MBOLA VELONA I BAROA

1. RUZ9 ( 30/05/2012 12:08)
Nahavariana ihany ny nihaino ny tenin'ilay jeneraly malaza t@ haino haino aman-jery fa tsy nampaninona azy sy ny tariny ny tora-bato natao an'ireo olona te haneho ny heviny teny Ambohijatovo.

Adin'ny samy sivily hono ka tsy idiran-dry zareo ; toa vao mainka nomeny rariny aza ireo gros-bras nandratra olona t@ totohondry sy ny vato.

Azo atao izany ny maneho hatezerana @ tora-bato fa tsy azo atao ny maneho hevitra an-kalalahana.

Filaminana tokoa ve no tandrovanareo sa zavatra hafa e?
Miaro ny FAT sy ny sezany ary ny gros-bras-ny ?

Tsy maty i Baroa fa mbola misy mamelona ihany ny talentany, ary mety ho nitam-bava aza izy nahita an'izay zava-nitranga teto nadritra ny fitondran'ny FAT izay fa tsy mbola nahita zava-doza tahak'ireny.
Mahamenatra ny fahitana ny fihetsiky ny manamboninahitra malagasy.
Ambakain'ny komanda toa an-dry CHE GUEVARA......
tsy tafandry mandry hatr@ izao ny LIETNA ANDRIAROMANANA ALBERT .......raha maro mpamelo-maso kosa ny anaran'i Baroa

novalian'i dadabe ny 02/06/2012 02:08
2. andrywui ( 30/05/2012 18:23)
eny oa RUZ ! tena general adala tokoa leio ka , tsisy saina na de kely aza tssssssshhhh !

3. pakopako ( 30/05/2012 18:51)
Mora manadino ny gasy hoy ngahy Ratsiraka zay, tsy tadidinare angaha ry Voninahitsy sy Albert Zafy, saika naneho hevitra tao Mahamasina d noravain'ny irakin'ny fitondrana t@zany d hoe noravan'ny vahoaka hono ny estrade nataon'zareo, iza le vahoaka t@zany ? ilay jiolahy kely nokaramaina.
Mazotoa hatrany maneho hevitra fa ho lasa lavitra ny Firenentsika ity raha izao no mitohy.
4. loubou633 ( 31/05/2012 12:03)
Izaho kosa aloha tena leo be an'ilay hoe tsy nahazo toerana dia manao vengeance! Tamin'ny voalohany aho tena pour an'ilay hoe dévoiler-na ao amin'ny onjam-peo daholo izay tsy milamina rehetra ataon'ny olona mi-abuser ny pouvoir-ny, fa hay nisy ambadika indray koa ity izy. Dia entanina daholo indray ny olona avy any ambany tanàna hanongana fitondrana nefa ny mpanentana aza miaro tena mafy : mody afenina ao ambadik'ilay hoe fanehoan-kevitra démocratique, mankaleo be. Dia ho tonga eo amin'ny tetezamitatra indray koa raha ho voaongana ny eo, dia haongan'ny manaraka indray satria tsy maharitra ny mena miraviravy ohatran'ireo eo ireo koa. Mora ny mitsikera avy ety ivelany fa rehefa tonga ao toa ny eo ihany no eo. Raha sahy mianiana mikasika baiboly ny mpitarika hetsika hoe "raha fitiavan-tena fa tsy fitiavako ny fireneko no anaovako an'izao dia aoka ho lasa androrosy izaho sy ny taranako manontolo" dia tena partant amin'izay aho!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!vraiment pour la patrie!!!!!
5. loubou633 ( 31/05/2012 12:04)

6. mirananirina ( 31/05/2012 13:20)
samy manana ny heviny ny tsirai2 tsinona ko,ao ny tia ary ao ny mankahala
7. dadabe ( 02/06/2012 02:08)
zah tsy kopy leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2325