Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nygasysoafifameno ( 09/09/2012 18:04)
faut-il craindre une Guerre civile à Madagascar?
Misy ireo haino aman-jery (gazty) milaza hoe mety hisy ady an-trano "guerre civile" hono ve eto Madagasikara? manasa anao hijery ny fanazavana momba izany ary mitory fanabeazana ho olom-pirenena ny Pr... tohiny
novalian'i ZAKAIOSY ny 06/08/2013 23:19
Kotozafy2012 ( 08/09/2012 14:35)
Programme Fampianarana Iaire sy IIaire
Ao anatin'ny fivoahan'ny lisitry ny afaka Seconde isika izao izay hita fa vitsy dia vitsy raha ny aty Ambatondrazaka manokana. Lasa ihany ny saina mijery ny lesona ao @ taranja Histo-Géo sy ny Malaga... tohiny
novalian'i ral_ ny 22/09/2012 11:35
Veloo ( 06/09/2012 19:32)
Soa mihevitra - avy tao @ gazety
Sao mihevitra Ny fanaovana herisetra Dia manam-petra Tsy refesi-mandidy Hioty mangidy Hisy fiafarany Tsy loza aman-tany Ny miseho be sandry Ny sainy tsy tafandry Saro-tahotra aok’izany Ma... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/09/2012 02:17
didi10 ( 06/09/2012 06:02)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 01: FIBEBAHANA
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=DQHFKzER4Es[/youtube]... tohiny
novalian'i leva2 ny 07/09/2012 19:43
hadji ( 06/09/2012 05:24)
SAMY ISIKA
FA MANINONA KAY NO MAMPIRAFY NY OLONA REHEFA MANAMBADY SY MIHATSARA NY FARI-PIANANY ... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/04/2013 00:35
andrywui ( 05/09/2012 19:30)
dada oa aza mbola maimaika hilatsaka zany fa....
Mbola maloto akanjo. Sady mbola bokatrosa ... tohiny
novalian'i hadji ny 14/09/2012 14:22
hadji ( 05/09/2012 16:37)
SAINO KELY
HATRAIZA NY FETRAN'NY FIATIAVANA TANINDRAZANA SY NY SEZA LAZAINA MISY MARITIORA FOANA REHEFA MISY SAKOROKA NEFA MAIKA HAKA SEZA NY VAHOAKA KOA MORA TAIRINA E... tohiny
novalian'i hadji ny 06/09/2012 04:43
Maranatha ( 05/09/2012 11:19)
Fepetra hoan'ny Fiangonanan'Avoindrindra
Manana ny fiangonany i Avoindrindra izay mifandray amin'ny fiangonany any an-danitra. Misy fepetra maro manaporofo io fiangonany io ka raha tafiditra ao anaty fepetra izany vao azo lazaina fa fiango... tohiny
novalian'i Miharena ny 15/09/2012 02:36
andrywui ( 05/09/2012 10:37)
Misokatra izao ny dossier momba an'ireo olona voatifitr'i dada teo Ambohitsorohitra !
- Otran'ny elabe le resaka ka de avoaka ho fantabahoaka aminzay zany ny tena isan'ny olona maty voatifitr'i dada sy ny porofo fa i dada sy ireo tompomenakely no tena nandripaka olona teo Ambohitsorohi... tohiny
novalian'i hadji ny 13/09/2012 13:50
vatofototra ( 05/09/2012 06:58)
Patrick RAHARIMANANA Candidat à l'élection Présidentielle Emission radio sur Space Radio
Patrick RAHARIMANANA Candidat à l'élection Présidentielle Emission radio sur Space Radio Emission radio sur Space Radio 104.6 fm Antananarivo. Patrick RAHARIMANANA Candidat à l'élection Préside... tohiny
didi10 ( 04/09/2012 15:03)
Litorjiam-piangonana
Miangavy antsika aho mba samy hanokatra ny fomba fijery eto amin'ity lohahevitra ity. Aza raisina ho fanenjehana re!!! lazaiko amim-panajana ny zava-misy hampitana ny hevitra. Ireo fiangonan-dehibe r... tohiny
novalian'i Miharena ny 07/09/2012 03:34
bor2lais ( 02/09/2012 11:29)
Ireo endri-pivavahana misy amin'izao fotoana izao eto Madagasikara
Indro misy article amin'ny teny frantsay sendra hitako mikasika ny fivavahana ho an'izay mety ho liana amin'izany ary mety ihany koa hanampy ny fanarahana ny dinika mandeha eto amin'ity sehatra ity !... tohiny
andrywui ( 01/09/2012 09:05)
andao ho soratana teny Malagasy mazava sy ofisialy ny ato e
Maninona raha andao isakin'ny manoratra ato amin'ny serasera manomboka izao dia hezahina ho soratra mazava sy azo vakiana ary tsy misy abrev na argot na style sms no ho averin-tsika ato e ,mety hitari... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/01/2013 05:23
kikkou ( 31/08/2012 15:16)
Mangataka soso-kevitra!!!
Izaho vehivavy manambady vao roa taona izay. Hatramin'izao anefa mbola tsy nahazo zazakely mihintsy ary efa nanao fitiliana daholo izahay mivady. Dia hita fa izy no tsy miteraka, izaho tsy misy problÃ... tohiny
novalian'i lalariss ny 23/11/2012 05:34
ronaldo09 ( 31/08/2012 11:42)
Ny antony tsy ahafan-dravalo hilatsaka
Nandihy tsy afa-tavony raha izay no ilazana ny filoha teo aloha Ravalomanana raha naheno fa ho dinihina ny fodiany ato anatin'ny roa volana, tsy te hahalala zavatra hafa koa iny rangahy iny fa izy ... tohiny
novalian'i hadji ny 11/09/2012 15:29
arist ( 31/08/2012 06:19)
mitady pate fanaovana sambos na nem
manahoana daholo Mba misy afaka manoro ahy ny magasin sinoa eto Antananarivo mivarotra pate fanaovana sambos ve azafady o Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Ratoa ny 10/10/2012 12:18
didi10 ( 30/08/2012 10:10)
Ny olombelona sy ny fahatanterahana
Maro amintsika no mihevitra fa raha mbola olombelona dia tsy misy tanteraka na dia iray aza, mpanota ny olombelona ka "impossible" izay fahatanterahana izany hoy isika. Ity anefa ny hafatry ny Tompo ... tohiny
novalian'i Miharena ny 07/09/2012 03:56
RBNIR ( 30/08/2012 09:17)
FAHAMARINANA SY FAMONJENA
Faly miarahaba sy manasa ny namana rehetra, Fandaharana ao @ TN TV UHF 471.25 anio alina amin'ny 8h 30. Samia ho tahin'ny Tomp namana,... tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/09/2012 13:17
sitlo ( 29/08/2012 08:09)
fahafatesana sy ny lanjan'ny olombelona
Maty ve ny olombelona raha miala ny "atome" iray eo aminy? Mino aho fa tsia daholo no ho avalinareo. Dia izao ary, raha ohatra ny olombelona ny habehan'ny Univers, dia mila ho ohatra ny atome ny habe... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/10/2012 04:00
hadji ( 29/08/2012 04:14)
krizy
mafy loatra ty krizy ty fa mihamijaly ny osa ary miha malemy ny matanjaka fa ny mpanao politika miady seza ahona ny hevitrao?... tohiny
novalian'i hadji ny 31/08/2012 19:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.453