Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i karandoha, milahatra araka ny daty
karandoha
(
07/12/2012 15:52)
LE ROI EST MORT VIVE LE ROI
Maty ny herin dra 8 velona ny herin i dj. maty ny herin i dj velona ny ahy lol...
tohiny
novalian'i misratana ny 08/12/2012 07:54
karandoha
(
01/03/2009 18:51)
MISY MHINANA SAKA VE NY MPANAO POLITIKA
Salama
Misy mihinana saka ve ny mpanao politika. Toa izay mihinana ireny hono dia lasa alavitra be sady manambola be rehefa avy eo, asa ny hevitrareo aminio ry mpanao politika
:-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i yuka ny 02/03/2009 09:14
karandoha
(
19/02/2009 09:40)
EFA TSY ETO MADAGASIKARA NY VADY AMANJANAK I ANDRY TGV
Efa tsy eto madagasikara intsony ny vadin i andry tgv fa efa lasa tsy hita. Mitady vehivavy indray mantsy izao hono hatao sorona fa iny no mandeha lalana hum :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:06
