HERY A misy vaovao mafinaritra be ity !!

1. andrywui ( 08/12/2012 23:20)


vita ilay sehatra lehibe ATSONJOMBE izay efa nanaovan'ilay raikalahy mpitondra 7 taona iny tamzany propagande tamin'ny 2001 fa ho vitainy kay TIKO sy MAGRO bobaka be no novitainy
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 09:33
2. hery ( 09/12/2012 06:01)
Hitako tokoa io... samy manana ny mahafinaritra azy sy ny mahamaika azy marina.

Ny tena mahafinaritra ahy izao, dia ilazao aho rehefa miseho, hoe raha mba vitandry zalahy tsara ity nosimbainy ity

3. andrywui ( 09/12/2012 10:09)

hery:

Hitako tokoa io... samy manana ny mahafinaritra azy sy ny mahamaika azy marina.

Ny tena mahafinaritra ahy izao, dia ilazao aho rehefa miseho, hoe raha mba vitandry zalahy tsara ity nosimbainy ity



Ka mba hanaovan'i hery concert rehefa mba mankany à Madagascar ane no mba nilazako an'io e ozy ah oe faly be zao Hery fa afaka manao concert amnity podium be ity ..
Mba asio hira iray vaovao tokoa alou rahery mba henoina à ....
4. misratana ( 10/12/2012 08:53)
Fa ry lerony nga mo no nanimba anio RNM sy TVM io ra-hery, hadihadio tsara fa ra-8 mihintsy no niteny hoe izy no nanome baiko tsy hivoahan'ny miaramila hiaro ny fananambahoaka tamin'io fotoana io donc izy zany no tompon'antoka nanao anio, ary ankoatr'izay dia mazava koa fa ingahy Emile vazaha no nitondra mpikaraman'ady nandoro sy nanapotika ny fanan'olona teto tamireny 26 janvier reny ho valifaty rehefa nopotehin'ny TGV ny TIKO sy ny MAGRO sy MBS
5. andrywui ( 10/12/2012 09:02)
Mazava amn hery ve zany tenin'i misratana zany sa hakana loupe sa megaphone e
6. pulm ( 10/12/2012 15:02)
Mazava zany zao fa ny TGV no nanimba ny MAGRO TIKO MBS A!

"""""reny ho valifaty rehefa nopotehin'ny TGV ny TIKO sy ny MAGRO sy MBS""""""
7. locl ( 12/12/2012 16:42)
Nareo miady resaka amin'olony efa trengy toa andry misratana, ny olona maikatra izy midina.
8. andrywui ( 18/12/2012 09:33)
Nenlah locl tsy ny hevitra no avoaka fa i misratana no.aotsanlah eto. Ndana lah miainga refa tsisy raison e tsssdhhhh zanak i dada !!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0423