Tandremo io double nationalité io.
1. laza5700
(
13/07/2012 23:52)
any amin'ny faraparan 'ity intervention ity misy remarques kely tsara mba ho fantatr 'ireo zay manana double nationalité ka te-hitondra ity firenena ity
http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs

novalian'i laza5700 ny 23/07/2012 21:11
2. saho
(
14/07/2012 14:19)
Ny resaka double nationality dia hahazoana tombotsoa double, hahafahana mitondra fahaizana na fanabeazana mifanakalo, indrindra fa ireo manampahaizana nandia fianarana ambony, tsotra fotsiny, ilaina ny savoir faire na aiza na aiza, fa ny tombotsoampirenena nihaviana no tena tokony omena lanja bebe kokoa
>Indrisy anefa fa korontana ambony ambany ny zava misy any Mada, tsy fantatra lohany sy vodiny, mandreraka ary tena psychose b no hiafarana raha zao no mitohy
Zay tompon ny teny farany anefa tsy hita mazava sy voafaritry ny lalana, miala bala sy miala andraikitra rehefa tojo ny sarotra, ilaina anefa ny vahaolana na eo amin ny fotoana sarotra na fotoana mora
Aiza ho aiza izao ny manampahaizana tena nandia fianarana, indrindra fa ireo nahatody izany taty firenena Allemagne, toa tsy hita daholo, misitrika sa tsy manana fomba finiavana hanokatra ny lalana maizina ho hazava, anisan izany ankizy nandia fianarana taty Allemagne izany maro2 ihany fa asa na ahoana na ahoana no fiafaran ilay fahaizana nalaina taty
Vahaolana ho an'i Gasikara, dia isika ihany no nahatonga izao crise izao, ary isika ihany no hamaha io crise io, tsy miandry ny vazaha be mena sofina, na miandry ny afrikana mainty, na miandry ny olonkafa fa Gasy ihany no tompon'ny famoahana crise, asa na rahoviana vao tonga saina na rahoviana fa efa lentika zao ny sambo...lentika lalina be
Izay mbola mahazo tombony amin izao fotoana izao, aoka hahatsapa fa tombotsoan ny vahoaka sy firenena izao no ilaina, fa tsy tombotsoa manokana ho an ny tenany
Avoahay le olompirenena mamirapiratra nilentika b niaraka tamin ny sambo, avoahay ny tena fahaizana mahay mamindra amin ny fotoana sarotra, lalana mizotra misy mamingana foana. asehoy fa mila anao ny firenena....
"Dia ho tany sambatra ilay Madagasikaranay"

laza5700:
any amin'ny faraparan 'ity intervention ity misy remarques kely tsara mba ho fantatr 'ireo zay manana double nationalité ka te-hitondra ity firenena ity
http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs
3. sitlo
(
18/07/2012 03:00)
Miala tsiny amin'i saho aloha raha dinganiko ilay fanontaniana fa ny reaction-ko amin'ilay video youtube no tonga dia alefako.
Maharikoriko ahy ilay olona sy ny toe-tsainy. Itony ilay mimenomenona fa generation sacrifiée eh. Nefa avy eo hoe manam-pahaizana avy any andafy eh.
Nisy tany izay izao. Efa hofefena, izay vao fantatry ny tompony hoe nisy nivarotra ny taniny. Tsy ny azy irery ihany fa ny an'ny olona manodidina teo mihitsy. Ny olona rehetra mahalala hatramin'ny andron'ny dadabeny fa an-dry zareo ilay tany.
Dia mba nampiakarina tribonaly ny raharaha. Ny vola fotsiny no lany fa kay avocat ilay namaritra an'ilay tany.
Dia araka ny voalazan'io youtube io hoe, ry zareo ao ange ka mifankalala daholo.
Ireo tompon-tany amin'io tsy afa-nanaotra fa tsy vita baorina ny tany. Ny ranomaso sisa no nipololotra.
Dia tsy menatra ery io hoe mpitsara io milaza fa farafahakeliny 90%-n'ny mpitsara no manao kolikoly. Mpitsara izy amin'io an. Dia izany hono no tsy mampandroso ny firenena satria ny jiolahy sy ny mpitondra manodikodim-bola tsy misy migadra satria manome tsolotra ny mpitsara fotsiny.
