izah lehlah 18ans de n olona miark@ko 17 ans, ten ...
1. avtr (
19/12/2012 18:08)
izah lehlah 18ans de n olona miark@ko 17 ans, ten mfankatia zahay nef iz voararan'le olona ipetrahany(nenitoany sy dadatoany) n hiarak@ko! Izy nef tena tianah, ar Zah koa ts mahafoy anaz! d inona kay n tokon hataonay!!
Mety misy antony ny mahatonga ny lehibe hanakana fa ny antony akaiky indrindra izay hitako fa mahasarotiny azy ireo dia ny taonanareo izay mbola kely ary inoako fa mbola lavitry ny fahamatorana mihintsy ka mampanahy ireo lehibe.Mbola fitiavan-jaza izany ka atahorana kosa sao hanaonao foana fotsiny fa tsy mandinika lalina.raha tena mifankatia tokoa ianareo dia ho ento ampahendrena fotsiny ny zavatra rehetra ,asio fanajana ihany ny lehibe ary tandremo ny fihetsikareo mba tsy hanan'ny olona saina ratsy aminareo.Fa tsy hoe migafigafy na manao fihetsika tsy voahevitra eo an.