Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dadabe
(
02/07/2012 12:24)
andrywui vs ikalasoary
hay efa vita fisehoana r'izareo fa hanao mariazy amin ny septembre .
mba omeo invitation lesy bainina aa ... ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/07/2012 16:41
dadabe
(
02/07/2012 12:13)
MARIAZY MITAPOLAKA andrywuii sy ikalasoary
andrywui HANAMBADY AN ' ikalasoary
1-PRETRA MANAMASINA: milamm dia secondern i cyril
2-filles d\honheur" vale, mirananirina, ....
3-mpanome tsodrano: dadabe
4: mpanokatra ny lanonana hery (deba)
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 12/09/2012 02:19
newyork2007
(
02/07/2012 12:05)
Tsy zanakan'ny Merina ny fitondrana firenena fa avereno amin'ny Cotier
I Ravalomanana no mpitondra merina voalohany hatramin'izay ary mbola mampisalasala ny hoe voafidy ve izy sa tsia mba tsy hilazako avy hatrany hoe tsy lany izy: Ny olana nandritra ny fitondran-dravalo ...
tohiny
novalian'i odilontodisoa ny 27/08/2017 18:59
ronaldo09
(
02/07/2012 11:51)
Tsy mahantra zany ny vahoaka entin'ny Filoha hajaina Andry Rajoelina
Hono ho'a: ho anareo mpilelaka ny fitombenan-dravalo ireo; tamin'izy nitondra ve nanana Limousine sy Hummer daholo ny vahoaka? Ka nony tonga ny filoha hajaina Andry Rajoelina nalainy ireo Hummer ireo?...
tohiny
novalian'i cyril ny 06/07/2012 22:37
hanjaris
(
30/06/2012 09:56)
ray amandreny mibaiko ny zanany amin ny hatao rehetra: filière, asa atao, projet d avenir sns TENA MANIMBA
Tena zava doza rehefa ny ray amandreny no tsy te hanaiky ao an tsainy fa olon dehibe ny zanany rehefa feno 18 na 20ans ka ny manampy sy manipy hevitra sisa no anjarany fa tsy ny manery ny zanany.misy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/09/2012 05:06
niryna
(
29/06/2012 16:19)
Maty Ralay rehefa nivahiny teto an-tany 1943-2012
Maty Ralay rehefa nivahiny teto an-tany 1943-2012
Ny fanontaniako dia hoe inona io daty apetraka 1943 io
Ary inona io daty napetraka 2012 io ? ...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 20/07/2012 16:47
annjatina
(
29/06/2012 13:36)
miarahaba antsik retra!!!mba mila liste ny toeran ...
miarahaba antsik retra!!!mba mila liste ny toeran mampanofa salle hanaovana mariage eto an-tananarivo na miala kely ny renivohitra nge!!!pr 250 pers d salle ihany fa ef manana traiteur!!le toerana tsa...
tohiny
Fiffi
(
29/06/2012 10:40)
Quizz....
heu....saika mba hanontany zah we:
maninn kay raha mba hasiana couleur ao am lé quizz ?
mifangaro be manko lé fanontaniana sy ny "indice" sy ny valiny.....
oh:- ny fanontaniana mba atao en viole...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2014 17:20
milamm
(
29/06/2012 02:11)
hihaona ihany zany ny iafarany ny 4 jolay zao izy mianaka
any Luanda etsy andaniny maika @ fanatanterahana ny tondrozotra ny sadc zay anome fanapahakevitra momba ny fazahoan'izy mianaka hilatsaka ho fidiana filohampirenena @ fivoriana manaraka, ny firenena ...
tohiny
novalian'i milamm ny 08/07/2012 18:55
cyril
(
28/06/2012 15:11)
Tapitra aloha izay ny fety.
