Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tambawaks ( 17/07/2012 11:31)
resa-nono
ô ry zareo a misy fomba hafa ve, ankoatra ny chirurgie esthet, azo anangezana no2?... tohiny
Tahiry ( 17/07/2012 10:55)
sao misy mahalala e...
slt slt dôly e. Misy mahafantatra ve hoe iza no mpihira (génération Rebika) dia aiza no mety hahitana ilay hira misy hoe: "...Ny ora niarahana teo Foana sy rava avokoa Tazako ianao fony isika talo... tohiny
novalian'i Tahiry ny 18/07/2012 12:31
pimaso ( 16/07/2012 19:28)
tsy mety afaka @ fampirafesana
tena tia vady nefa... tohiny
novalian'i vale ny 29/08/2012 15:31
pimaso ( 16/07/2012 19:09)
Sortie de Crise
Retour à la royauté... tohiny
novalian'i ledala ny 20/07/2012 20:09
Maranatha ( 16/07/2012 08:24)
Ny tantaran'i Losifera
Ny ankamaroan'ny olona mpivavaka dia maro no tsy mahalala ny tantaran'i Losifera. fa iza marina moa izy io ary naninona no lasa hoe Devoly sy Satana. I losifera dia isan''ireo zavaboharin'i Avoindrin... tohiny
novalian'i niryna ny 24/07/2012 16:46
andrywui ( 15/07/2012 23:07)
TANDREMO ny miasa any amin'ny tanin'ny TAVARATRA (arabo)
- Nikatona zao ny fandefasana olona any LIBAN ! fa nisokatra ndray i  Koweït, Seychelles, Arabie Saoudite ary Jordanie,… - tonga de milaza ah fa aza mand... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2014 16:30
andrywui ( 15/07/2012 22:40)
MITADY ANI ZAMA91 ...
Voalohany alou Hery s'il t plait de mba vahao azafady ny gadran'ilery (zama91) fa mbola voafatotrao any ho any hono ny IP nlery ! - mitoloko irery ao anaty lavaka mangitsoka ao lery miandry ny gadra... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/07/2012 17:20
Maholisoa ( 15/07/2012 21:46)
Fanaganan-tsaina malagasy any amin'ny JO Londres
Manao ahoana, Sao dia mba misy mahafantatra hoe aiza sy amin'ny firy hono ilay fananganan-tsaina malagasy any amin'ny JO LOndres ny 23 juillet ??? Azo atrehan'ny be sy ny maro ve ???? Misaotra Mahol... tohiny
novalian'i maholisoa ny 30/07/2012 07:46
hanjaris ( 15/07/2012 08:15)
Resaka fanafody gasy etsy sy eroa misy marina ve e!! lasa mapatahotra
Zany oun d misy olona mandray tanana d tonga dia lasa malemy ny tanana, misy mijery hono dia lasa adala...tena misy v izany? dia lay hoe lasa bibilava ny filahiana sns reny v, sy ny ody fitia!!! misy ... tohiny
homo ( 14/07/2012 16:39)
mba resak BANDY GAY E!
hono oa ry zareo ! ny bandy mrevy bandy ve zan tena adala sa aon marn!resabe mits mats zay teto oe adala marary saina , te anandrana, sns e, valio ar d d lazao ny hevitrareo:! msotra mialoha... tohiny
novalian'i ialahy ny 26/07/2013 15:03
laza5700 ( 13/07/2012 23:52)
Tandremo io double nationalité io.
any amin'ny faraparan 'ity intervention ity misy remarques kely tsara mba ho fantatr 'ireo zay manana double nationalité ka te-hitondra ity firenena ity http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs... tohiny
novalian'i laza5700 ny 23/07/2012 21:11
laza5700 ( 13/07/2012 23:47)
FANTARO ALOHAN'NY FIHAONANA RAVALOMANANA RAJOELINA
http://www.madagascar-tribune.com/Autour-de-la-rencontre-prochaine,17646.html... tohiny
novalian'i laza5700 ny 23/06/2013 19:17
laza5700 ( 13/07/2012 23:46)
A CONSIDERER POUR LA RENCONTRE RAVALOMANANA ANDRY RAJOELINA
http://www.madagascar-tribune.com/Autour-de-la-rencontre-prochaine,17646.html... tohiny
novalian'i laza5700 ny 21/07/2012 04:55
saho ( 13/07/2012 20:50)
Zava miseho ao Syrie hatramin izao....sy ao Gasikara
Faty marobe no hita sy manerana ny tanana ao Syrie , mba betsaka ihany izay firenena arabo nandalo le lohataona arabo araka ny filazan ny journaliste azy, toa Lybie, izay nahafaty ny pres Kadaffi, tao... tohiny
jajajaly ( 13/07/2012 08:10)
Fitsaharan’Andriamanitra
«Mbola misy sabata fitsaharana ho an’ny olon’Andriamanitra.»â€”HEB. 4:9. Ny Genesisy toko voalohany no ahitantsika fa enina andro no nanomanan’Andriamanitra ny tany mba honenan’ny olona... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 01/08/2012 08:10
Miharena ( 12/07/2012 15:27)
Nofo ve mira fanahy?
[quote] Olona nofo no lazain'ny baiboly fa handova ny tany, hono oà Miharena, ireo lazain'ny baiboly fa ho tafita velona, zai tsy ho faty aorian'ny Ara-magedona, ahoana ireo ? Vatana nofo sy ra no ho... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 21:36
simplex ( 12/07/2012 14:30)
rvg
sefo aaa tsy mande ny rvg... efa hatry ny omaly io thanx,... tohiny
novalian'i Tanora ny 14/07/2012 12:17
homo ( 12/07/2012 10:31)
ty mba mis resak vaovao e! ...
ty mba mis resak vaovao e! RESAKA BANDY SAMY BANDY TY A! ze afak mamal d vallll... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/07/2012 08:40
didi10 ( 12/07/2012 09:56)
Ireo fahavalo 3 tsy maintsy resena!
[b][u]Apok 3,21[/u][/b] 21 Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fia... tohiny
novalian'i bor2lais ny 17/07/2012 12:32
RBNIR ( 12/07/2012 06:49)
MIBEBAHA DAHOLO RY NAMANA ISANY MATAHORA AN ANDRIAMANITRA
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Raha Kristianina ianao mamaky ity dia hoy aho hoe MIBEBAHA, Maro ireo sitrapon'Andriamanitra nampianarina anao (tsy fantatro fa anao sy Andriamanitra irery ih... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/03/2013 07:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.2318