KETRIKA VITA GASY...!

1. petiit ( 12/11/2012 09:49)
SALAMA doly e!!
za dia vaovao eto @ ity sehatra ity mba mila toro-hevitra avy aminareo. Manam-pikasana anaparitaka voly (vary, katsaka, ovy...)eto am tanĂ na sy any ivelany any aho raha toa ka azo atao izany. afaka mandroso soso-kevitra izay manana fa raisina am fo madio.
Dia efa mankasitrka sahady ho an'izay nandany andro namaky ny voasoratra e!!!
novalian'i petiit ny 13/02/2013 09:20
2. CAZOU ( 13/02/2013 09:01)
Izaho mahita lalana ny amin'izany, misy mpanangona an'io mintsy
3. petiit ( 13/02/2013 09:20)
mba afaka mahazo, andinindininy momba izay ve azafady. Mankasitraka e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0893