manentana anareo anaparitaka an'ity
1. J.Rlh
(
25/06/2012 12:37)
NY METY HO VAHA OLANA MALAGASY
Tao anatin’ny 50 taonan’ny fahaleovantena : « Ny vahoaka no nametraka ny mpitondra FANJAKANA, ary ny vahoaka no nanala azy ».
Antony : Tsy tanteraka ny dinam-piarahamonina fa sondriana MANJAKA ireo mpitondra fanjakana sy ireo mpiasam-panjakana, ary miverimberina izany. Mety ho demokrasiam-bahoaka tsy manaja ny rafitra demokratika no fandraisana azy.
INONA ARY IREO OLANA?.
1/-REPOBLIKA no hapetraka nefa FANJAKANA no rafitra ara-poto-kevitra mifehy sy ny fomba fitantana , koa miafara amin’ny FANJAKAZAKANA izany ;
2/-Teny mikatra ny an’ny vahoaka ary tokony ho « ASA « fanatanterahana ny dinam-piaraha-monina no valiny. Ny zava- misy anefa, midina misary fifehezana FANJAKANA no misy ;
3/-Ny solombavambahoaka moa dia ara-bakiteny, koa sady mandidy no mihinana eo amin’ny toeran’ny vahoaka, ka mametraka toerana fialonkalofana ;
4/-Ny Antoko Politika moa ankehitriny, raha noheverina ho isan’ny mpandrafitra ny fototra hijoron’ny fitantanam-pirenena dia mijanona ho ketrika ady lapa , koa leo Politika ny vahoaka. Mahavariana fa ny PSD, AKFM, MONIMA, MFM; ireo ihany no lasa AREMA dia lasa UNDD, TIM ary TGV. Vitsy foana no resy lahatra ka mivoatra ha VONJY-LEADER, RPSD na KDRSM-TEZA na koa KAMIVIOMBIO.
TSY LAVITRA NEFA NY ALA OLANA
*Voaresaka foana: -Fanarenana miainga any amin’ny fotony
-Fiovana toe-tsaina
-Soatoavina Malagasy.
*Ary satria isika ihany no nifandimby Repoblika sy namolavola ny lalam-panorenana: « AVADIKA ZEZIKA AVADIKA TAIN’OMBY. »
*Fehiny : Tsy ratsy 100% ny lalam-panorenana fa tokony hivoatra araky ny tantara sy ny rivotra Politika iraisam-pirenena ary indrindra sahaza ny fotom-pisainana Malagasy.
INONA NO PAIKA?
1/ Manasa ny AKADEMY Malagasy handroso soson-kevitra ao amin’ny lalam-panorenana momba ny fanesorana ny teny hoe « FANJAKANA » fa fitondram-bahoaka no mandika ny hoe « REPUBLIQUE »
2/Toy izany koa ny hoe ANTENIMIERAM-PIRENENA , tena maneho ny demokrasia , no tena sahaza manoloana ny Solombavambahoaka. Tsotra sy mampiova toe-tsaina sy toem-panahy izany ary mipetraka ny MAHA OLONA.
3/Ny tena lafatra dia ireo Antoko Politika manao ZAIKA BE manazava tsara ny dinam-piaraha-monina arovany, ka ho hita taratra ireo mpikambana manan-karatra ka mampiseho ny HERIN’NY ANTOKO.
4/ Tsy vaovao amin-tsika Malagasy ny firafitry ny fiaraha-monina amin’ny FOKONOLONA ,antsika io , fototry ny demokrasia sy ny Repoblika.
 
Fokontany Lehiben’ny Fokontany Lehiben’ny TANANA
Fokonolona no sady mpanolotsaina no sady mpanolotsaina
Mpanolotsaina isaky ao amin’ny FIRAISANA ao amin’ny FIVONDRONANA
(olom-boatendry) (olom-boafidy) (olom-boafidy)
FKT FKT FKT
FRSN
FRSN
FRSN
1/Antenimieram-pirenena
VOI 118 118
SVA/Ministera 180 Antenimieram-pirenena
FIV/NA
FIV/NA
FIV/NA
iray isaky ny fivondronana
2/Antenimieran-doholona VOI 118
STVA / faritany 6 lehiben’ny fivondronana
STA/ Faritany 6 (olom-boatendry)
Lehiben’ny Antoko 10 mihoatra na latsaka
Lehiben’ny Antenimiera taloha 7
FARITRA
FARITRA
Mpahay lalàna 4: HTC Antenimieram-pirenena
HCC - solon-tena vondron’asa iray isaky ny
Mediation ministera sy isaky ny faritany 6
HC magistrature - Lehiben’ny faritra
Akademy 4: -Tantara (olom-boafidy 30 fois 6)
-Teny
-Miaramila 6
Mifidy 1er Ministre ( atolotry ny Antoko Politika)
Antenimieran-doholona
FARITANY
-Olom-boafidin’ny lehiben’ny
Faritany
-solon-tena vondron’asa 6 isaky ny faritany
-solon-tena Ampanjaka 6 isaky ny faritany
Ny ministera dia atolotry ny : -vondron’asa
-sendika
-sehatr’asa isaky ny ministera
 
