tsy mety afaka @ fampirafesana

1. pimaso ( 16/07/2012 19:28)
tena tia vady nefa
novalian'i vale ny 29/08/2012 15:31
2. ded.kitty ( 16/07/2012 19:42)
Raha mahalala anao ho mpampirafy ny vadinao talohan'ny nivadianareo ka tsy mampaninona azy izany, tsy hitako inona ny olana. Raha nandainga kosa ise, dia izay ilay hoe mandrora mitsilany.
pimaso:

tena tia vady nefa
3. vale ( 29/08/2012 15:31)
Pimaso: nopn! tsy tena tia izany! lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3254