Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
didi10
(
13/12/2012 13:05)
Ny Kristiana sy ny taom-baovao 01 janvier
Tsara ny Tompo
Faly ery isika tsy mankalaza ny 25 Desambra manakiana ireo mbola mankalaza ka apetraka amintsika indray ary ny fanontaniana hoe tokony hankalaza ny 01 Janvier ve isika?...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/01/2013 08:39
andrywui
(
13/12/2012 09:32)
president tsy vaky atreky ..!!
TGV FOREVER NO TANJONA KA NI ,NI ninonna ee
Asio fety kely amle DJ alou président handihizana à ,, namana ireooo teeena namanaaa solondralah tsy mba nanananaaaa .....lasa iany marina le NI....nand...
tohiny
novalian'i nilex ny 18/12/2012 10:17
andrywui
(
13/12/2012 09:11)
Tapitra hatreo ny nofy ratsy ,aza manantena 2em NI.... zany tsony!!
Iny olona nanaiky resy , s'y nanaiky diso tamn Vonk olona vitany iny iany no tena PROBLEMAN'ITY FIRENENA TY HATRAMZAY
Milamina amin'ny fampandrosoana maharitra amzay isika zao !!!! ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 13/12/2012 09:27
Nehemiah
(
13/12/2012 07:55)
Ny hafatry ny Rainao ho anao
Efa nandinika anao Aho ka mahalala anao, hatramin'ny fipetrakao sy ny fitsanganao, na mandeha ianao, na mandry, ary fantatro tsara ny alehanao rehetra (Sal. 139:1-2).
Hatramin'ny volon-dohanao dia voa...
tohiny
novalian'i Miharena ny 18/12/2012 15:22
hery
(
13/12/2012 01:24)
"Ni" iray aloha izay, ny "Ni" iray sisa, ho sahy ve?
Dia iny izany Ravalo fa nanambara ny tsy hirotsahany hofidina. Mahagaga fa nangina tampoka ireo mpiantso "Ni.. Ni..". Tsy nampoziny hoe Hanaiky angamba Ravalo.
Tokony miantsoantso "Ni... Ni..." ihan...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 26/12/2012 09:14
sitlo
(
11/12/2012 13:46)
Syrie
Raha tsaroantsika ny karin-dRavalomanana farany tamin'izy filohampirenena dia hoe:
tadiavin'ny firenena mandroso (mba tsy ilazana hoe [b]frantsay[/b]) hiverina ho zanataniny indray isika.
Rehefa vory ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 12/12/2012 22:42
Miharena
(
11/12/2012 12:30)
Aiza ho aiza isika eo anatrehan'ny fahalalà na an'Andriamanitra?
Nosokafana ity lohahevitra ity hahafahana manao bilan ny fahalalàna tsapantsika momba ny Mpahary.
Ny olana manko rehefa tena mandinika isika dia misy ireo hevitra izay mandeha dia tsy hahitana mangi...
tohiny
novalian'i Miharena ny 22/12/2012 06:18
Miharena
(
11/12/2012 12:29)
Aiza ho aiza isika eo anatrehan'ny fahalalà na an'Andriamanitra?
Nosokafana ity lohahevitra ity hahafahana manao bilan ny fahalalàna tsapantsika momba ny Mpahary.
Ny olana manko rehefa tena mandinika isika dia misy ireo hevitra izay mandeha dia tsy hahitana mangi...
tohiny
Nehemiah
(
11/12/2012 07:57)
F'angaha azo hanina ny Coliseum ?
Lanin'ny valala ny ampahatelon'i Madagasikara, nefa tsy mahita raha atao afa-tsy ny mandany vola tsy fantatra avy aiza @ Coliseum sy ny fanokanana azy miaraka @ "artistes" avy eran'i Madagasikara. Fa ...
tohiny
novalian'i moi ny 23/05/2013 11:39
vonynive
(
11/12/2012 06:52)
VALALA
valala tsy mandady harona ireto valalabemandry ao anaty haron-tabebaky ny fampanantenana lavareny. na samy valala indray mandry tokoa aza dia tsy indray mifoha, fa misy ireo efa naniry elatra ka lasa ...
tohiny
bor2lais
(
10/12/2012 16:12)
avent-advento-fiandrasana ...
