Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
AMIG0
(
01/10/2012 17:37)
Ho an'ny tompon'ity serasera ity
za ve bandy mpanakorotana eto sa pialavanona, sa ahoana ee!??
(mba miezaka ihany ny ho hendry sy hifankahazo eto fa voafafa faona ny ps-nay)
Ary efa tena reraka iany aho no mamorona emai-l sy mieritr...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 16:30
Lars
(
29/09/2012 07:59)
Ny fiangonana apokalipsy: fanambakana oul @ fomba ankolaka
Kaiz dôly rreto a! Ty mba mis zvtr mahalasa saina kely ahy iany momba io fiangonana apokalipsy io e! nareo v ts maita oe fanambakana avo lenta io ataon'i mailhol ny mpino ao @ny io? Ry mpino kou mou ...
tohiny
novalian'i methode ny 08/11/2012 12:21
andrywui
(
28/09/2012 08:44)
Ry vehivavy a, rehefa mba misy bandy mikoty de tonga de maneke !!!!....
Fa maninnn ??? .....
Torohevitra tena sérieux ny ahy ty fa tsy vazivazy à ...tonga de maneke oa d'accord oe miainga ah ...
- ny isan'ny lehilahy tompokovavy dia 47,68% eto ambonin'ny tany
-ny veh...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2012 00:31
kakely
(
28/09/2012 04:15)
MBA ANDRAMO NE E!
Lu doly! Milay be reto le trondro alaina ro a!(trondro lena io a). Atao amle matavy tsara reny ary atao tsara nahandro tsara, fa oaie tsy ifankaitana mitsy eo ampihinanana azy....
tohiny
novalian'i sipagasy ny 10/01/2013 21:16
indomerina
(
27/09/2012 19:49)
tokony itazona ny race tsika avy any asia ve isika sa ivvadika afrikanina tanteraka ?
zay hevitrao tenenina...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 31/01/2013 12:43
Kakely
(
27/09/2012 04:37)
METY HISY FIATRAIKANY VE?
Salama dahl, te hositran amn' aretim-bavony zaho de nataoko ilay saribao kininia, natahotra indray nefa za sao de hisy fiatraikany amin zaza ato ankiboko, zaho mako bevohoka. Mety hisy ifandraisany ve...
tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2012 10:42
niryna
(
27/09/2012 04:20)
Ny zanako koa nalefako tany
Sendra tafaresaka tamin'ity rangahy iray ity hono ity manamboninahitra iray ka nitaraina mafy fa ny zanany nalefany tany Israely ary rehefa niverina nody dia lasa nivadika ho kristiana
Ny ahy koa hoy ...
tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 05:17
niryna
(
27/09/2012 00:58)
Fangataham-pitahiana ho an'ny firenena
Vavaka
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy sai...
tohiny
novalian'i zetsarazony ny 21/01/2013 10:19
niryna
(
26/09/2012 23:38)
Kolokoloina kely ny saina e
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy...
tohiny
niryna
(
26/09/2012 23:36)
Sakafom-panahy
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy...
tohiny
niryna
(
26/09/2012 23:35)
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendr...
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy...
tohiny
niryna
(
26/09/2012 23:33)
Fangataham-pitahiana ho an'ny tanindrazana
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy...
tohiny
niryna
(
26/09/2012 23:27)
Fangataham-pitahiana ho an'ny firenena .
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/09/2012 02:02
tineh
(
26/09/2012 06:45)
ilaina ve ny fianarana @ ecole expression française?
Moa ve tena ilaina ny fampianarana zaza any @ expression française? sao dia ho hadino ny kolontsaina malagasy e? Tsy mety ve raha ao antrano fotsiny izy no zarina miteny dia vita toy izay handanian...
tohiny
novalian'i ZAKAIOSY ny 06/08/2013 17:31
cyril
(
26/09/2012 01:56)
ary raha averina ny fahapanjaka?
Sarotra be le resaka presedent fa ra vao misy lany eo dia raikitra ndr1 ny coup d'Etat.
Tena mila miverina misy mpanjaka otran'ny anglisy mitsy no mety.
De merina iany no azo atao mpanjaka satria za...
tohiny
novalian'i cyril ny 11/10/2012 01:02
cyril
(
26/09/2012 01:19)
jenjina richara
Ny tsy arak'i Richara nge dia rasil iany no akamandry Remenambila e
Aiza no ananan'ny takapa kely eny ambanivolo kalaky raha tsy rasil no nanome azy. Kalaky 1 omby 1. Bizna dofisy tsara izany
Ny mampi...
tohiny
novalian'i cyril ny 11/10/2012 01:35
pissounnette
(
25/09/2012 14:50)
celibataire à 23ans
bonjour daholo
zah reto efa 23 ans nefa mbola celibataire ah
voafitaka foana ah , 2 ny lehilahy efa niaraka tamiko
le voalohany tsy afaka nivady zay fa nahitan'ny rai amandreniny
olona avy any aminy ...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 18:04
manoasoa
(
25/09/2012 07:45)
Fitarainana ny amin'ireo taxi-be
Maro ireo taxibe no manao izay saim-patany eo ampanaovana ny asany.Indrisy anefa fa otrany sady tsy miteny intsony ny mpanjifa fa maraka izay rehetra ataon'drazeo.Eo ihany koa ny tsy fandraisan'ireo k...
tohiny
novalian'i pulm ny 22/11/2012 10:26
didi10
(
24/09/2012 13:38)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 05: Ny Kristiana sy ny didin'Andriamanitra
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=6VDrTggX6IY[/youtube]...
tohiny
novalian'i leva2 ny 30/09/2012 09:23
pissounnette
(
24/09/2012 12:47)
mba mangataka soso kevitra kely
faly miarahaba anareo rehetra aho misy probleme kely tiako hakana conseil @ internaute rehetra
surtout ireo olona efa niasa @ ireo secteur 2 voalazako etsy ambany cadre @societe offshore iray aho @zao...
tohiny
novalian'i CHARD61 ny 27/08/2020 05:50
