Génocide be tetsy Ankadindramamy, tsy maintsy hivoaka amin'ny tatitry nyGTT(ay), ny Amerikanina ary amnesty International

1. misratana ( 08/12/2012 07:48)
Tsy maintsy efa aparitaky ny GTT(AY) any ivelany any zao ilay Génocide be tetsy Ankadindramamy dia efa tafiditra ao ami tatitry ny tsy fanajana zon'olombelon'ingahy Barak Obama sy Hillary (ilaron) Clinton, ary hamafisin'i Amnesty (Amnezika) International amin'ny alalan'ingahy Congolais (kongona) misolo-tena azy
Mampme beuuuu!
novalian'i andrywui ny 26/12/2012 15:11
2. andrywui ( 08/12/2012 09:16)
hahahaha marina mitsy letsy zany à de miteniteny fona any zao ry lerony oe camion tgv iny , i Rajoelina mitsy no soferan'iny camion iny ,otrizany marina mitsy no fotopisainandry zalah magro reo .
3. locl ( 08/12/2012 11:45)
Indrisy manko fa mbola misy ihany ny gasy faly aminy fahorian'ny sasany, atao ahoana moa fa mbola vitandratsin'i HAT izao zava-mitranga izao, dia tsy maintsy hananararaopaty indray izany ny président HAT mba hampiakarana ny quota.Tssssssssssssssssssssssss
4. andrywui ( 08/12/2012 22:58)

locl:

Indrisy manko fa mbola misy ihany ny gasy faly aminy fahorian'ny sasany, atao ahoana moa fa mbola vitandratsin'i HAT izao zava-mitranga izao, dia tsy maintsy hananararaopaty indray izany ny président HAT mba hampiakarana ny quota.Tssssssssssssssssssssssss

io sahady ary le izy ry akama !!! hita oa fa tsy maintsy zay zao no resak'ilereto !!! honhonhonohn
5. misratana ( 10/12/2012 08:48)
zany hoe ra azoko tsara zany dia fanahiniana natao iny accident iny mba hampiakarana ny quotan'ni FATY, HAHAHAHAH
tena resaky ny MATY marina kah
6. andrywui ( 10/12/2012 09:00)
Resakin'ny MATY mou ozy elah msratana ? TIM , TIM(a) fanononana azy ?? Maty. Tima , Tim .....honhonhon gaigy zany fa Ho daitra marna reto le ...marna zany n'y akama à

Tgv forever .....
7. locl ( 12/12/2012 16:40)
trengy elah ry Wui a! Vao mianga lesiny dia bababababa, aza mba donto ihany hoa
8. misratana ( 26/12/2012 05:14)
aiza daolo ny MATY fa manjaka ny FATY o
9. andrywui ( 26/12/2012 15:11)

misratana:

aiza daolo ny MATY fa manjaka ny FATY o


Hahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2959