signaléo rahery hanala anay tato e

1. andrywui ( 29/11/2012 23:25)
Rehefa tsy laninlisany le TGV ato amin'ny serasera de afaka mandefa email antsokosoko amin i Rahery atsy ambadika atsy lisany ry zalah de miangavia azy mafy ao oe tena esory tao rangah rawix s'y n'y tariny reo oe fa tsy lany mitsy ry zalah oe à
Si non lesy ry lerony de mbola hanjaka ato iany n'y TGV ary hiova anarana ho TGV FOREVER ato zahay refa ela n'y ela
Mihetsiketse manamboatra morale ry lerony à hon hon hon
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 07:32
2. hadji ( 30/11/2012 08:13)

andrywui:

Rehefa tsy laninlisany le TGV ato amin'ny serasera de afaka mandefa email antsokosoko amin i Rahery atsy ambadika atsy lisany ry zalah de miangavia azy mafy ao oe tena esory tao rangah rawix s'y n'y tariny reo oe fa tsy lany mitsy ry zalah oe à
Si non lesy ry lerony de mbola hanjaka ato iany n'y TGV ary hiova anarana ho TGV FOREVER ato zahay refa ela n'y ela
Mihetsiketse manamboatra morale ry lerony à hon hon hon
MISY MIHAINO?
3. andrywui ( 30/11/2012 09:49)
Ba oui en ..misy mihaino ny tgv ato e hadji s'y reo mpiondana ao daholo fa mataoatra petsa de eo ambaravarana de mivoaka tsy maazo miditra ato andapa ,,aona ozy n'y baiboly ? Any ivelany n'y kivah ozy honhonhon ...mahery lotra ve n'y filazako azy ???azafady ary
4. misratana ( 02/12/2012 05:37)
Milay letsy ra-andrywui ah! zay TGV hatram farany eh!
5. hadji ( 03/12/2012 07:36)
mamadike palitao ise io fa minoa fotsiny ihany fa i marc no nilaza an'izany
6. vony501 ( 03/12/2012 13:21)
Tsy mila alana zany nareo ry zalah a! sady i hery koa tsy hanala anareo eo zany. Miala ho azy eo ihany ianareo rehefa menatra. Raha toa moa ka tsy mahalala menatra dia mijanona eo ihany fa "misy mihaino ?"
7. andrywui ( 03/12/2012 14:05)

vony501:

Tsy mila alana zany nareo ry zalah a! sady i hery koa tsy hanala anareo eo zany. Miala ho azy eo ihany ianareo rehefa menatra. Raha toa moa ka tsy mahalala menatra dia mijanona eo ihany fa "misy mihaino ?"

vony a matoa le bandy TGV ato anie mitaraina defa misy resaka mande any ananonanona any oe ataovy anzao ny PS n' hery an , ataovy anzao ny IP any ry hery a ! iza mou fa tsy ry zalah paka ranondranony ao amin hery ao reo e mba te haka toerana na admin ry zalah de ny TGV no atao tohatra tssssshh fika efa dila be le izy
8. karandoha ( 07/12/2012 15:51)
ary mbola mitapy foana le andrywui an
9. andrywui ( 07/12/2012 16:23)

karandoha:

ary mbola mitapy foana le andrywui an
karandoha ---))) honhonhonhonhon
Misy tsy mlamn n'y detetinlery e , petaglasy lesy io ry bainn à nenay n'y loha natao iasa fa tsy otran andry piondana itoerana satroka no mba ilana azy
10. cyril ( 18/12/2012 06:28)
nenla loha ifohana rongony sy itendrena mozika tsy misy dikany
eto am serasera wa ny tanànan-la de iantsianla ol eto, fa eo am fiainanla tsy asin'ny ol sira. tsy erean'ny frantsay akory. ka le gasy mba manketo am serasera no tevatevan-la.
mahereza rawiwi maivando ah huhuhu
11. andrywui ( 18/12/2012 07:32)
Ndana la mipa any radani à tsy ny filalaovanlah ani sabine be ao Bagnolet io ko akory no maha fière be anlah amnay s'y rabenja lava eto fa elah ko ane efa invité ndrabenja fona kou fa ela mifeza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2802