Dia raha tiana ho foana izany hono dia mila ampiakarina avo fito heny eo ho eo hono ny karamany. Amin'izay tsy mifampiaro intsony ny mpitsara. (Zavatra tsy logique mihitsy)
Dia ampiany hoe, ny toe-tsaina izany tsy miova raha tsy aman-taona. Izany hoe tsy hiova izany ny toe-tsain'ny mpitsara fa omeo vola be ry zareo.
Dia ampiany koa hoe, tokony ovaina ny lalam-panorenana ka ny pouvoir executif tsy afaka mibaiko ny mpitsara, eny fa na ny minisitry ny fitsarana aza.
En concl, ampitomboy avo 7 heny ny karaman'ny mpitsara. Aleo izy hanao izay tiany atao fa rehefa manam-bola be izy hangina eo ihany. Na izany aza tsy hiova ny toe-tsainy...
Ireto antoko politika AVI sy Fanavaozana ireto mihitsy no rangory fototry ny afon'ity krizy ity.

4. AndriambyII
(
18/07/2012 07:09)
Tena itony izany reo antsoina oue mptsara vôtany vôvidy hatrany @ tsnaimaintiny ? Tsss aleo ireny hijanona any ivelany any ihany fa mbola tss matotra !! Tsotra kely ilay mtsikera fa sarotra ny mahalala ny anton-javatra !! Ireny le tss mahita afatsy ny volonkorony mvôka lavabe lalaoviny @ lelany lavabe , fa ny kôkô tsisy ranony tsony ..Tss !! Loll !
5. laza5700
(
20/07/2012 07:35)
Grave lehiretsy ny fialonana misy amin-tsika Malagasy ka! Gaga fotsiny aho mahita ny commentaires feno fanaratsiana sy fankahalana ataon'ireto AndriambyII sy Sitlo ireto. Na ireo tsy nihaino tsara ny zava-boalazan'io Ranamana io na efa tonga dia manana a priori noho ny complèxe d'infériorité fa samy nijery sy nihaino dia toa mifanipaka atsimo sy avaratra ny fomba nahazahoako ny tiany tenenina sy ny fahazahoan'ireto Andriambill sy Sitlo ireto azy.
Ilay razoky toa mba manazava, mamosaka hevitra hanatsaran-javatra dia toa fanaratsiana sesehena sy endrikendrika maro samihafa no mahazo azy hihihi...taolana ny nify dia mihomehy fa tena tsy te ho eo amin'ny toeran'ilay razoky aloha aho marina e! Na inona na inona marina haroso amin'ny firenena dia tsy misy fandrosoana vanona eo raha olona feno haratsiam-panahy, fialonana, fankahalana, complexe sns...toa an'itony Sitlo sy Andriambill itony no sendra maro anisa...
Za ary zao mba saika hoe haka autograph amin'io razoky io hihi.

6. laza5700
(
20/07/2012 07:46)
aza etim-pofona loatra ry Sitlo a! toa attaques personnelles mihintsy izany ataon'ingahy an'ilay ranamana amin'ilay horonan-tsary zany? sao kosa ary dia efa novitain ilay ranamana ny vadin'ingahy sanatria sa ny anabavy sa...ny reny sanatria anie izany pouah...pouah...hihihi. Mampahatsiahy ahy ny invité du zoman'i Jaona ELITE mihintsy ny kiana faoany faoany be toa an'ity ataonao ity. Tsy voatery miombon-kevitra amin'ilay Jaona ny tenako saingy tena nampihoron-koditra ny mijery ny commentaire ataon'ny toa an'itony Sitlo itony teo ambanin'ilay horonan-tsary: attaques personnelles no be fa tsy nisy adihevitra momba izay voalazan'ilay invité akory. Mbola ho ela!
Aza kivy Ry Rahalahy fa tohizo foana ny fanazavana sy fanehoan-kevitra ataonao fa tsy Sitlo daholo ny Malagasy fa misy maro mety liana sy mahay maka lesona amin'ny zavatra voalazanao sy propositions arosonao.

sitlo:
Miala tsiny amin'i saho aloha raha dinganiko ilay fanontaniana fa ny reaction-ko amin'ilay video youtube no tonga dia alefako.
Maharikoriko ahy ilay olona sy ny toe-tsainy. Itony ilay mimenomenona fa generation sacrifiée eh. Nefa avy eo hoe manam-pahaizana avy any andafy eh.
