Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fiphie
(
07/12/2012 14:21)
Slt !
Ny zanako vavy kely ry treto 19 mois tsy met...
Slt !
Ny zanako vavy kely ry treto 19 mois tsy mety milalao kilalaom- behivavy reny miintsy fa dé kilalaona bandy kely reny ihany no tiany. Ataoko fanahy iniana mihintsy ividianako saribakoly sy dine...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/12/2012 22:24
pulm
(
07/12/2012 10:33)
11 desambra
Andro iasana ve ny @ talata sa tsia! be manko ny manatany anzany(privee)? tokony mba lazaina ofisialy iany manko a Ny HAT ange mivadibadidela izay iany e!
...
tohiny
pizza
(
07/12/2012 08:11)
Ankadindramamy Ambohidahy
Mankahery ny havan'ireo namoy ny ainy t@ loza fifamoivozana ny alakamisy 06 desambra 2012 ary mirary soa sy fahasitranana ho an'ireo naratra...
tohiny
niryna
(
07/12/2012 06:47)
Resaka ho an'ny tanora : Inona no zavatra azoko ampiharina amin'ny fiainana ....
Miarahaba antsika hatrany ny tenako.Mba misy eritreritra kely aho ity ary ny tanora no tena hiantefahany eto.Na tanora aram-panahy na tanora ara-taona dia mifameno sy mila hevitra avy amintsika.
Lohah...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/12/2012 20:53
andrywui
(
07/12/2012 01:05)
mikonokonona FIVORIANA FOPLA any ..
miaraka amin'ny SADEKY any ry Dada de IRAY andro mialoha hono ny olona vao mody hanaovana petaglasy oe ndao mba hanatrika fampihaonana ry ngah roa a !!!
tsssshh koa raha tsy voatavo ny olona na itoe...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2012 08:21
laza5700
(
05/12/2012 22:04)
Emission RESABE sur MA-TV le 30-11-2012: Ni Ra8 Ni TGV: les tenants et aboutissants, qui perd quoi? qui gagne quoi?
inona no mety ho tombotsoa sy fahavoazan'ny tsirairay ao anatin'io sosokevitra io= ho an-dRavalo, Andry, ny vahoaka tsy vaky volo?
Inona no nahatonga an 'i Andry efa saika roboka tamin'io?
Tokony ha...
tohiny
novalian'i misratana ny 06/12/2012 13:49
cyril
(
05/12/2012 19:10)
Ho an'izay eto France sy ny manodidina - mba ampio fa misy ankizy very
Indrindra Lille sy ny manodidina.
[url=http://www.facebook.com/photo.php?fbid=10151289483613734&set=a.180889658733.125374.682578733&type=1]sary facebook[/url]
Misy numero ao azo antsoina ao raha s...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2013 11:48
didi10
(
05/12/2012 14:17)
Ny kristianina sy ny ady amin'ny fitovian-jo eo amin'ny lahy sy ny vavy
Mamorona ny fitovian-jo ve Andriamanitra? ahoana no fahitantsika kristianina izany?...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/12/2012 16:03
vonynive
(
04/12/2012 12:40)
AO ANATINTSIKA JESO ILAY ...
ny manodidina toa makina
ny fanantenana toa maina
Tsarovy anefa fa misy Ranon'aina
dia Jeso, ao anatintsika
toa maizina ny tontolontsika
ka mampikitroka ny atifanahy
Tsarovy anefa fa misy ilay Fahaza...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/12/2012 14:10
misratana
(
04/12/2012 09:44)
misokatra efa ho 4 taona zao ny sekoly Magro hamolavolana zanak'adala ka ny boky ampiasaina ao dia REVELATION CHARLES TOME 10
Ka ny formation dia "EN PLEIN AIR" ary ny dabilio dia VATO, ka ny mpianatra dia mandray écolazy fa tsy mandoa ecolazy. Ny olana fotsiny dia tsy misy fiafarany ilay formation raha tsy tonga i ADALA (n...
tohiny
novalian'i pulm ny 10/12/2012 14:55
leva2
(
03/12/2012 20:00)
Ny krismasy sy ny baiboly?