FISAFIDIANANA LALAM-PANORENANA
Ny fitondrana Malagasy izany dia mipetraka sy mifototr a eo amin’ny fahefana mpanatanteraka hotronon’ny lehiben’ny Faritany 6 .
Ny faharetan’ny Fitantanana dia 3 taona ary tsy mihoatra ny 9 taona . Natao ho fetra ho an’ny olom-boafidy rehetra . –« Rehefa miasa sy mahavita azy dia tsy misy maharatsy azy ».
« TSY MISY FILOHAM-PIRENENA INTSONY ! »
~ VELOMA RY FANJAKANA ! ~
FIDIO NY FIOVANA RAHA EKENAO NY 5ème REPOBLIKA HO VAHA OLANA HO ANTSIKA.
« Natao haparitaka manerana ny nosy »
- -118 Ampefy Atoa RAMARLAH Jacques

novalian'i J.Rlh ny 29/06/2012 15:05
2. milamm
(
25/06/2012 14:30)
Salama Atoa Ramarolahy Jacques misy hevitra tsara mifandray @ ilay fandaharan'asa nosoratan'i Itpkl.Gal Ratsimandrava Fokonolona mahitsy avy hatrany ny fanotaniako ny hevitra arosonao fomba ahoana no iheveranao anatanterahana ireo tanjona lavitr'ezaka io raha ny iainatsika aza @ izao fotoana dia tany tsy tan-dalana mbola tsy ita irika izay ivoahana inona no ala-olana atolotrao manoloana izao tsy fahombiazany fitondrana tetezamita 2009-2012 izao?
4. AndriambyII
(
27/06/2012 07:13)
Raha vao misy voambolana tss mazava angeh de efa ts hifanarak' isika ny @ izay mety hitarik' eo . Mbola ny demagozia sy ny utopia alou izao no ampiharin' ireo goaika tsy mitonona anarana ao ambadik' ireo antoko politika rehetra . Na ilay teny hoe Firenena aza dia mampikorotana ny saina ny mandalina azy . Maninona raha tsy avadika @ teny nanononan' Andriantsimtovi@iza mpanjaka talou ny fanonon' azy ? Aleo foanana any kou ty akademy akademy ty fa to otrin' ny hitarika any ankady foutsny !! loll !
5. milamm
(
28/06/2012 01:05)
miala fondro mialoha fa mba azonao azavaina aminay ve Atoa manokatra lohateny mampita fampielezankevitra revolisiona hafa indray eto ny tianao ambara (fandaharan'asa sy tanjona ho tratrarina voizin' ny fanehoankevitrao), mba reseo lahatra ary zahay fa tsy kabarina tsy valina otray reo rehetra nisoavaly ny firenentsika (enga anie tsy ho kirakira fitsongoana hevitra ftsn angalana antontan'isa fa mba hevitra mazava ifampizarana sy ho sainina, ny hevitry ny maro maha-takadavitra ... na izany aza misy hevitra tsara mivoitra nolazainao anisany voalaza tao anatin'ilay Fokonolona nosoratan' ilay maherifo Iptkl. Ratsimandrava (Che Guevara Malagasy).
Lany olona manana fahendrena sy mitsinjo lavitra ny firenena tao anatiny 52 taona 2012 eo ambany fiahiany sadc afrikana isika, ireo zavatra resahanao ireo dia tsy ho tanteraka avy hatrany fa miankina @ ny ho avy
. izay mahafehy ny ankehitrio (mamaha olana @ asa tsapa sy hita) no afaka hikarakara ny ho avy
. aiza no andraikitra raisinao iatrehana izany anio izany dia anjarany mamaky no misafidy na aparitaka izy na tsia
sa ahoana ??? @ zay mazava@ rehetra fa maninona no aparitaka ity resaka ity sotsa btsak

6. J.Rlh
(
29/06/2012 15:05)
Sitraka ny topimaso ny mpamaky.
Dingana voalohany amin'ny fanazavan-tsaina ny fanaparihana.
Fehin-kevitra ihany io fa mbola hisy ny fotoana hivelaran'ny hevitra.
Ny teny dia manankery indrindra rehefa marina mifapitohy. Koa mety mamelona mety mamono.
Ala-olana mahomby no fanirina koa misy ny fitondrana ankehitriny ny CENIT ny sori-dalana SADC. Azo tanterahana ny mifidy lalam-panorenana.
Ny Repoblika faha 5 dia manala ny disadisa eo amin'ny mpanongana sy ny voahongana.
Rafitra efa niainana ny zava-misy fa ny fitsinjaram-pahefana marina no tsy misy.
Ny fizarana hevitra mety hahasoa ny firenena dia tsy midika ho fikatsahana toerana. Nefa moa rehefa asandratry ny teny dia manaja ny teny nomena.
Maha olona izany. Ny adidy tsy an'olon-dratsy ary tsy lany olon-kendry ny firenena.
Misaotra