Nisy tany izay izao. Efa hofefena, izay vao fantatry ny tompony hoe nisy nivarotra ny taniny. Tsy ny azy irery ihany fa ny an'ny olona manodidina teo mihitsy. Ny olona rehetra mahalala hatramin'ny andron'ny dadabeny fa an-dry zareo ilay tany.
Dia mba nampiakarina tribonaly ny raharaha. Ny vola fotsiny no lany fa kay avocat ilay namaritra an'ilay tany.
Dia araka ny voalazan'io youtube io hoe, ry zareo ao ange ka mifankalala daholo.
Ireo tompon-tany amin'io tsy afa-nanaotra fa tsy vita baorina ny tany. Ny ranomaso sisa no nipololotra.
Dia tsy menatra ery io hoe mpitsara io milaza fa farafahakeliny 90%-n'ny mpitsara no manao kolikoly. Mpitsara izy amin'io an. Dia izany hono no tsy mampandroso ny firenena satria ny jiolahy sy ny mpitondra manodikodim-bola tsy misy migadra satria manome tsolotra ny mpitsara fotsiny.
Dia raha tiana ho foana izany hono dia mila ampiakarina avo fito heny eo ho eo hono ny karamany. Amin'izay tsy mifampiaro intsony ny mpitsara. (Zavatra tsy logique mihitsy)
Dia ampiany hoe, ny toe-tsaina izany tsy miova raha tsy aman-taona. Izany hoe tsy hiova izany ny toe-tsain'ny mpitsara fa omeo vola be ry zareo.
Dia ampiany koa hoe, tokony ovaina ny lalam-panorenana ka ny pouvoir executif tsy afaka mibaiko ny mpitsara, eny fa na ny minisitry ny fitsarana aza.
En concl, ampitomboy avo 7 heny ny karaman'ny mpitsara. Aleo izy hanao izay tiany atao fa rehefa manam-bola be izy hangina eo ihany. Na izany aza tsy hiova ny toe-tsainy...
Ireto antoko politika AVI sy Fanavaozana ireto mihitsy no rangory fototry ny afon'ity krizy ity.
7. laza5700
(
20/07/2012 08:08)
Autour de la rencontre prochaine entre l'Ex- et le futur Ex-'
http://www.madagascar-tribune.com/Autour-de-la-rencontre-prochaine,17646.html
Za nefa dia variana amin'ny faharanitan-tsaina sy fahatsoram-pon'ity ranamana ity...

8. AndriambyII
(
20/07/2012 09:22)
Tena ilay toe-tsain' ilay mpitsara mihintsy no kianiko fa tsy dia hoe misy fialonana @ iza na iza Ralaza 5700 Volts !! Ireny namana no atao hoe olona mitady seza hipetrahana , dia manafangaro sy manatsikafona ny lafiratsin' ny trangam-piarahamonina , izay lazaina fa seho tsy voatsara @ atiny sy tsy feno tanteraka noho ny tsy fisian' ny porofo eo antoerana , izay itarin' ny haino amanjery @ izay mahalafatra azy ireo .Izah koa mahita fa karazan' olona otran' ireny no tena mampikorotana ny politika @ izao fotoana izao !Andraso angeh fa asaiko manao enquetes de moralité ny akamako any canada hahalalàna an' io rangahy io tsara é ! dia ho hitantsika eto . Tsy manantandroka ny ratsy ouzz ny fitenenana , fa rehefa tojo ny sarotra ny olona dia tsy maintsy manao ny tsy fanao hahazahoana kely hioirana eo @ fiainany .
9. laza5700
(
20/07/2012 09:33)
Tsy mahalala an'io ranamana io personnellement aho. Nisy nanamarika teto indray andro ny hevitra naposany. Sendra namaky aho dia liana dia nanomboka teo dia narahiko akaiky fa hitako mahaliana sy be zava-baovao ny voalazany na amin'ny lahatsoratra maro soratany na amin'izay fisehoany amin'ny TV. Tsy haiko izay any am-pony lalina any raha araka ity teninao ity hoe mitady seza izy na ahoana fa misy ventiny foana aloha ny zavatra lazainy na soratany. Eto amintsika aza moa ity boto sy adala sady tsy nianatra no tsy misy zava-tsoa aroso rehetra ity mba miady toerana sy omentsika toerana koa raha olo-mahay sy manome proposition tsara maro be ve no mitady seza dia isika hateran-kira indray no ho mavomavo?
