Dada adala , mandinika alou vao manapakevitra lehibe ..

1. andrywui ( 14/12/2012 09:35)
Raha mbola tsy nifanaiky nareo ni..ni... Anakiroa oe tokony hiara tsy milatsaka zany de fahadisoana be tsy roa amantany mihitsy no naneken'i dada oe tsy hilatsaka zany , anazy zany hevitra anazy manokana zany ,,tsy mba saininy ireo eo à. Magro ry hadji s'y ry mlammm ,locl rovitra patalou , vizana miogaoga eo reo mba ilatsahany???? Tsy mba maka ny hevitrireo mpiondana akory fa tonga de mandidy de homana , zao otran sosoa voatapodrano n'y eo à magro ,,ilay NI... faharoa sur fa ijannn hisedra vahoaka amn fifidianana iany ...
Tsssshhhh nandra!!!
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 10:27
2. hery ( 14/12/2012 09:58)
Ary tena miondana Dada mihitsy wiwi ty ka.

Na milatsaka dada na tsy milatsaka dia mbola izay ihany ny azy no sujet principal loll.

Nofaizin'i dada mafy loatra ngah elah?

Ny olona efa oviana no tsy niresaka azy intsony.
3. andrywui ( 14/12/2012 10:25)
Normal tsy miresaka azy tsony n'y mpiondana satria efa bulldog tsisy nify daholo ka,,, horesahana aona tsony kou mou olona efa tsy hilatsaka tsony ..
Fa hono oa vita zany zay n'y tantaran'i dada s'y n'y forongony de innnn ndray tokoa mou zao no horesahanareo eto e ????
4. nilex ( 18/12/2012 10:12)
Mahagaga ahy olona sasany fa nga moa raha tsy hilatsaka i dada dia mihevitra ianao fa tsy efa nosaininy lalina izany,mba asiana fikafika koa nge ny fiainana e fa tsy voatery ho any amin'ny filatsahany ho fidiana ihany no làlana fa mba mampiasa stratégie hafa koa e.Aza adino fa olona adala sy jiolam-boto daholo nge no mpifanandrina amin'ny tena ka mila fetsy tsara fa tsy manao be loha fotsiny.Tena tsara ny position ndRavalo izao raha ny fijeriko azy ary voafandrika ry vendrana isany izay tsy mandinika lalina fa ho entin'ny lohakeliny fotsiny.Ho hitantsika eo ny tohin'ny tantara.
5. andrywui ( 18/12/2012 10:26)
Innn no hamelezana anay eo ry akama à ?? Atsonjombe vita manaraka NI norme international , hôtel de ville vita manaraka NI , kianjan'ny rugby eo andotapenaka nampivanaka ny vazah ny nanamboarana azy NI kou io ,NEFA .....NEFA.......
tsetsina ny robinet mpanome vola indramina n'a fanampiana fa de ze teo ampelatanana no namitana anreny .....
6. andrywui ( 18/12/2012 10:27)
Mbà misaina oa fa itoeran n'y satroka fotsiny ty loha ane e , jereo n'y zavabita de mba ankasitrao.e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6555