K'inona fa atody iady amambato ty e , voageja hono ny pasiporo

1. andrywui ( 28/11/2012 22:17)
mety tsy afaka ny hilatsaka mihitsy i dada malala ry reto fa anbkoatra anity fanenjehana be azy eto amin tanana aminireo afera na volabe sy famonoanolona sy resaka valabe ty de tena zava doza ko fa hay notazomin'ny olona koa ny pasipaoron'i dada , efa naitaita taratra zay ny olona fa nisy faty olona marobe nataony taty antanana de voageja any ny pasiporo e !!

de jereo ane fa oavy eo zao hery hitabataba be eo zao oe tsy voageja zany io pasiporo io lty a !
novalian'i andrywui ny 03/12/2012 22:40
2. andrywui ( 28/11/2012 22:18)
fa vao niainga oe ny fitsarana de ny pasipaoron'i dada aloha no notakian'ny olona ho alaina !

loooooozzzaaa !!!!
3. andrywui ( 28/11/2012 22:19)

Raharaha 7 Febroary – Nosintonina indray ny pasipaoron’i Marc Ravalomanana(0)
Voageja mety tsy ho afa-miala ao Afrika Atsimo indray ny Filoha teo aloha, Marc Rava- lomanana. Araka ny fampitam-baovao nivoaka tamin’ ny onjam-peo Rfi omaly dia noesorin’ny Fitsarana afrika-nina tatsimo teo am-pelantanan’ity Filoha teo aloha ity indray ny pasipaorony.
Voalaza fa ny fanohizana ny fanadihadiana mahakasika ny raharaha 7 febroary izay maha voasaringotra ny mpa-norina ny orinasa Tiko no antony mbola nanamafisan’ny Fitsa-rana afrikanina tatsimo an’io fanapahan-kevitra io.
Azo heverina anefa fa mbola hiankina manontolo amin’izay fanapahan-kevitra horaisin’ny vondrona Sadc ato ho ato ny fahafahan’ity Filoha teo aloha ity mitodi-doha eto an-tanindrazana. «Mety misy didy vao noraisin’ny tribo-naly ao Afrika Atsimo, fa raha ny fahalalako azy dia mbola any aminy ny pasipaorony hatramin’izao. Tiako homari- hina ihany koa fa ny vondrona Sadc ihany no afaka manapa- kevitra momba ny fodiany eto Madagasikara, ka tsy resaka daty akory no hametrahana olana», hoy ny fanehoan-kevitr’i Guy Rivo Randrianarisoa, mpitondra tenin’ny Filoha teo aloha, Marc Ravalomanana. Voalazan’ny Rfi rahateo fa «raha ny vondrona Sadc no mangataka dia afaka mivoaka an’i Afrika Atsimo mihazo ireo firenen-kafa izy, ka anisan’ izany i Madagasikara».

4. hadji ( 29/11/2012 04:53)

andrywui:

misy mihaino?
5. andrywui ( 29/11/2012 06:40)
Eee tsy n'y famalian'ny mpiondana eto mitsy no zavadehibe à (zay manko no mba fiadiana entin'i hery hanetsenana ah atsy)
Zao le izy ra hadji à mamaky fotsiny de mangirifiry nareo de mitomany ,zay no tena zavadehibe
Ok ve ?
6. andrywui ( 29/11/2012 06:50)
Lazao fanivadika Tgv daolo kou ary ry zareo Sud.Af de zay no antony nibirdéna n'y pasiporony ,sa ndray oe voavidy volan'ny Tgv , tsy mihaiky mitsy oe tsy mety n nataon dada lisany ,efa presque n'y firenena retr mitsy v no manenjika azy de mbola misy sah mamaly iany reto mpiondana lany Mofo reto honhonhon
7. hadji ( 30/11/2012 08:16)
EFA TSY RAHARAHIAN'NY OLONA MBOLA IO IHANY IZAHAY TSY MANDROAKA FA LAZAO DAHOLO IZAY LAINGA ANY E ARY LE PHONE AN'I MIALY VERY IZA NO NAKA AZY? VALIO E
8. andrywui ( 30/11/2012 09:46)

hadji:

EFA TSY RAHARAHIAN'NY OLONA MBOLA IO IHANY IZAHAY TSY MANDROAKA FA LAZAO DAHOLO IZAY LAINGA ANY E ARY LE PHONE AN'I MIALY VERY IZA NO NAKA AZY? VALIO E
honhonhon taolana n'y nify ka mimeme rahadji à .
Tsisy resaka aforoniko zany fa vaovao mivoka eranizao ttlo zao e ,n'y resaka phone ndray tsisy dikany,zany fa i dada mamay be atsy Sud.Aff no mapiasa n'y detetin'ny oul zao ,tsy ho afaka ilatsaka ane i dada e tonga de very faty any izy
9. misratana ( 02/12/2012 05:40)
marary fo be ra-hadji, mahatatesa letsy ny valin'ny hetraketraka nataonlisany teto nandritra ny 7 taona a!valy fingika fingaka e, valy fingaka figoka
10. andrywui ( 03/12/2012 22:40)
misratana ---))) marina mihitsy zany ry akamako aaa

asa na odiandry lerony tsy tsaroana na tena tsy tsaroany ny fijaliambe 7taona teto amn tanana , fa tsisy kofboay mahazo mikandrakandra kely zany fa nataon'i tiko sy magro daholo hatramle mba manera taxibe kely azoana arzato kely hinanana zemaika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2725