Averiny foana aloha ny hoe tsy manao politika izy ary tsy mitady seza fa dia ny tantara no hitsara...
Dommage be io satria ny olona toa itony, avara-pi no sady manan-kevitra toa itony nefa no tokony hiditra eo amin ny politika mba hanolo an'ireo be tsy andraofana rehetra eo ireo...

10. AndriambyII
(
20/07/2012 09:41)
Tahak' ity olona teren' ny fitadiavana ity .
http://www.lexpress.mu/story/40708-saisie-de-rs-15-millions-d-heroine-a-l-aeroport-une-femme-de-22-ans-arretee.html
http://www.linfo.re/-Faits-divers,372-/Un-Malgache-et-une-Mauricienne-arretes-pour-trafic-d-heroine .
Dia mihevitra ve io rangahy io fa tsy fantatra sy hita mivandravandra ny zavatra tiany ho kendreny @ fiainany ? Mampalahelo ilay toe-tsaina voasasa .

11. laza5700
(
20/07/2012 09:56)
Ary tonga dia négatif be foana nareo zany razoky. Areheto ny poteau eto akaikiko razoky fa tsy azoko ilay tianao hambara hoe fantatr mivandravandra ...mampalahelo ilay toe-tsaina voasasa sns...tena ratsy daholo ve ny voalazan'ilay ranamana no tianao ho lazaina? Tsy dia mitovy hevitra aminao aho raha izay. Fa raha sendra ka mahalala zava-miafina momba io ranamana io enao dia tsy manome tsiny anao aho amin'ny kiana rano iray sy ny doute be apetrakao. Fa za aloha tsy mahalala momba ilay rangahy ankoatra ny zavatra arosony amin ny lahatsoratra sy emissions dia heveriko fa betsaka ny zavatra azo raisina amin'ny lazainy...
12. laza5700
(
20/07/2012 10:18)
Anisan'ny mahafinaritra ahy amin'io ranamana io zao dia izy tsy hitako mirona amin-dRavalo sa Rajoelina. Mamosaka hevitra izy, dia hazavainy ny heviny dia anjaran'ny tsirairay no mamakafaka hoe mety sa tsia.
13. sitlo
(
20/07/2012 22:18)
Sa hanazava aho raha tsy azo, fa saingy tonga dia any amin'ny nopehan'io ny vadiko no resaka ka dia mazotoa...
14. laza5700
(
21/07/2012 04:33)
sitlo:
Sa hanazava aho raha tsy azo, fa saingy tonga dia any amin'ny nopehan'io ny vadiko no resaka ka dia mazotoa...
Namerina nijery ilay invité du zoma aho taorian'ny fanaratsiana sy kiana lava reny nataon"i Sitlo sy Andriambill pour confirmer hoe sao dia za kosa aza no diso fandray ny resak'ilay ranamana tao fa tao za nahita hoe betsaka ny hevitra tsara niposaka tao.
Mbola convaincu aho fa betsaka ny azo raisina sy tokony ampiharina amin'ny soso-kevitra narosony. Ary refa nandinika tsara aho dia tsapako fa tsy azon'i Sitlo ny tiany hambara. Ireo zavatra ratsy rehetra momba ny fitsarana tatarain'i Sitlo ireo dia ohatra sy tranga nentin'ilay ranamana hanazavana ny tsy fandehanan'ny fitsarana eto Madagasikara ka nametrapetrahany soso-kevitra fanatsarana. Ilay ranamana nanapotsirta ny tsy nety indray no nihodinan'i Sitlo.
Isika Malagasy indraindray tokony mba mihaino tsara dia misaina tsara vao miresaka fa tsy tonga dia manana préjugé, à priori na matin'ny complèxe sy ny fialonana ...manasa anao mba hamerina hijery ilay vidéo tahaka ny nataoko koa aho ry Sitlo fa mety ho azonao tsara raha amin'ny fo tony enao no mihaino azy.
15. laza5700
(
21/07/2012 04:48)
sitlo:
Miala tsiny amin'i saho aloha raha dinganiko ilay fanontaniana fa ny reaction-ko amin'ilay video youtube no tonga dia alefako.
