Emission RESABE sur MA-TV le 30-11-2012: Ni Ra8 Ni TGV: les tenants et aboutissants, qui perd quoi? qui gagne quoi?

1. laza5700 ( 05/12/2012 22:04)
inona no mety ho tombotsoa sy fahavoazan'ny tsirairay ao anatin'io sosokevitra io= ho an-dRavalo, Andry, ny vahoaka tsy vaky volo?

Inona no nahatonga an 'i Andry efa saika roboka tamin'io?

Tokony hanaiky an'io v ravalo?

Jereo ty famakafakana ataon'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony ity dia ho hitanao ny valin'ireo fanotaniana rehetra ireo.

http://matv.mg/?cat=7
novalian'i misratana ny 06/12/2012 13:49
2. mirananirina ( 06/12/2012 08:28)
Mba lava anarana koa izany an lol
3. misratana ( 06/12/2012 13:49)
Ny olana eto amintsika dia ny toetrandra-8 tsy manaiky valimpifidianana, angoniny daolo ny valimpifidianana nandreseny eraky madagasikara de iny no tanisainy ao dia mamoaka pourcentage izy dia lasa TENDENCE DE VOTE HOSOKA ilay izy dia refa avy eo dia korontaniny lazainy fa 1er tour de vita, ZAY NO TADIAVINY AVERINA ETO, ka tsy adala i boaykely ka hanaiky ho fetseny eto ami "jamais deux sans trois", efa nataony io tami 2001, de nataony tami 2006 ary mbola ho ataony ra milatsaka eo izy, KA TSY ILAINA ny olona mpangala-bato sy mpanao amboletra toa izany hilatsaka hofidiana e. Fomba fiadin'ny VITSY AN'ISA MANAMBOLA IO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8799