Araka ny voalazan'ny ekperan'ny ONU dia amin'ny eritaona farafahaingany no anao fifidianana. Ho feno 39 taona ny filoha Andry TGV amin'izay. Miampy iray sisa dia legale tsara ho kandida araka ny lalam...
tohiny
novalian'i cyril ny 05/07/2012 21:18
ronaldo09
(
28/06/2012 13:01)
Afa-po tamin'ny filoha hajaina Rajoelina ny vahoaka iray manontolo
Nianoka tanteraka tao anatin'ny fety ny vahoaka Malagasy ary hafaliana tsy omby tratra no nandraisan'ny vahoaka tao Mahamasina ny filoha raha iny izy niditra ny kianja iny nandritra ny fampisehoana n...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/06/2012 23:14
pulm
(
28/06/2012 10:32)
vongany fotsiny io e!
Ay ve ka tena marina le hiran' i Redy Metaly iny hoe:" vongany fotsiny io e! fa ny ao anatiny pokaty, manao satroka pô! de mitomany...." Mampalahely ny zava-misy aiza hatrami'ny tany no misy hoe: mis...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/07/2012 18:57
LazaDaddy
(
27/06/2012 23:51)
Fanadinana bakalaorea
Mampalahelo ny manjo ireo zanaka sy zandrintsika ao amin'ny taona famaranana satria dia tsinotsiniavina ny ho aviny amin'ny fanatanterahana ny fanadinana bakalaorea.
Raha tsy ireo milaza azy ho tompo...
tohiny
novalian'i Hagg ny 29/06/2012 06:26
J.Rlh
(
25/06/2012 12:37)
manentana anareo anaparitaka an'ity
NY METY HO VAHA OLANA MALAGASY
Tao anatin’ny 50 taonan’ny fahaleovantena : « Ny vahoaka no nametraka ny mpitondra FANJAKANA, ary ny vaho...
tohiny
novalian'i J.Rlh ny 29/06/2012 15:05
remenebila
(
24/06/2012 11:24)
tsotra fotsiny e!raha mandinika tsara ianareo nank...
tsotra fotsiny e!raha mandinika tsara ianareo nankaiz i mily tam 8mars sns taty aorian?ef ts miarak tson .tsik ankalazain oe endr nef makaiz?na ef tapitr ial ain daol ny ray tran ts mietsk.Ra titsik a...
tohiny
novalian'i dadabe ny 26/06/2012 04:52
andrywui
(
23/06/2012 23:47)
fafane ,kalasoary ,mirana ....
Efa mikozy aminareo ah sannnbavy mitsy faza apidirina amn adinalikanareo aa....
Efa mikozy ah fa tsisy haiko nareo ..asio fifanajana fa tena aotsako ato nareo sannn à surtt tu tu kaladoary ...fantat...
tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:00
kalasoary
(
22/06/2012 15:26)
Fafana
tena olona adala sy mivadika atidoha mihitsy ity olona iray ity,isaky ny miteny eto izy io dia Mirana foana no aratsiany ,nefa fantatray rehetra eto ny momba an'i Mirana.Efa namana ela teto ka hainay ...
tohiny
novalian'i nirinanicolas ny 19/11/2015 06:21
gasyjean
(
22/06/2012 13:38)
Club satanista????
Manahoana daholo tompoko!!!
Saika mba anontany antsika izay mipetraka eto Mada,momba izany resaka na "tsaho" mandeha izany hoe raha mba misy afaka manome fanazavana vitsivitsy.Toa hoe misy "club sat...
tohiny
novalian'i ledala ny 20/07/2012 19:41
RUZ9
(
21/06/2012 12:49)
FANONGANANA NY FAT ALOHA VAO FIFIDIANANA
Tsy mbolatonga saina ihany ve isikafa fandrebirebena sy fandaniam-potoana fotsiny anie ny fivoizan' ny FAT ny resaka fifidianana io e ; raha teny dia be faha ny finiavana hanao fifidianana izany tsy m...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 04/07/2012 10:29
milamm
(
20/06/2012 14:02)
menabila sy tokanono ary ireo dahalo ambony latabatra
mampieritreritra ny miseho @ zao fotoana any Befotaka -Anosy sy Bemahatazana -Tsiroanomandidy araky ny vavao farany ao dia mbola tsisy tratra ireo malaso y vokatra
- faty miisa 11 sy doro-trano no mit...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/07/2012 17:36