Maharikoriko ahy ilay olona sy ny toe-tsainy. Itony ilay mimenomenona fa generation sacrifiée eh. Nefa avy eo hoe manam-pahaizana avy any andafy eh.
Nisy tany izay izao. Efa hofefena, izay vao fantatry ny tompony hoe nisy nivarotra ny taniny. Tsy ny azy irery ihany fa ny an'ny olona manodidina teo mihitsy. Ny olona rehetra mahalala hatramin'ny andron'ny dadabeny fa an-dry zareo ilay tany.
Dia mba nampiakarina tribonaly ny raharaha. Ny vola fotsiny no lany fa kay avocat ilay namaritra an'ilay tany.
Dia araka ny voalazan'io youtube io hoe, ry zareo ao ange ka mifankalala daholo.
Ireo tompon-tany amin'io tsy afa-nanaotra fa tsy vita baorina ny tany. Ny ranomaso sisa no nipololotra.
Dia tsy menatra ery io hoe mpitsara io milaza fa farafahakeliny 90%-n'ny mpitsara no manao kolikoly. Mpitsara izy amin'io an. Dia izany hono no tsy mampandroso ny firenena satria ny jiolahy sy ny mpitondra manodikodim-bola tsy misy migadra satria manome tsolotra ny mpitsara fotsiny.
Dia raha tiana ho foana izany hono dia mila ampiakarina avo fito heny eo ho eo hono ny karamany. Amin'izay tsy mifampiaro intsony ny mpitsara. (Zavatra tsy logique mihitsy)
Dia ampiany hoe, ny toe-tsaina izany tsy miova raha tsy aman-taona. Izany hoe tsy hiova izany ny toe-tsain'ny mpitsara fa omeo vola be ry zareo.
Dia ampiany koa hoe, tokony ovaina ny lalam-panorenana ka ny pouvoir executif tsy afaka mibaiko ny mpitsara, eny fa na ny minisitry ny fitsarana aza.
En concl, ampitomboy avo 7 heny ny karaman'ny mpitsara. Aleo izy hanao izay tiany atao fa rehefa manam-bola be izy hangina eo ihany. Na izany aza tsy hiova ny toe-tsainy...
Ireto antoko politika AVI sy Fanavaozana ireto mihitsy no rangory fototry ny afon'ity krizy ity.
Aiza ho aiza ao amin'ilay vidéo kay no misy an'io hoe mimenomenona ilay ranamana fa générations sacrifiées? Dia inona koa no idiran'ilay hoe manam-pahaizana avy any an-dafy? Sao mba fialonana lahy no be ao aminao? Io no anisan'ny tsy mampandroso antsika. Izay mba vato asondrotry ny tany maneho hevitra tonga dia atsatsoina. Avy eo ny chauffeurs livreur tao France sy ity mpilalao kapila manjelatra rehetra ity no omena ny fitondrana ny firenena.
Tadidiko ny fotoana niverenako avy any am-pita. Isaky ny miteny sy manolotra zavatra ny tena dia misy manatsatso foana sy lazaina fa mitady toerana. Tena tahaka izao ataon'i Sitlo sy Andriambill an'io ranamana io izao mihintsy. Nefa dia tena nieritreritra ny hanao zavatra tsara mithinsy anie tamin'izany fotoana. Ny nanenenako kely dia tsy nandraharaha intsony aho taty aoriana fa hoe ssssssssss za te hanao ny tsara sy mitondra zava-baovao indray no kianina lava eto. Dia nilavo lefona. Ka mirary an'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Aho hahaleo hahalasana aho ary mba tsy ho kivy amin'ny fanaratsiaka, kiana ary fialonana toa an'izao. Tsara fa tohizo. Misy mihaino sy manohana ihany ianao farany raha tohizanao ny hetsikao ka tsy kivikivy amin'ny mpanoariana toa an-dry Sitlo sy Andriambill itony ianao.
16. AndriambyII
(
21/07/2012 10:19)
Raisintsika mitambatra ny ventin-kevitr'ilay rangahy raha tianao Ralaza .
