Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo ( 20/11/2012 02:48)
Ohabolana momba ny fikirizana
Mba mitady ohabolana malagasy (tena izy fa tsy nagasiana) momba ny fikirizana aho raha misy mahafantatra. Ny hoe "santatra am-bavarano ihany iny fa ny manetsa be mbola ho avy" dia tsy tena mahalaza a... tohiny
novalian'i ral_ ny 04/12/2012 17:43
emonate ( 20/11/2012 02:00)
filahina fohy
ahona kay zala ny manalava fila hina pamageza azy ve ni cola katy nia ri zala tena fohy mahintsy ... tohiny
novalian'i Rabefou ny 03/05/2013 20:12
niryna ( 19/11/2012 17:35)
Jésus est il Dieu 12-18
Anjarantsika hoe no manao fanakafankana araka io youtube io . http://www.youtube.com/watch?v=T0Ak9aYD1Mo&NR=1 Ary ity iray ambany ity indray dia manambara fa nahita an'i Messiah izy http://www.yo... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 07/12/2012 07:03
didi10 ( 19/11/2012 08:12)
Félicitation à D Lain mais...
Tsara ny Tompo Ny nahazoan'i D Lain na i Lalaina ny amboara tamin'ny fifaninanan-kira tao Abidjan no malaza izao eto Madagasikara. [b][u]Ny lafy tsara[/u][/b] Nitondra ny lazan'i Madagasikara tokoa... tohiny
novalian'i leva2 ny 10/12/2012 20:43
andrywui ( 18/11/2012 19:46)
ZAY NO MALAZA BE AMZAO E ...
Lehiben'ny dahalo i dada !! ... mahoraka eran'ny tanana zany lety ry lereto a gaga daholo hatramin'ireo mpikambana vitsivitsy tapaporohana TIM mbola sisa mamikotra ao aza oe innn kou ary ty hadalan... tohiny
novalian'i xhavier ny 06/12/2012 09:53
niryna ( 17/11/2012 06:06)
Ireo fomba fitafy mitovy kanefa samy hafa no misy azy ireo
Ity misy fanontaniana kely,raha sendra nijery ireo youtube aho dia nnikaroka ireto olona ireto izay jiosy Mpitondra fivavahana ireo (Rabbi) izay samy hafa no misy azy ireo (amerika,canada ary pa... tohiny
novalian'i moustaraf ny 30/11/2012 18:51
andrywui ( 16/11/2012 08:33)
zava-doza !! hita oa kay lehiben'ny dahalo
Navoakan'ny olona n'y tsiambaratelo rehetra fa kay ty le VALABE ,VALABE naorin'i dada tany atsimo ty kay hono ka ombindry zalah dahalo avy norobaina tany ho any daholo no abosesiky dada hamenoana anle... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/11/2012 21:06
gasyjean ( 15/11/2012 20:21)
Bungalows
Manahoana daholo! Mba misy tetik'asa andohanay tianay ho tanterahana ka mba mangataka toro-lalana na toro-hevitra avy amin'ny namana eto @ serasera. Ilay resaka dia izao: Ohatra ny manan eritreritra h... tohiny
novalian'i amig0 ny 21/11/2012 12:02
voly ( 15/11/2012 09:39)
zaza mikoaka
slt , inona met manafaka ny zazakely 5 mois tsetsina fona n orony d avy lasa mikoaka mis reoaka f makamo b ilay fanafody lava merci... tohiny
novalian'i athenah21 ny 07/01/2013 13:46
voly ( 15/11/2012 09:35)
bjr dol, za reto mb ampio f ts mety bevohoka za ne...
bjr dol, za reto mb ampio f ts mety bevohoka za nef ef ho 3 mois ts tonga n regleko d inona n ataoko f ts amp v ny Hormonako na inona n zavatra tokon ataoko sy ny sakafo hoaniko ... tohiny
moustaraf ( 15/11/2012 03:56)
"Ny baiboly sy ny zo fototra maha olom-pirenena?"Maneho hevitra, mifidy,sns...
Salama namana isany, "Ny baiboly (ny fivavahana kristiana) sy ny maha olom-pirenena" ... tohiny
novalian'i leva2 ny 21/11/2012 20:55
anjanirina ( 14/11/2012 11:23)
Mony
manaona daholy e Inona kay ry reto ny tena fanafody mony satry ny anah atao daholy zao rehetra izao ka nefa tsy mety afaka mintsy [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/1ed354c23641ca7e29... tohiny
milamm ( 12/11/2012 17:23)
hay ve lilyson sy lavanify no tompon'antoka 07 fev 2009 e
http://www.basyvava.com/2012/11/12/ampamoaka-lt-colonel-charles-mety-hiafara-amin-ny-famonoana-azy/... tohiny
novalian'i misratana ny 04/12/2012 09:23
petiit ( 12/11/2012 09:52)
KETRIKA VOKATRA MALAGASY
SALAMA E!!! manam-pikasana anaparitaka vokatra malagasy aho (vary, ovy, katsaka..;). iza no mety mahay ny lalana tokony haleha sy ny tokony atao? Mankasitraka sahady oany'izay nandany andro namaky ny ... tohiny
petiit ( 12/11/2012 09:49)
KETRIKA VITA GASY...!
SALAMA doly e!! za dia vaovao eto @ ity sehatra ity mba mila toro-hevitra avy aminareo. Manam-pikasana anaparitaka voly (vary, katsaka, ovy...)eto am tanàna sy any ivelany any aho raha toa ka azo at... tohiny
novalian'i petiit ny 13/02/2013 09:20
petiit ( 12/11/2012 09:45)
KETRIKA VITA GASY...!
SALAMA doly e!! za dia vaovao eto @ ity sehatra ity mba mila toro-hevitra avy aminareo. Manam-pikasana anaparitaka voly (vary, katsaka, ovy...)eto am tanàna sy any ivelany any aho raha toa ka azo at... tohiny
guant ( 12/11/2012 08:09)
fianarana guitare
slt daolo!mba misy olona afaka mampianatra guitare ve?resaka suite d'accord (jazz, tecnique d'improvisation, sns.) mahay mitendy ihany ny tena fa tsy dia manana base loatra ka lasa tsy mahavoafehy ta... tohiny
novalian'i guant ny 03/12/2012 07:04
andrywui ( 12/11/2012 00:46)
mitady musiciens manana capacité moyen hanao asan'Andriamanitra !
salama daholo e , mitady musiciens eto ile de france na paris fa misy eglise mampiasa instrument complet (efa complet ny matos ao ) mitady musiciens ( rehefa instrument de musique de mety daholo). b... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/02/2013 13:47
sitlo ( 11/11/2012 23:12)
Logiciel vitsivitsy mety miasa amin'ny mpianatra
Misy namako izay nilaza fa ny ao amin'ny sekoly ampianarany dia mampiasa Eclipse C++ satria iny no gratuit. Efa taona vitsivitsy izay ny Microsoft no nanampy ny sekoly. Maromaro ny logiciel Microsoft ... tohiny
tiavanafi ( 11/11/2012 16:31)
ahoana no ataoko azahoan'y vadiko nationalité malagasy ?
bjr daholo ry namana mahafinaritra isany, saika mba anotany raha misy hevitra azo anampina anay é !!!!!!!!!! mba te ahazo nationalité malagasy ny vadiko mety ho possible ve ? dia ahona no atao ? sao... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.2079