Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Blackeagle ( 04/06/2012 08:12)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy a...
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK... tohiny
Blackeagle ( 04/06/2012 08:05)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy a...
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ?..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! NUL NO SADY DONDRONA NY ... tohiny
novalian'i VVSihany ny 17/06/2012 12:38
Tefigasy ( 04/06/2012 05:04)
Groupe satanique
Salut daholo e, vaovao kely fotsiny : - Misy an'izany [b]groupe satanique[/b] (tena misy) miforona izany eto madagasikara. Toa hoe mody mitarika ny olona hivavaka izy ireo tany am-piadohana ary niaing... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:47
RUZ9 ( 02/06/2012 13:08)
AVOTRA HO AN'NY MPANAO HOSOKA
Io indray ilay mitady hametraka PRESIDENT PAR HASARD Zo avy aiza moa no itenenan'ingahy Isaac Ramamonjisoa hoe : "tsy maintsy manaraka an'io isika"? Satria hono io manam-pahasahiana Raha ampy hitondr... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/06/2012 01:25
vatofototra ( 02/06/2012 06:09)
REGARDER Vidéo Eric WONG - Chargé d'Affaires Ambassade des Etats-Unis, invité de Zoma avec Onitiana Realy 01 juin 2012 - TVPlus.
REGARDER Vidéo Eric WONG - Chargé d'Affaires Ambassade des Etats-Unis, invité de Zoma avec Onitiana Realy 01 juin 2012 - TVPlus. Merci pour la traduction en malagasy. TELECHARGER - CENIT Calendrie... tohiny
Tibao ( 31/05/2012 16:29)
Fanontaniana mikasika ny tranonkala malagasy
Ary fa maninona kay ny ankamaroan'ny tranonkala malagasy izay hita toa amin'ny teny frantsay daholo ??? Tsy natao ho an'ny malagasy ve hono izy ireo ?... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/06/2012 09:24
vale ( 31/05/2012 16:13)
Mba omeo fomba fanaovana lasopy tongotr'omby! merci !!!
Miarahaba ny rehetra, mba mahita tongotr'omby amidin'ireny vahiny tavaratra ireny hoà za eto paris, dia tonga dia milendalenda be te hihinana lasopy, ny olako anefa dia tsy haiko ny fahandro azy, ka... tohiny
RUZ9 ( 30/05/2012 12:08)
MBOLA VELONA I BAROA
Nahavariana ihany ny nihaino ny tenin'ilay jeneraly malaza t@ haino haino aman-jery fa tsy nampaninona azy sy ny tariny ny tora-bato natao an'ireo olona te haneho ny heviny teny Ambohijatovo. Adin'ny... tohiny
novalian'i dadabe ny 02/06/2012 02:08
Miharena ( 28/05/2012 05:18)
Ny fivavahana (Religion) no fototry ny olana eto an-tany_AHoana marina?
Mba hanetsiketsehina indray ity forum ity araka ny tenin'i Didi10 dia aleo hiainga kely amin'ity resaka ity izay navoitran'ilay olona avy any Etazonia nilaza fa vavolombelona iray hitory ny fahamarina... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/07/2012 12:31
andrywui ( 26/05/2012 11:51)
Ho ratsy izy ty ! hon hon hon
- Aleo mifaly farany ! ... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/06/2012 01:50
vatofototra ( 26/05/2012 05:25)
REGARDER Vidéo Vice PM Hajo Andrianainarivelo invité de Zoma TVPlus 25 mai 2012
REGARDER Vidéo Vice PM Hajo Andrianainarivelo invité de Zoma TVPlus 25 mai 2012 http://www.vatofototra.com/... tohiny
Madazikart ( 25/05/2012 23:44)
Miandry fanohanana
Miarahaba antsika rehetra, Mandray anjara @ fifaninanana fakantsary ny tenanay ary manantena antsika tia kanto hifidy ny sombin'asa natolotro ho an'izany. Amin'izao ora hanoratako izao dia 68 ny isa a... tohiny
simplex ( 25/05/2012 12:17)
ifg
kiiiiiiiiii fa nga tsy mande tsony ny infogasy le?? ... tohiny
novalian'i hery ny 25/05/2012 14:15
didi10 ( 25/05/2012 08:38)
Amin'ny 27 mai 2012 indray hono ny fara andro e! mpaminany etsy, mpaminany eroa
Asa na iza amin'ireto milaza azy ho mpaminany samy irak'i Kristy nefa milaza daty samihafa ireto no tena avy amin'Andriamanitra. Ity rangahy ity izao dia nanoratra boky fa amin'ny 27 mai 2012 (dans 2... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:54
milamm ( 23/05/2012 00:18)
andrinay foana io e
mapalelo fa tsy itsahatra intsony ny tsy fankatoavany mponina iharany tsindry hazo lena sy ramatahora satria voafitaka ny rehetra sy ny taranaka handimby, efa firenena fantadaza fahatelo @ fahantrana ... tohiny
novalian'i milamm ny 09/06/2012 23:42
hanjaris ( 22/05/2012 13:46)
Toyota camionette tsra be amidy
Antsoy ny 034 01 543 83 fa tsy hanenenanao!!!... tohiny
hanjaris ( 22/05/2012 13:31)
Te hanao hevitra anonyme fa delicat satria resaka tokatrano ahoana no atao amin ilay xxx???
tsy hampiseho pseudo, ahoana no atao???... tohiny
novalian'i ledala ny 20/07/2012 21:00
novoeagle ( 22/05/2012 04:37)
Sampana Tanora
Bjr, izahay dia Sampana tanora efa niforona 20taona lasa izao,manana hira maromaro, MItady chef de choeur na mpampianatra hira(solfa) fa lasa tapoka ilay mpampianatr'hira teo aloha. 0330346889 ny tel... tohiny
novalian'i novoeagle ny 24/05/2012 05:07
novoeagle ( 22/05/2012 04:30)
Chef de choeur
Mitady maika chef de choeur, hampianatra hira ho an'ny Tanora krisitanina(0330346889) Hira (solfa).... tohiny
novoeagle ( 22/05/2012 04:26)
Chef de choeur
[b]Mitady maika chef de choeur, Tanora kristianina efa 20 taona, hampianatra hira(solfa): Tel : 0330346889[/b]: mail: r_isidore@yahoo.com.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2076