Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
cyril ( 16/10/2012 04:42)
Manimanina ny fahiny e
[IMG]http://imageshack.us/a/img15/2213/sarkozyrajoelina.jpg[/IMG] Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i cyril ny 05/11/2012 16:09
mahafantara ( 15/10/2012 10:18)
Mitantara ny fiainany io Andry Prince de Satan...
Resahany ato ny momba: - Ny fahazazany - Ny tsiambarantelon'ny tarika Mahaleo - Ny amin'ireo zaza tsy hita na very - Ny amin'i Pasteur Mailhol sy ny 2013 - Ny amin'ny Secte Satanique - Ny amin'ny Voya... tohiny
RBNIR ( 15/10/2012 10:04)
NY EVENEMENTS ESCHATOLOGIQUES NA IREO ZAVATRA HITRANGA HANAMBARA NY FIAVIAN NY FARANY
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Ara ny nambara dia hezahina zaraina eto ny zava-miafina rehetra, Misaotra Azy lehibe noho izany, Androany dia mikasika ny Evenements eschatologiques (ireo zava... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:55
manoasoa ( 15/10/2012 07:35)
fa ahoana marina e!
Asio presentation kely aloha ny finoanao sy fivavahanao e!... tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/11/2012 12:02
Miharena ( 14/10/2012 10:09)
Andriamanitra ao anaty sa ivelany?
Ny olombelona mivavaka am-piangonana dia miantso an'Andriamanitra mpamorona izao rehetra izao avokoa. Ny vavaka iray ohatra dia milaza hoe Rainay izay any an-danitra..., rehefa adika teny frantsay i... tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/11/2012 11:55
jantina ( 12/10/2012 09:59)
hira noelin-dRaimbilanja
Ho an' ireo antoko mpihira any am-piangonana dia fotoana fanombohana ny famerenan-kira krismasy izao. Mba tsy hamerenana izay natao t@ taona lasa dia mitady hira vaovao aza moa Zah ndray mahatsiaro ny... tohiny
novalian'i jantina ny 23/10/2012 12:34
moustaraf ( 11/10/2012 03:22)
3 andro sy 3 alina
Adihevitra tokoa io "3 andro sy 3 alina "io eo amin'ny samy mpitoriteny sy mpampianatra baiboly, inona marina no dikan'io teny io? sy ny tiany lazaina? -Maro ireo leo adihevitra ka milaza hoe: Importa... tohiny
novalian'i moustaraf ny 10/11/2012 17:29
bazylou ( 10/10/2012 17:16)
ny gasy hoaho tsy mahavita azy raha tsy misy vazaha
ny gasy ry zareo dia olona kondrana ihany satria tsy mahavita zavatra raha tsy misy vazaha manome saosy....... Eto mada tsy misy zavatra vita raha tsy misy taim bazaha mandeha ao. na wc pokonolona aza... tohiny
novalian'i AMIG0 ny 29/10/2012 10:08
Vahiny7 ( 10/10/2012 11:39)
Un Madajazzcar 2012 sans grand Jazz de Madagascar : déception
Un festival international digne de ce nom et, qui plus est, ayant eu le label" Django d'or" est, avant tout, une plateforme de rencontre internationale. Ce dernier mot -international - est important. ... tohiny
Ratoa ( 09/10/2012 14:42)
four halogène
Miarahba antsika etoana izay manana four halogène ka efa nampiasa azy , mba ilazao ny soa azo aminy sy ny tsininy eto fa mikasa ny hividy aho Misy mivarotra ve etoAntananarivo? Miasaotra mialoha... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/10/2012 11:51
manoasoa ( 08/10/2012 05:11)
misy manao Arnaque ato fa mila mitandrina isika
Ny message alefany ho anao rehefa manome e-mail azy ianao dia fitadiavam-bola hoe omeo anazy hono ny Compte nao andefasany vola!Olona vaovao ato anaty site serasera izy io Loves01 efa nofafany ny mom... tohiny
hery ( 07/10/2012 20:29)
Fampidirana sary eto amin'ny forum
Araka ny hitanareo dia misy fampidirana sary tsotra dia tsotra eto amin'ny forum ho an'izay mampiditra lahatsoratra misy sary. Eo ambanin'ny fanoratana dia misy fampidirana sary. Raha ohatra ka tsy m... tohiny
andrywui ( 06/10/2012 20:40)
tsy hay intsony oe inona ty fa de izy io e !!! malagasy !
[url=http://]http://youtu.be/AVawIHJVc6c[/url] [youtube]http://youtu.be/AVawIHJVc6c[/youtube] http://youtu.be/AVawIHJVc6c... tohiny
novalian'i JamesR ny 09/10/2012 06:25
hery ( 06/10/2012 13:03)
Mila mpanome rà maika
Efa henonareo ihany angamba fa misy ankizy kely herintaona sy tapany marary nanaovana antso avo hifanampiana. Amin'izao fotoana izao dia mila rà maika indray ilay zaza koa manentana antsika izay afak... tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2012 12:10
sitlo ( 06/10/2012 01:16)
misy mafia hoe e?
Efa imbetsaka ihany izay no nahenoko fa misy mafia hoe eto Madagasikara. Somary tsy dia nampiraika ahy loatra fa antsika gasy koa moa ny honohono mandeha be. Fa iny nambaran'ny ambasaderan'ny Alema in... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/10/2012 14:39
manoasoa ( 04/10/2012 13:51)
Ho avy Kristy
Efa vonona ve ianao?... tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/10/2012 10:23
pizza ( 04/10/2012 11:04)
ahoana ny atao
ny vadiko de saropiaro be ka na ny namany na ny zandriny no miresaka amiko de tezitra izy. ... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 18:06
jantina ( 03/10/2012 10:18)
lohataona famafazana
Efa t@ volana agostra sy septambra ny fandrantsanana ny hazo fihinam-boa sy ny voninkazo toy ny raozy ary ny famafazana ny voan'anana sy voam-boninkazo maniry @ fahavaratra any @ emisphère sud toa an... tohiny
novalian'i jantina ny 09/10/2012 14:06
AMIG0 ( 02/10/2012 11:12)
Homeo hevitra manokana
HIKARAKARA FETY SY FIHAONANA IZAHAY.. SOMARY LAFO BE ANEFA ILAY IZY RAHA HO AN'NY MALAGASY, (Mino aho fa tsy mahantra sika, fa amin'izao krizy izao dia; saortra be ny mitadi-bola). Ka ahoana e, asi... tohiny
novalian'i ndramesy ny 14/11/2013 17:54
heirzo ( 02/10/2012 08:00)
manin ny PC rehefa
Slama daoly tska fa manin kay ny PC rhf velomina dia ts mety tonga am le demarrage de windows iny mints... tohiny
novalian'i nilex ny 21/11/2012 13:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4841