Ity misy rohy miresaka io lohateny io 4 taona lasa izay ho an'izay mety liana ny amin'izany !
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m493be7f3a70e0/]jereo eto[/url]...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 12/12/2012 12:37
miarana
(
10/12/2012 08:38)
Mitandréma amin'ny mpangalatra Moto (mpamono olona)
Ny harivan'ny Alakamisy 29/11/12 teo : @ 7 sasany eo ny ora teny Nanisana (Ampasapito mankany Analamahitsy). Nisy roalahy niampita ary rehefa teo akaiky dia nikapoka mafy ny casque : tsy nahavoa ahy n...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 15/07/2013 08:37
hery
(
10/12/2012 08:22)
Kristianina ve ny Temoins de Jehovah?
Amin'izao akatoky ny krismasy na noely izao dia mafana fo be ny Temoins de Jehovah ary tonga saina kely aho nahita ilay hoe "ny tena kristianina tsy mankalaza noely"...
- Fa angaha Kristianina ny Tem...
tohiny
novalian'i hajarilanto emmanuel ny 15/04/2017 06:19
jajajaly
(
10/12/2012 07:15)
Sazy na lahatra avy Amin’Andriamanitra ve ny Loza?
MISY mihevitra fa ampiasain’Andriamanitra hanasaziana antsika ny loza. Ny hafa indray tsy manaiky an’izany. Misy koa tsy mahalala izay tokony hinoana.
Ampiasain’Andriamanitra hanasaziana tokoa v...
tohiny
novalian'i jajajaly ny 14/12/2012 07:54
Maranatha
(
10/12/2012 06:11)
Milaza i Benoit XVI fa diso ny datin' ny Fahaterahan'ny Tompo
Araka ity rohy ity dia milaza i Benoit XVI fa diso ny daty fankalazana ny fahaterahn'ny Tompo.
http://www.huffingtonpost.fr/2012/11/20/benoit-xvi-remet-en-cause-date-naissance-jesus_n_2165089.html
Di...
tohiny
novalian'i Miharena ny 20/12/2012 14:27
milamm
(
09/12/2012 17:27)
J.Labordes mpaminany tsy masina antaniny
Arkitekta frantsay nametraka ny fandalovany nitondra ny fahaizamanao eropeana teto Mkara sangan'asany mo Anatirova sy reo hafa tsy voatanisa zaraina amitsika
http://www.lefigaro.fr/voyages/2012/08/10...
tohiny
andrywui
(
08/12/2012 23:20)
HERY A misy vaovao mafinaritra be ity !!
[img]http://sphotos-c.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-snc6/197967_473081182731294_1321715983_n.jpg[/img]
vita ilay sehatra lehibe ATSONJOMBE izay efa nanaovan'ilay raikalahy mpitondra 7 taona iny tamzany pro...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 09:33
andrywui
(
08/12/2012 23:06)
raha hiditra de midira e mitaingina bidon !!!
ny pasiporo voatazona ko na atao hoe mety ary zany ny fanjakana fa mahazo miditra i dada ! de aiza by pasiporo ?? kinnn fa de tsy maintsy mitaingina bidon vide i dada de tsenaindry zalah mpandrovitra ...
tohiny
novalian'i pulm ny 10/12/2012 15:06
misratana
(
08/12/2012 07:48)
Génocide be tetsy Ankadindramamy, tsy maintsy hivoaka amin'ny tatitry nyGTT(ay), ny Amerikanina ary amnesty International
Tsy maintsy efa aparitaky ny GTT(AY) any ivelany any zao ilay Génocide be tetsy Ankadindramamy dia efa tafiditra ao ami tatitry ny tsy fanajana zon'olombelon'ingahy Barak Obama sy Hillary (ilaron) Cl...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/12/2012 15:11
karandoha
(
07/12/2012 15:52)
LE ROI EST MORT VIVE LE ROI
Maty ny herin dra 8 velona ny herin i dj. maty ny herin i dj velona ny ahy lol...
tohiny
novalian'i misratana ny 08/12/2012 07:54
