny intsony hoe tsisy mahafantatra ireo andianjiolahy gasy sy sinoa mifangaro ao 2009-2012 fanadihadiana nataon'ilay mpit... tohiny
novalian'i milamm ny 02/01/2013 12:47
indro ( 20/12/2012 10:50)
Fisaorana
Remerciements pour faveur obtenu, "Que le sacré cÅ“ur de Jésus sois loué, adoré et glorifié, pour des siècles et des siècles. Amen !" Dites cette prière 06 fois par jour pendant 09 jours ... tohiny
novalian'i toriteny ny 25/01/2013 12:15
avtr ( 19/12/2012 18:08)
izah lehlah 18ans de n olona miark@ko 17 ans, ten ...
izah lehlah 18ans de n olona miark@ko 17 ans, ten mfankatia zahay nef iz voararan'le olona ipetrahany(nenitoany sy dadatoany) n hiarak@ko! Izy nef tena tianah, ar Zah koa ts mahafoy anaz! d inona kay ... tohiny
novalian'i nilex ny 20/12/2012 10:36
avtr ( 19/12/2012 17:57)
slt dhl! aoana kay ny manao installation @ USB ? ...
slt dhl! aoana kay ny manao installation @ USB ? de met dhl v rhf systeme?? Ohatr oe "SWEET"! io mants n systeme mb tiako! mb mila valiny maika rh met azfd ndrindr ô!... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 21/12/2012 15:22
pulm ( 19/12/2012 16:15)
Pont na tetezana
Mapalaelo ny olona fa tsy pont @24 sy 31 nefa ra ny lozika dia tokony ho pont ireo, sa zay tian'ny FATY atao no atao e? zavatra tsisy dikany aza ataony pontko! tena ita oe mapme be... tohiny
novalian'i nannie ny 20/12/2012 05:48
nilex ( 19/12/2012 10:48)
Matahotra mafy ny HAT sy ny forongony
Fa maninona kay rehefa misy olona ao anatin'ny fitondrana HAT na ivelany koa ka milaza ny marina momba ny zava-misy ao dia toa enjehina sy gadraina avokoa na vonoina mihintsy.Ny tena mampalahelo dia t... tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2012 17:53
vony501 ( 19/12/2012 08:09)
six trop enina
Sao mba hividy fiara ianareo fa amidiko ity Tsy haiko loatra ny "marque"-ny fa vao avy novidiako koa izy io [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/af7eec6bf1d195cb114a39af28f796ed.JPG][img]http... tohiny
novalian'i ral_ ny 02/01/2013 14:03
andrywui ( 19/12/2012 06:43)
mbola resa-dada iany ty Hery a ....
Kay tsy nanery azy mitsy ny SADC hoe aza milatsaka enao ry dada fa izy tenany s'y n'y nahimpony no niteny anzany nande oazy tao kou .....i prezida zao tany nandà ho ampidirina NI.... Fa tsy nisy ny ... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/12/2012 18:40
fifalinax ( 18/12/2012 12:54)
mba mangataka torohevitra ry reto a! misy tasy ny ...
mba mangataka torohevitra ry reto a! misy tasy ny tareako!taiparasy ny tena marina d in kay n atao analana azy?tena manaratsy endrika be mitsy! msotra... tohiny
novalian'i ikalamiry ny 26/09/2013 12:58
tinah54 ( 18/12/2012 12:11)
zaza misy hernie
slt dôl mb mil conseil kel ry reto a ny hernie v ts maints didiana vao afaka f ny zanako mants ref mitoman na mikohak d mis mivonto eo akaikin sexe-ny?... tohiny
novalian'i athenah21 ny 08/01/2013 13:08
andrywui ( 18/12/2012 09:39)
veloma dada ,,ny oul hilatsaka kouuu ....
Rehefa miteny leretsy de avadibadio intelo ny lela vao miteny à , zah tsy hilatsaka ah ... Zao niteniteny foana de mipapapapa ry hanitra sy ny namany zao oe mbola tsy nilaza oe tsy ilatsaka i dada ka... tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2012 19:44
Nehemiah ( 17/12/2012 13:20)
Ny fiavian'ny kilalaka
Kay ve ny kilalaka t@ voalohany dia dihin'ny dahalo alohan'ny hanafika, araky ny Gazety Lakroa farany !... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/01/2013 14:30
andrywui ( 17/12/2012 12:48)
Ho faty afaka 4andro isika e , manao veloma anareo fa hamonjy fianakams ah no hofaty
LOZA ! .. LOZA..! LOZA efa hita maso le NIBIRU ka ze manana jumelle defa afaka mahita azy mirimorimo be manatona ny tany !! k'inona mou zany fa de efa hamaraparana ny resadresaka eto isika fa de ve... tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/01/2013 17:15
andrywui ( 17/12/2012 12:43)
tena efa hita le NIBIRU ,mikorotana i Amerika ..!!
Tena otran'ny ho faty daholo ihany isika ty ry Hery fa efa hita maso oe le NIBIRU a ,efa tazamaso hono ka raha manana jumelle oe defa tazana mirimorimo be manantona ny tany le planete hidona aminy ka... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2013 22:29
Miharena ( 14/12/2012 16:42)
Tsy misy intsony na ......
Mandeha hatrany moa ny adihevitra momba ny fivavahana syfinoana eto. Inona no fandraisantsika ny hoe tsy misy intsony Jiosy na Grika ... fa iray ihany ao amin'i Krsity? Tokony hiady hevitra finoana t... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/12/2012 04:37
andrywui ( 14/12/2012 09:35)
Dada adala , mandinika alou vao manapakevitra lehibe ..
Raha mbola tsy nifanaiky nareo ni..ni... Anakiroa oe tokony hiara tsy milatsaka zany de fahadisoana be tsy roa amantany mihitsy no naneken'i dada oe tsy hilatsaka zany , anazy zany hevitra anazy manok... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 10:27
jajajaly ( 14/12/2012 08:33)
Ny fahafatesana sy izay miseho rehefa maty isika
Mampiseho mazava ny Baiboly fa tsy fikasan’Andriamanitra hatramin’ny voalohany akory ny hahafatesan’ny olombelona. Rehefa noforoniny izy mivady olombelona voalohany, Adama sy Eva, dia nampitoeri... tohiny
jajajaly ( 14/12/2012 07:44)
Andriamanitra mahery indrindra ve i Jesosy?
Maro ny mpivavaka milaza fa Andriamanitra i Jesosy. Misy mihevitra fa telo izay iray Andriamanitra. Araka io fampianarana io, dia «Andriamanitra ny Ray, Andriamanitra ny Zanaka, ary Andriamanitra n... tohiny
novalian'i toriteny ny 10/01/2013 12:15
jajajaly ( 14/12/2012 07:20)
Manasazy Olona any Amin’ny Afobe ve Andriamanitra?
Gaga be ny angamba isika naheno hoe tsy mino ny afobe izahay Vavolombelon’i Jehovah. Aza adino fa tsara foana mantsy ny mihaino izay mba hevitry ny hafa. Samy hafa anefa ny hevitry ny olona momba ny... tohiny
novalian'i toriteny ny 10/01/2013 13:11
AMIG0 ( 13/12/2012 18:44)
Vavovy marary, sady misy rivotra
Marary ny vavoniko 7 andro be izao, efa nade dokotera ihany fa mbola marary. Mba hampio kely inona no azoko hatao?... tohiny
novalian'i AMIG0 ny 02/01/2013 19:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2466