1: Ratsy saina daholo ny Malagasy rehetra , ka tokony hanova toetsaina ==>>Par % @ firenena rehetra eto antany ve sa jugement personnel ? ( Heviny azo tarafina t@ resany io satria izy no olombelona feno sy to miohatra @ rehetra )
2: Corrompus ny mpitsara malagasy rehetra ==>> Fa izy no olona iray mahita sy manana ny marina momba ny FM ' ny mpitsara malagasy rehetra . ( Manana fahadisoana hatr@ fakany ny fomba fitsaran' ny etabllissements judiciaires rehetra malagasy )
3: Fahotana ny manan-kavana avy any dilambato ho an' ny malagasy ==>> Tsy olombelona ny vahiny fa biby mitourn .( Mpanota daholo ny malagasy rehetra aminy )
4: Tsy misy malagasy manana ny marina ankoatr'azy momba ny fanoherana ny lacunes socio-culturelles nianjady t@ malagasy nandritry ny 3 taonjato farany .
5: Olomboavidy daholo ny malagasy tsy nahita fianarana sy tsy nandia dabilion-tsekoly ka tsy mety hahalala ny zioga apetraky ny mpanao amboletra ny harem-pirenena ==>>Vatany fotsiny fa tsisy lohany ny taranaka malagasy rehetra , fa izy niborosy kiraron' ny institut universitaires ihany no tena olona mahaleo tena ==>>(rehefa tsy manana baoritra dia voakilasy ho biby aminy .)
6:Dahalo ambony latabatra daholo ny olona mpanao politika rehetra tsy ANKANAVAKA.(Mbola azontsika ekena koa io petrakevitra io raha ny fironan' ilay rangahy no fakafakaina , ary mitovy @ zany koa ireo mpiondana politika mpanaraka azy ireny . ==>> Bref taranaka malaso daholo ny malagasy rehetra,fa izy irery ihany no olona afaka niaina t@-kalalahana en dehors du systemes economiques mondials hatr@ izay nahalehibe azy . . Mbola araka ny mety ho fahatsapan' ilay ranamana ihany io.
7: Anjely latsaka antany tsy manan-tsiny aho , ary izaho irery ihany no manampahaizana sy be boritra ary be sosy , ny ankoatr' izay dia mpampiesona avokoa .(Fa ny feon' ny fieritreretany mangingina miteny hoe , dada sy mama taloha angeh ka mpanao aferafera t@-dramenabila , sy ireo goaika mpanondrana bois de roses ,ary ireo mpanondrana volamena gaigy lahy é,... ets ets !izany no antony hanadiovako tena eto @ TV+ !) Tsss !! mbola azo hamarinina ihany koa izany namana a!Izy tsy hiteny imasom-bahoaka mihintsy fa misy t.. ny v....., ary madio foana ny azy na dia tsy nifitra nandritry ny enimbolana aza .Ny an' ny malagasy no tokony hifantehan' ny mason' ny rehetra , fa ireny no maloto sy voretra !!point barre !!Mbola mety ho eritreriny ihany koa izany .Loll !!
8: Ets ets ...
9: Abracadabra !!
10:.....
11:.....

17. dvdh
(
22/07/2012 07:37)
Ataoko fa ny tena fositra mahatonga ny firenena ho toy izao dia ny olombelona ihany ary ireto sokajin'olona ireto no tena rangory fototry ny afo : avara-pianarana, mpanao politika, tandroka aron'ny vozona ( foloalindahy). Tsotra ny ahy satria mipetraka somary ambanivohitr'Antananarivo ny tenako. T@ vao nanomboka ny 2009 ka nilaza fa "manomboka izao dia izaho no mandray ny fanampan-kevitra rehetra @ fitantanana ny raharaham-panjakana" i Andry rajoelina dia tena sanganehana ny ankamaroan'ny olona teny ambanivohitra. " fa angaha dia ataotao foana toy izany ity mitondra fanjakana? " Tsy eken'Andriamanitra izany fangalarana fanjakana izany" teny niverimberina tao ambavan'izy ireo izany ary na ny avy any @ faritra aza anie efa nisy nilaza fa tsy mety intsony izao ataon'Antananarivo izao satria rehefa mandeha tsara ny fiainan'izy ireo any dia manongam-panjakana indray ny ao an-drenivohitra ao. Marihiko anefa fa tsy ny mpanao politika sy avara-pianarana merina ihany no manodinkodina ny ny sain'ny vahoaka MIPETRAKA an-drenivohitra fa maro dia maro ny "elites" @ fahaizana, politisianina, manamboninahitra avy any @ faritra no nandray anjara t@ izany fanonganana ny fitondrana Ravalomanana izany. Ka ankoatra ireo karana sy sinoa izay maro no manana 2 nationalités eto Madagasikara ary tena velona rehefa misy crise eto @ firenena dia ao koa ireo malagasy very tadi-poitra manana mari-pahaizana afaka mihodidina izao tontolo izao fa tsy manam-pahalalana sy fahendrena malagasy na dia iray tondro aza.
