Dommage be hoy aho io Ramarolahihaingonirainy Anthony io milaza foana fa tsy mpanao politika ary tsy mieritreritra hiditra politika...hijanona amin'ny maha teknisianina sns...nefa tena betsaka ny hevitra tsara voiziny. Ny idéal nefa dia izay tompo-kevitra no manatanteraka azy. Ny toa azy izao nefa no tokony handray andraikitra eo amin ny firenena. Mila olo-mahay sy marina ny firenena. Ny fahaizany tsy iadian-kevitra. Ny fahamarinana mbola tsy hay kanefa raha ny fomba firesany aloha dia toa olo-marina ihany izy. Fa raha samy ho DJ sy Mpivaro-dronono (mpanao ronono an-tavy) no hasaina hitantana ity firenena dia aleo indray aloha mijery hafa e. Na itony Anthony itony na hafa na hoe hi-consititué ekipa quelque part ny avara-pi toa itony...