zaza misy hernie

1. tinah54 ( 18/12/2012 12:11)
slt dôl mb mil conseil kel ry reto a ny hernie v ts maints didiana vao afaka f ny zanako mants ref mitoman na mikohak d mis mivonto eo akaikin sexe-ny?
novalian'i athenah21 ny 08/01/2013 13:08
2. ryana ( 19/12/2012 08:11)
Didiana ihany no fanafodin'ny hérnie. Be dia be ny zaza didina hérnie fa tsy misy atahorana. Indraindray 1 andro dia afaka miala hopitaly. Tandremo fa raha étranglée ilay hérnie dia tena dangéreux. Izany hoe raha tsy miverina rehefa avy mikohaka na mitomany izy. Courage.
3. tinah54 ( 19/12/2012 12:56)
fa le ceinture zany tsy mahafaka azy zany hoe ts maints midid ian zan
merci
4. nilex ( 20/12/2012 10:13)
Aza saritahotra loatra isika ray amandreny fa aleo didiana dia azo antoka tsara ny fahasitranany.Mahafaty io raha tonga amin'ilay hoe mipotsaka an.tsotra be ny fandidiana an'io fa ianareo fotsiny no matahotra.Manantona dokotera mahay kosa aloha fa sao dia manantokantona olona tsy mahay eo an.
5. athenah21 ( 07/01/2013 13:43)
Fa inona kay no tena mahatonga an'io aretina am zaza
6. nilex ( 08/01/2013 10:42)
Izy io dia tsinay mivoitra ka mibontsina hita ety ivelany ka mila averina amin'ny toerany.Tsy ny zaza ihany no voany ka fa na lehibe koa aza.
7. nilex ( 08/01/2013 10:42)
Izy io dia tsinay mivoitra ka mibontsina hita ety ivelany ka mila averina amin'ny toerany.Tsy ny zaza ihany no voany ka fa na lehibe koa aza.
8. athenah21 ( 08/01/2013 13:08)
Fa marina ve le hoe raha mitomany foana ny zazalahy d voan'io aretina io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3604