Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
VVSihany ( 17/06/2012 12:44)
mitandrema @reo dokotera sasantsasany ao madagasikara ao.
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... tohiny
novalian'i kiriah ny 09/07/2012 11:55
ledala ( 15/06/2012 20:27)
fitrandrahana ao Ambatovy
[b]Miala tsiny fa tsy manana porofo na antotan'isa mazava[/b] - kely dia kely hono ny vola miditra amin'ny kitapom-mbola ny fanjakana Malagasy amin'io tetik'asa io -lasan'ny vahiny any atramin'ny vits... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/07/2012 22:58
ledala ( 15/06/2012 20:27)
fitrandrahana ao Ambatovy
[b]Miala tsiny fa tsy manana porofo na antotan'isa mazava[/b] - kely dia kely hono ny vola miditra amin'ny kitapom-mbola ny fanjakana Malagasy amin'io tetik'asa io -lasan'ny vahiny any atramin'ny vits... tohiny
andrywui ( 15/06/2012 13:40)
aleo hanaovan ny mpiondana andranomanelatra azy !!!
ZSssssshhhh refa tsy mahavita rah reto mpiondana tana sy. ny bolan i dada fotsiny ireto de aleo hampinanin ny andranomanelatra efa vonona hikamikaze zzy ..zao no tena fitiavantanindrazana zao .... miv... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 14:56
rata88 ( 15/06/2012 13:02)
Marary soroka
Izaho ry zareo mba te hanana namana ,mahagaga ahy fa zay mba tiako tsy mety azoko mihitsy fa ireo tsy iriko sady tsy tiako manantona fotsiny ,very hevitra aho fa mba toroy hevitra ? inona no azo atao ... tohiny
novalian'i kiriah ny 16/06/2012 20:20
lylia ( 14/06/2012 15:48)
mila fanampiana sy toro hevitra!!
miarahaba anareo rehetra ny tenako,izaho dia tovovavy 25ans,ts bola niteraka fa nanambady taminy taona 2009.Aminy izao fotoana izao izany ny tenako dia mandalo ady mafy ka izay indrindra no antony han... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/07/2012 23:15
didi10 ( 14/06/2012 08:47)
Fitondrana faty any am-piangonana, inona no tanjona?
Ankoatry ny katolika izay mino fa raha hangatahana famelan-keloka ny maty (absoute) dia ho voavonjy ny fanahiny dia tsy azoko ny antony hitondran'ny fiangonana maro faty any am-piangonana, indrindra e... tohiny
novalian'i universal ny 25/07/2012 08:17
vony501 ( 14/06/2012 07:36)
FANORENANA FIANGONANA
" Fa ny zavatra efa nateriny dia ampy hanaovana ny asa rehetra ka nanana amby aza" Ekso 36 : 7 - Noho ny "VINA" iaraha-manatontosa, - Noho izaho sy ianao voafidy hanangana ny tranon'i Jehovah, - Noho ... tohiny
novalian'i vony501 ny 09/07/2012 07:42
ledala ( 13/06/2012 19:30)
vaovao tapatapany
-toe-karena: voalaza fa hanomboka atsy ho atsy ny fitrandrahana ny solika malagasy ao Tsimiroro -Politika: hisy fihaonana eo amin'ingahy Prezida teo aloha Ato Marc Ravalomanana sy ny filohan'ny tetez... tohiny
hanjaris ( 12/06/2012 14:20)
rap gasy mivoy fankahalana eo amin ny fiaraha minina!!! ireo tsy mety malasza no manao izany fa ireo andrareziny rap gasy tsy mivoy izany na tsy mankafy loatra ny hira madinika aza
Tsy mpakafy boys band manokana aho fa kosa tena makaleo ny mahita ireo mpanao rap mampaniry haine eo amin ny samy malagasy: mankahala mandoko volo, mankahala variété, mankahala rock indray izao no l... tohiny
novalian'i hanjaris ny 30/06/2012 09:43
hanjaris ( 12/06/2012 13:43)
Vehivavy mahazaka, fa ny lehilahy tsy mahazaka!!!! vehivahy aho no mandefa eto ny hevitro ka mba vakio ry lehilahy an
Lazaina foana fa ny vehivavy no mahazaka fa ny lehilahy tsy mahazaka: na fampirafesana io, na revy io, na namana marobe io, na teny mahery na inona na inona e!!! Dia misy ny lehilahy mihevitra fa vato... tohiny
lohabe ( 11/06/2012 20:27)
navigateur eto Madagasikara
Saika mba hanontany aho hoe misy statistika momba ny navigateur fampiasan'ny malagasy ve? Ny ao Antanananarivo hono vokatry ny krizy dia lasa kahihitra be ny cybera? Dia tsy misy Javascript sy flashp... tohiny
didi10 ( 11/06/2012 12:18)
Fahafatesana voalohany sy fahafatesana faharoa, fitsanganana voalohany inona no dikany?
[b]Ny efa maty ve dia mbola ho faty fanindroany indray? [/b] [b]Ny efa maty ve mety hitsangana indray ?[/b] [b]Ny efa maty ka nitsangana ve mety ho faty fanindroany indray?[/b] [b] Mitovy ve ny en... tohiny
milamm ( 10/06/2012 15:14)
azo faritana ve ny hevitry ny teny Fanahy ?
Salama daholo ny mpisera namana, vaka ihany ny saina mandinika ilay atao hoe tontolony fanahy tsy azo tsapai-tanana na koa faritana no tsy hita maso na ny siansa aza tsy mahavaha azy io. Finoana ny fi... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/07/2012 12:12
rboobalox ( 10/06/2012 03:57)
mimi rafrah tolory tanana
manakory aby eh!!! misy manana ny hiran'i Mimi rafrah tolory tanana v eto amintsika???? mba mangataka raha misy manana alefa am anj.rasol@gmail.com. misotra indrindra.ary ra misy koa mahita site mba a... tohiny
novalian'i hevitra ny 12/06/2012 14:22
gasyjean ( 09/06/2012 20:19)
Ady lehibe fahatelo!!!!
Raha dinihina lalina ny fandehan'ny zava-mitranga amin'izao vanim-potoana iaintsika izao ,dia toa lasa eritreritra ny tena,fa toa tsy misy filaminana intsony manerana izao tontolo izao,ireto firenen-d... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 14:58
andrywui ( 09/06/2012 12:34)
ASARAMANITRA RY ZALAHY A ..TONGA NY FETY
AOKA ZAY ALOU NY WAWAWA BE FA OMANY NY VARY BE MENAKA FA HANKALAZA NY 26JUIN ISIKA ZAO [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
andrywui ( 09/06/2012 12:31)
Fetibe ny 26juin !! atsangano ny saina !..
firaisankinan'ny malagasy fitiavantanindrazana [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:31
andrywui ( 09/06/2012 12:29)
entanina hanangan-tsaina isika e !
Masina ny tanindrazana !! [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/06/2012 23:35
andrywui ( 09/06/2012 12:29)
manentana antsika hanangan-tsaina
ho fitiavan-tanindrazana [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.4715