Velona Jesosy!
Fanontaniana maromaro angatahako valiny aminao namana isany :
1- krismasy sa noely? fa tsy tena mitovy ireo.
2- 25 dec tokoa ve no teraka ny Tompo? raha tsia, taiza ity date 25 déc ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 22/12/2012 06:47
vale
(
01/12/2012 23:15)
Mitady fomba fahandro carottes!
Manao ahoana daholo,
manana carottes be dia be aho dia ankoatry ny lasary, sy afangaro @ hena dia tsy mahafantatra recette azo handrahoina azy aho, sao mba misy manana recettes azo anaovana carottes ...
tohiny
novalian'i ora ny 30/04/2014 09:19
hery
(
01/12/2012 10:28)
Tononkalo be mpitia
Ireto ireo tononkalo be mpitia ao amin'ny vetso.serasera.org hatry ny androany :-)
Ireo tononkalo be mpitia eto amin'ny serasera
1. [url=http://vetso.serasera.org/tononkalo/ryana/azafady-1]AZAFADY[/...
tohiny
novalian'i sahia ny 11/10/2019 10:11
hery
(
01/12/2012 08:58)
Fanambarà na lehibe nataon'i Col. Charles
Mampita ny vaovao fotsiny ho an'izay liana ny fanambaràna tamin'ny video izay nataon'i Col. Charles
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ZBfF_C2xmuI[/youtube]...
tohiny
novalian'i andrywui ny 08/12/2012 09:13
andrywui
(
29/11/2012 23:25)
signaléo rahery hanala anay tato e
Rehefa tsy laninlisany le TGV ato amin'ny serasera de afaka mandefa email antsokosoko amin i Rahery atsy ambadika atsy lisany ry zalah de miangavia azy mafy ao oe tena esory tao rangah rawix s'y n'y t...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 07:32
andrywui
(
28/11/2012 22:17)
K'inona fa atody iady amambato ty e , voageja hono ny pasiporo
mety tsy afaka ny hilatsaka mihitsy i dada malala ry reto fa anbkoatra anity fanenjehana be azy eto amin tanana aminireo afera na volabe sy famonoanolona sy resaka valabe ty de tena zava doza ko fa ha...
tohiny
novalian'i andrywui ny 03/12/2012 22:40
niryna
(
28/11/2012 17:35)
Miteny ratsy ny Fanahy Masina ?
Miarahaba antsika rehetra indray ny tenako.Misy resaka mba tiana sy tsara ho fantatry ny rehetra ity.Aminao inona no filazana na dikan'ny hoe "Miteny ratsy ny Fanahy Masina" na Blasphemy amin'ny teny...
tohiny
novalian'i leva2 ny 07/12/2012 17:56
voly
(
28/11/2012 11:50)
fanaovana madeleine
slt dol, inona n ingredient anaovana madeleine pour 20taine eo tokon asina carbonate v?
...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/12/2012 14:49
sitlo
(
27/11/2012 18:33)
ireo malagasy Jiosy
.
[center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=_WJXX3_3sjM[/youtube][/center]
Dia iza ary moa ilay kohen Rivolala
[center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ynLeK-Afe-Y[/youtube][/center]
I...
tohiny
novalian'i sitlo ny 11/12/2012 05:47
andrywui
(
27/11/2012 13:46)
anjakandry zalah TGV reo ny serasera politikan'i Hery !
[quote]
Politika
Mpandrindra: eugene, hery, ravatorano
Hampiditra hevitra vaovao
Adin'ny iray Adin'ny 5 lasa Iray andro lasa Dimy andro lasa Mihoatra
Hevitra Mpanoratra Valiny Vangy Niova far...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/11/2012 13:50
