Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ziva6 ( 14/08/2012 12:28)
lé toe-tsaina gasy
mba nampanongo-tena kely ihany aloha raha nijery an'ity fandaharana ty, marina fa mahantra ny olona fa na izany aza lé ôtr'izao no tena mampiraviravy tanana ny olona manampy, manomboka eo @ 16:20 e... tohiny
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 18:42
andrywui ( 13/08/2012 11:51)
Tsy afaka hanao Bras de Fer mitsy reo !
- voalohany aloha de i dada any antany lavitra any ! le kely ty anefa mitana ny familiana ato ! de aiza no hanaovana bras de fer amzany !! ny hevitra mety angamba ry dada malala de ny manambitamby sy ... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:14
andrywui ( 13/08/2012 11:49)
Kely fanantenana ny amin'i dada Marc ah ..!!
- raha ny ao ampon'ny olona rehetra de ny tsy hampilatsaka an'izy mtsamy (Dada sy i Joelina) ..! saingy ny an'i dada no tena hizingizinin'ny oul mafy mihitsy ny tsy hidikidirany amin fifidianana !! fa... tohiny
novalian'i hadji ny 05/09/2012 17:32
moustaraf ( 13/08/2012 05:26)
Ny Malagasy tondroin’ny Baiboly sy ny Torah
Salama daholo! Ara-tantara: Ny boky rehetra milaza ny tantaran’ny Malagasy dia ireto no lazainy raha fintinina: 1) avy any Indonezia (Javana), 2) Arabia, 3) Afrika Hatreto dia mijanona eo ireo fikar... tohiny
novalian'i hasiniony ny 16/07/2014 08:37
mrija ( 11/08/2012 13:40)
Mba ampio e
@ Petium4 in oa n ten marque tsar sd matanjak. ... tohiny
novalian'i nilex ny 21/11/2012 13:05
mrija ( 11/08/2012 13:34)
Ambatondrazaka
Mba tongava aty aminay manao vacance eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee.... tohiny
novalian'i hadji ny 06/09/2012 05:34
dadabe ( 09/08/2012 09:00)
Mitady an i Vale sy Veloo
bisous bobaka beuh... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/02/2013 03:13
heirzo ( 08/08/2012 11:05)
fomba fi-intsaller-na système d'exploitation amin'ny usb
Sao mba misy manana logiciel ahafahana mi-installer système amin'ny usb ato azafady ? Dia misaotra mialoha !... tohiny
Pitrika ( 08/08/2012 10:44)
Génération Ravalomanana
http://www.dailymotion.com/video/xsnnnz_generation-ravalomanana_news... tohiny
novalian'i cyril ny 21/08/2012 01:10
NDINDY ( 08/08/2012 10:41)
COURS D' ANGLAIS GRATUIT
Miarahaba anareo namana rehetra Sao mba misy olona tsara sitra-po hampianatra COURS D' ANGLAIS MAIMAIMPOANA debutant; mandritra ity vacance ity .Olona mipetraka eot Antananarivo ? Misaotra mialoha ho... tohiny
novalian'i primorh ny 04/11/2012 06:57
NDINDY ( 08/08/2012 10:29)
COURS GRATUIT INFORMATIQUE
Miarahaba anareo rehetra Sao mba misy mahita olona mahay mampianatra informatique gratuit any aminareo mba hianaran'ny ankizy mandritra ity vancance ity. Misaotra mialoha ho an'izay hamaly ny antso.... tohiny
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 17:19
NDINDY ( 08/08/2012 09:37)
COURS GRATUIT MECANIQUE AUTO
Miarahaba anareo rehetra. Sao mba misy fampianarana cours mecanique auto gratuit fantatrareo mba hianaran'ny ankizy mandritra izao vancance izao eto Antananarivo ville ? Misaotra mialoha ho an'izay ha... tohiny
didi10 ( 07/08/2012 11:38)
Ny Kristiana sy ny fahafatesan'ny nofo
Tsara ny Tompo Matahotra ny ho faty ny ankabeazan'ny Kristiana, mety ho maro ny antony fa ny tena mahagaga dia [b]arakaraky ny ahafantaran'olona an'Andriamanitra no tena atahorany ny fahafatesana[/b]... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/08/2012 21:03
zazabel ( 06/08/2012 11:05)
Soatoavina
Fa inona marina ary ity atao hoe soatoavina malagasy eh? Ary ahona no tokony hatao amerenana azy? To resahana foana zany nefa tsy azoko tsara. Efa adino daholo ngamba ny lesona tany am'Lycee. Sao mba ... tohiny
novalian'i sitlo ny 07/08/2012 04:41
AndriambyII ( 06/08/2012 08:24)
Politika fitrandrahana ahavitan' ny olona mivarotra ny olona mitovy aminy . .
Juan de nova, Oil and GasY (bad) story - 1ère partie lundi 6 août 2012, par Pitchboule (agoravox) Figure 1 in «USGS Assessment of Undiscovered Oil & Gas Resources of Four East Africa Geologic ... tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/08/2012 15:41
Tibao ( 06/08/2012 00:37)
Fivoaran'ny tsipelin'ny teny malagasy
Miarahaba antsika rehetra, Rehefa mamaky ireo tahirintsoratra tamin'ny fitaon'ny Fanjakana ([url=http://www.fonds-patrimoniaux.mg/gsdl/collect/butana/index/assoc/HASH6da3/bf43720d.dir/UTBUFL4074%2528... tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2012 03:17
rar.dago ( 04/08/2012 07:57)
Azo atao ny manatsara
[url=http://wp.me/p1kZw6-j9]Améliorons notre système socio-politique [/url] Io misy rohy mba manao sosokevitra mba ho fanatsarana ny tontolo politika eto Gasikara ka mba maniry ny ahafantatra ny h... tohiny
novalian'i cyril ny 21/08/2012 01:10
jajajaly ( 03/08/2012 11:23)
Vaovao tsara!!!
Hisy fahagagana atao eto an-tany tsy ho ela. Mino izany ve ianao. [img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/08/03/120803012945945206.jpg[/img] [img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/08/03/12080301... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 22/08/2012 04:15
lovegod ( 03/08/2012 08:47)
Andrana (essai) amin'ny fifanankalozan-kevitra: Andriamanitra sy ny vahoaka malagasy (fahiny sy ankehitriny)
Rehefa mba namaky izay rehetra voalaza ato amin'ny forum sy indrndra loha hevitra iray: 'soso-kevitra sao mahasoa" dia talanjona ny tena mahita fa tena mitondra fifanolanana ny fomba fiady hevitra e... tohiny
novalian'i RBNIR ny 04/02/2015 06:11
felampaiso ( 02/08/2012 19:06)
fitafiana ivelany: azo itsarana ny kristiana ve ?
Midika inona marina ny fitafiana eo amin'ny mpino,amin'izao lazaina fa andron'ny fandosoana izao dia mitady hihalefy ny soatoavina mahakristiana, ka heverina fa ara dalana sy tsy mahamenatra na dia iz... tohiny
novalian'i moi ny 27/11/2014 13:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.4222