Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 27/11/2012 08:09)
EFA DILA NY ELATRIN'NY ELA E ....
TSY MIDITRA N'Y TERRITOIRE MALGACHE tsony n'y dadanlisany n'a oe hitetika hilatsaka PRÉSIDENT zany tsony fa sady mpamono olona no mpangalabolampanjakana no tompon'ilay VALABE MAUDIT no sady akamana ... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/11/2012 12:40
Sarvadananda ( 27/11/2012 04:42)
hevi-teny
Salama daholo ry namana aby! misy teny tsy hay de mametraka fanontaniana : inona ny dikan'ny tenyhoe "sambara" misaotra indrindra... tohiny
novalian'i hery ny 27/11/2012 07:46
andrywui ( 26/11/2012 13:39)
Mlamm sy locl sisa mbola mamaly !!!!
nareo mtsamy irery sisa mbola manohitra anle kozy VALABE oe tsy nataon'i dada sy ny oe ny dahalo gentil sy ny oe tsy nampamono olona i dada !! tsisy afatsy nareo roalahy irery sisa fa ireo namanareo ... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 09:31
gyau ( 26/11/2012 08:57)
mba mila fanampiana kely e!mba omeo site milay i t...
mba mila fanampiana kely e!mba omeo site milay i télchargena logiciel ranga fa tsy maita milay mitsy zay an!... tohiny
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 17:04
voly ( 26/11/2012 08:09)
fanaovana yaourt maison
coucou , ahoana kay n fanaovana yaourt maison ts mis yaourtière s mb apaharitra azy... tohiny
voly ( 26/11/2012 07:51)
kiraro talon
bjr dol ,za ref manao kiraro talon d lasa reraka b n tongotro av eo , d mitongilana le kiraro av eo za kou ts d zatra talon d inona n ataoko mb ts ho rerak b s analana le hoditry le kiraro mafy b d la... tohiny
bor2lais ( 24/11/2012 10:33)
Ny Zanak'olona no tompon'ny sabata !
Miarahaba antsika namana rehetra. Nihaino ny vidéo (an-dRadidi) etsy ambany aho dia misy fitenenana an'io teny io. Mba manitikitika ahy ny ahafantatra ny hevitsika mikasika io tenin'i Jesoa tamin'n... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/12/2012 14:19
tinah54 ( 23/11/2012 07:50)
fanisana andro tena efficace
salam daolo za ry reto tsy te hanao fanabeazn aizan f misy tension d le manisa andro n tiko atao de ze mb mahalala le tena efficace de mb teneno... tohiny
vony501 ( 23/11/2012 07:42)
Tetsy sy teroa
Izaho no RA-VIKY [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/95d9f04e209eb4cbeb69f15d9dafa2d8.JPG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/95d9f04e209eb4cbeb69f15d9dafa2d8.JPG[/img][/url] Ato a... tohiny
novalian'i hery ny 30/11/2012 04:48
paiso ( 23/11/2012 06:43)
AIZA MISY MIVAROTRA IMPRIMANTE GRAND FORMAT NA OCCASION ARY
Arak'io lohateny io, aiza kay no mety ahitana mpivarotra imprimante grand format (A2, A1, sns) de manodidina ny ohatrinona eo ny vidiny? ... tohiny
Lars ( 21/11/2012 15:21)
.....Ny homoséxualité
Miha mahazo vahana eto @ tanàna ny resaka homoséxualité na eo @ lahy izany na eo @ vavy. Mety mba manana hevitra v nareo oe inona no mahatonga izany... tohiny
novalian'i Otisamity ny 27/02/2025 04:57
ronaldo09 ( 21/11/2012 12:50)
I Ravalo no ao ambadiky ny korontana rehetra
1 Halatr'omby any atsimo dia izy noho ilay VALABE: navoakan'i Lylison ny marina 2 Fanafihana mitam-piadiana izy satria ireny basy very tamy 2002 ireny no mivoaka amizao : Manampahefana ambony no nilaz... tohiny
novalian'i xhavier ny 06/12/2012 09:24
ronaldo09 ( 21/11/2012 12:24)
Tena miondana ravalo i Hery Eugene ato amin'ny serasera
Tsy misy maharatsy ny fananana firehankevitra fa ny an'i Hery efa trop, hotry ireny mpanao gazety ao amin'ny "tia tanindrazana" sy "Basy vava" ireny mihitsy izy ato. Ary tena adve-ny mihitsy i Andrywu... tohiny
amig0 ( 21/11/2012 12:04)
tairo zay tairina fa zay rovitra zairina !!
Ho an'i gasyjean io fa hikombaka zay mitsam !! (sipa)... tohiny
novalian'i gasyjean ny 23/11/2012 18:22
Moto ( 21/11/2012 06:24)
Bonjour kukku Za lehilahy 26 ans Ts maprisika anar...
Bonjour kukku Za lehilahy 26 ans Ts maprisika anareo hisaraka za? fa mba sosokevitra ity fa ra ny lehilahy zany no tsy tia firaisana de tena ny tenanao manotolo mitsy no tena halany. Ary izy ve nefa t... tohiny
novalian'i andrywui ny 22/01/2013 12:02
hery ( 21/11/2012 05:15)
Baiboly amin'ny finday android
Efa misy vitsivitsy ny baiboly amin'ny findray. Fa vao nampidiriko ao amin'ny https://play.google.com/store/apps/details?id=com.baiboly.katolika ihany koa ny baiboly katolika teny malagasy. - Misy fa... tohiny
novalian'i hery ny 21/11/2012 20:04
andrywui ( 20/11/2012 15:08)
Arovan'ny Zanak'i DADA mafy ireo DAHALO e ! bizarre !!!
miady fo mafy ireo zanak'i dada amin'izao fotoana miaro mafy ireo dahalo (sy ny valabe?) lazaina fa gentil ireo dahalo ireo ee olomarina ireo ee , tsisy olona vonoiny zany refa manafika izy ee ,de m... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/11/2012 07:35
andrywui ( 20/11/2012 12:58)
malaheno an'i heriniaina eugene ah zany !!
tsy hita intsony lery ! nefa iny no mba akamako tato hatramn fahiny ka mandrak ankotrio mba mifohaza @ torimaso tonton a ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/03/2013 16:10
bichette ( 20/11/2012 11:23)
voatango, voatavo ... citrouille, potiron
inona ny voatavo ? citrouille sa potiron ? inona ilay handrahoana miaraka amin'ny henomby atao ron-drony iny ? misaotra !... tohiny
novalian'i Ratoa ny 23/11/2012 21:10
didi10 ( 20/11/2012 07:22)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 07: Ny Kristiana sy ny Sabata
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Q70jJKmRpvs[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 27/11/2012 10:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.4111