Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
heirzo
(
28/12/2012 09:45)
Momban'ny Ody
Lasa ny eritreritro androany noho ny resaka henoko tetsy tsy teroa ka tonga ato antsaiko ity fanontaniana ity hoe fa tena mandaitra tokoa ve ny [b]"ODY"[/b] e ? Izaho manokana aloha dia tsy misalasala...
tohiny
novalian'i jobiely ny 21/02/2013 14:02
heirzo
(
28/12/2012 09:45)
Ny Ody
Lasa ny eritreritro androany noho ny resaka henoko tetsy tsy teroa ka tonga ato antsaiko ity fanontaniana ity hoe fa tena mandaitra tokoa ve ny [b]"ODY"[/b] e ? Izaho manokana aloha dia tsy misalasala...
tohiny
heirzo
(
28/12/2012 09:43)
Ianareo ve mino fa mandaitra izany hoe : "ODY" izany
Lasa ny eritreritro androany noho ny resaka henoko tetsy tsy teroa ka tonga ato antsaiko ity fanontaniana ity hoe fa tena mandaitra tokoa ve ny [b]"ODY"[/b] e ? Izaho manokana aloha dia tsy misalasala...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 24/01/2013 14:44
asdepique
(
28/12/2012 05:08)
Ho avy ny loza - hafatra farany ho an'ny Malagasy
Miarahaba antsika rehetra mpiserasera,
Ho avy ny lozabe (grande tribulation) ka manasa antsika rehetra haka an'ity hafatra ity sy hi-imprime izany ary hizara izany amin'ny Malagasy rehetra fa ho avy ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/01/2013 09:01
Maranatha
(
27/12/2012 08:46)
Hafatry ny anjely fahatelo
Misy hafatra ny anjely telo ao amin'ny apokalipsy faha 14.
Ny fahatelo amin'io hafatra io dia manao hoe: Apok 14:9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/02/2013 06:17
bazylou
(
26/12/2012 05:54)
diiiin, ty reto ee
eto mada ry zalahy a.
rehefa mandeha eny andalana eny ianareo dia be ny manahy slip eny rehetra eny.
faly ery manahy le slip kely efa manify dia manify sady ratsy beeee.
beuuurrrrk
slip friperie 150...
tohiny
novalian'i vale ny 03/05/2013 10:47
andrywui
(
24/12/2012 13:53)
MANAOVA FETY ABY KALONGANY ARY !!!
AMIN'NY FIDIRANA MIFAMPITANA ETO ISIKA !!! satria amin'izay kou i president vao haneho ny tena heviny ??!!!??!! sur alou fa le heviny de oe hilatsaka aho fa tsy hiteniteny otran'ny an'ny sasany oe tsy...
tohiny
novalian'i misratana ny 26/12/2012 05:12
Tefigasy
(
24/12/2012 05:06)
Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra
Mirary krismasy feno hasambarana ho antsika rehetra. Maniry ny mba hampandrosoantsika an'i Jeso, ilay teraka ho mpanjaka, ao an-trano sy eo amin'ny fiainana manontolo, fa na tranon'omby aza nekeny mba...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 28/12/2012 14:10
Fiffi
(
23/12/2012 13:27)
Manaova Noely sambatra daholo.....
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/db2e10151ed39b9d62222d100fe4239e.gif][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/db2e10151ed39b9d62222d100fe4239e.gif[/img][/url]
[url=http://forum.se...
tohiny
novalian'i dadabe ny 23/03/2013 04:12
niryna
(
23/12/2012 03:17)
Resaky ny tanora: Sarimihetsika tsy azo jerena
Tsy mety mahatoky ahy mihitsy ny rar hoy izy ary misy sarimihetsika izay tiako jerena ilay izy kanefa tsy avelany aho.Inona re no fomba asehoko azy ireo anehoako azy ny fahatokisany ahy e
Ratsy ilay...
tohiny
novalian'i didi10 ny 24/12/2012 06:24
andrywui
(
23/12/2012 00:11)
ssssh !! refa tsy tonga ny fara andro de ny fara andron'i dada ndray atrehina !!!
asa na mba avelan'nyolona hiditra na ho taraiky any ananonannn any ty dadanareo izy ty be vava be no mahakamo ny olona aminy , tsy kitoza lasany no mapalaelo fa le FIDINGIN'NY RAMBONY ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/12/2012 00:13
niryna
(
21/12/2012 19:54)
Akoho miaraka amin'ny girofle
Sakafo noforoniko izy ity kanefa dia tsara tokoa raha te hanandrana hianao
Zavatra ilaina
Akoho na iray lehibe na akoho tapatapaka ( helany fotsiny na fe fotsiny sns )
Siramamy roa ny sotrobe
me...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/09/2013 03:51
niryna
(
21/12/2012 18:26)
Iza ary io lazainy io ?
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika mandrakariva . Mirary ny rehetra tratry ny krismasy ny tenako.Velona sy mahery ny tenin'Atra ka na dorana aza dia tsy ho levona !
Ny Testamenta Taloha sy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2013 03:36
sitlo
(
21/12/2012 15:58)
Dadabe noely o, omeo bonbon zahay
[center][img]http://img255.imageshack.us/img255/1937/ddbiv.jpg[/img][/center]...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/02/2013 04:52
milamm
(
21/12/2012 15:56)
valan-dresaka lavanify t@ rfi...
araho eto
http://www.andryrajoelinaenaction.com/
- ny fodian'Atoa Ravalomanana zay namafisiny nifimbitro ho nanao coup d'etat nefa ...
http://www.youtube.com/watch?v=o8MgF2Y7yjM
asa na very tadidy...
tohiny
novalian'i miralenta ny 28/12/2012 12:49
ziva6
(
21/12/2012 14:54)
Vol Air Madagascar
Tena tsy azo antoka io vol io, tena hatahorana ihany, tokony hieritreritra @ fanovana ny fiaramanidina angamba
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=8WfW43f6zr8[/youtube]...
tohiny
sitlo
(
21/12/2012 13:09)
zem sy spoiler
Mety ho tsara raha asiana j'aime sy spoiler ny forum serasera.
Ny j'aime dia ohatra ny amin'ny facebook like. Efa misy(talohan'ny facebook) amin'ny forum hafa toy ny vbulletin sy IPboard. Ny phpBB ts...
tohiny
novalian'i sitlo ny 27/12/2012 10:28
miarana
(
21/12/2012 12:36)
"Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika"
"Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika" (Mk 9,40). Maninona no tsy io no entin'ny Kristianina miatrika ny Kristianina tsy mitovy fiangonana aminy? Rehefa mitory an'i Kristy koa izy (miaraka...
tohiny
novalian'i toriteny ny 21/01/2013 10:07
leva2
(
20/12/2012 20:53)
Ny tanjona kendrena amin'ny fivavahana
Velona Jesosy!
Nahasoa ahy ity fampianarana ity, ka zaraiko eto sao dia mba hahasoa anao koa namana isany!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=0tK0Lfl9Wmk[/youtube]
...
tohiny
novalian'i leva2 ny 22/12/2012 09:50
milamm
(
20/12/2012 13:17)
mpanao majiky anglisy
Anglisy tanora 30 taona i Steven Frayne avy ao Bradford(avy ao atsinanany Yorkshire U.K) ary anisany fampisehoana mahazendana iray nataony ity mahavariana
http://www.youtube.com/watch?v=qEc_jeGBVxs...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2012 17:55