18. laza5700
(
22/07/2012 09:24)
AndriambyII:
Raisintsika mitambatra ny ventin-kevitr'ilay rangahy raha tianao Ralaza .
1: Ratsy saina daholo ny Malagasy rehetra , ka tokony hanova toetsaina ==>>Par % @ firenena rehetra eto antany ve sa jugement personnel ? ( Heviny azo tarafina t@ resany io satria izy no olombelona feno sy to miohatra @ rehetra )
2: Corrompus ny mpitsara malagasy rehetra ==>> Fa izy no olona iray mahita sy manana ny marina momba ny FM ' ny mpitsara malagasy rehetra . ( Manana fahadisoana hatr@ fakany ny fomba fitsaran' ny etabllissements judiciaires rehetra malagasy )
3: Fahotana ny manan-kavana avy any dilambato ho an' ny malagasy ==>> Tsy olombelona ny vahiny fa biby mitourn .( Mpanota daholo ny malagasy rehetra aminy )
4: Tsy misy malagasy manana ny marina ankoatr'azy momba ny fanoherana ny lacunes socio-culturelles nianjady t@ malagasy nandritry ny 3 taonjato farany .
5: Olomboavidy daholo ny malagasy tsy nahita fianarana sy tsy nandia dabilion-tsekoly ka tsy mety hahalala ny zioga apetraky ny mpanao amboletra ny harem-pirenena ==>>Vatany fotsiny fa tsisy lohany ny taranaka malagasy rehetra , fa izy niborosy kiraron' ny institut universitaires ihany no tena olona mahaleo tena ==>>(rehefa tsy manana baoritra dia voakilasy ho biby aminy .)
6:Dahalo ambony latabatra daholo ny olona mpanao politika rehetra tsy ANKANAVAKA.(Mbola azontsika ekena koa io petrakevitra io raha ny fironan' ilay rangahy no fakafakaina , ary mitovy @ zany koa ireo mpiondana politika mpanaraka azy ireny . ==>> Bref taranaka malaso daholo ny malagasy rehetra,fa izy irery ihany no olona afaka niaina t@-kalalahana en dehors du systemes economiques mondials hatr@ izay nahalehibe azy . . Mbola araka ny mety ho fahatsapan' ilay ranamana ihany io.
7: Anjely latsaka antany tsy manan-tsiny aho , ary izaho irery ihany no manampahaizana sy be boritra ary be sosy , ny ankoatr' izay dia mpampiesona avokoa .(Fa ny feon' ny fieritreretany mangingina miteny hoe , dada sy mama taloha angeh ka mpanao aferafera t@-dramenabila , sy ireo goaika mpanondrana bois de roses ,ary ireo mpanondrana volamena gaigy lahy é,... ets ets !izany no antony hanadiovako tena eto @ TV+ !) Tsss !! mbola azo hamarinina ihany koa izany namana a!Izy tsy hiteny imasom-bahoaka mihintsy fa misy t.. ny v....., ary madio foana ny azy na dia tsy nifitra nandritry ny enimbolana aza .Ny an' ny malagasy no tokony hifantehan' ny mason' ny rehetra , fa ireny no maloto sy voretra !!point barre !!Mbola mety ho eritreriny ihany koa izany .Loll !!
8: Ets ets ...
9: Abracadabra !!
10:.....
11:.....
Soa ihany...isaorana ny avo fa tsy toa ny fomba fijerin-dry Andriambill sy Sitlo itony daolo no fijerin'ny Malagasy ny manam-pahaizana. Gaga ve isika raha Bandy tsy alehany daolo no lasa mpitondra ny firenena (Ravalo, Andry TGV= samy tsy fantatra na manana bacc na tsia) raha izay avara-pi rehetra ka miezaka manoro, manazava, manatsikafona ny tsy mety indray no hakahalaina toa izao? Ny zavatra tehenin'ilay ranamana mipetrapetraka+misy ventiny tsara mihintsy, dia ny illustrations sy ny ohatra raisiny rehetra hampazava ny sain'ny rehetra no lasa avadik'i ry Andriambill sy Sitlo ho opinion-ny sy heverin'izy ireo ho votoatin'ny zavatra lazainy. Gaga tanteraka aho mahita an'ilay toa fakahalàna sy fanosoram-potaka ilay olona.Fialonana ve? Lasa toy ny hoe kilema ny fianarana maro vita sy ny baoritra bdb azo ho an'ny vato nasondrotry ny tany Malagasy raha heverina ho be zesta, mitady toerana, manivaiva ny sasany sns daholo zay avara-pianarana miteny. Mazava tsara zao nefa ny resak'ilay rangahy.
Grave lay fialonana. Ory hava-manana isika Malagasy ary tsy tia olona mamiratra. Tsy voatery manohana na mitovy hevitra amin'i Pr Ranjeva aho saingy tsy d'accord aho amin'ny fandraisana an-tendrony fotsiny na tsy firaharahana mihtinsy aza ataon'ny maro amin'ny soso-kevitra omeny hamahana ny crise. Olo-mahay nefa izany, ikoizana erak'izao tontolo izao fa tsy misy mihaino akory fa tonga dia manakiana no be. Ity koa misy manam-pahaizana iray miteny dia ankahalaina, soketaina, tsy ny hevitra avoakany no dinihina fa manao supposition hatramin'ny hoe ny ray aman-dreniny mety nanao bois de rose sns...Gaga v isika raha oentin'ny DJ sy ny Mpivarorta ronono (mpanao ronono an-tavy) ny firenena? ireny ihany no henoina tsinona fa raha vao avara-pi no miteny dia lazaina fa be zesta, manambony tena, manambany olona sns.
Mampalahelo...
19. AndriambyII
(
22/07/2012 10:38)
Araka ny hevitr'i Kant filozofy taloha ==>> la POLITIQUE est l' art de berner l' opinion publique sous toutes ses facettes .Ilay rangahy nintonon-tena nitsikera ny politika manankery eo @ FM dia lazaiko fa manao politika à 100 % , laingany raha mandà izany izy .Ary tsy voatery hanaraka ny hevitrao aho eto Ralaza , ary tsy tokony hitsara ahy akory aza ianao ,: tsy hitako izay fanasoketana sy fialonana atosako @ ity intervewn' ilay rangahy " pion " ity , fa ny fomba fanatsatsoany ny andraikitry ny sasany izay efa manao izay afany eo @ asa amandraharaha mandavanandro no tsara fantarina @ fara- atiny . Izay ilay resaka efa nadeha teto hatr@ izay mikasika ny politika malagasy . Raha ny voninahitra sy harena no hintantanana ny firenena dia minoa marimarina isika fa tsy ho lafatra izany .La politique est un art totalement abstraite , indissociable ,a la vanité , a l' hypocrisie , et aux intèréts et profits de celui qui la pratique , dixit Ramsès ( pharaon d' Egypte ) .Antony iray monja afaka tsy hanekena ny fironan-kevitr'ilay ranamana t@ tv+ .
20. laza5700
(
22/07/2012 12:05)

Hahaha hay ve sorena Ingahy refa tsaraina sy soketaina? Moa tsy vao manomboka ny commentaire enao ery ambony dia avy hatrany dia hoe " (...)Tena itony izany reo antsoina oue mptsara vôtany vôvidy hatrany @ tsnaimaintiny ? Tsss aleo ireny hijanona any ivelany any ihany fa mbola tss matotra !!".
Ary vao maika misongadina fa fialonana ny anao no nahatonga ilay fanasoketana ilay ranaman io avy hatrany. Vao nokitikitihina kely ny hambom-ponao dia nivoaka amin'izay ry Kant sy Ramsès sns= kay koa enao olo-mahay! Raha ny olo-mahay toa anao izao no mifanampy amin'ny avara-pi toa io ranamana io dia mety ho lasa lavitra ny firenena fa tsy variana manenjika ny hafa fotsiny....Mba saino kely io ry Andriambill a!