Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
didi10
(
23/04/2012 08:32)
témoignage complet de Yves; 2e Voyage en enfer et au Paradis avec Jesus, hafatra ho an'ny gasy
[b][u]Témoignage 1er voyage[/u][/b]
http://www.fjm-ambodiafontsy.org/index.php/Boky-samihafa/index.php?option=com_content&task=view&id=190&Itemid=2
[b][u]Témoignage 2e Voyage[/u][/b]
part1
[youtube...
tohiny
novalian'i didi10 ny 11/06/2012 12:29
zokieva
(
23/04/2012 08:05)
MIANKAVIA sy MIANKAVANANA
Teny mety vakiana miankavia sady miankavanana sady miteny tsara ampiasao ny atidoha:
Ohatra: ALA-ASA-MAXAM-ANANA-GAG-RADAR-KAYAK...
tohiny
novalian'i ral_ ny 22/09/2012 11:17
LazaDaddy
(
23/04/2012 05:46)
Fividianana Airbus (4)
[url=http://www.matv.mg/?p=41740]Jereo eto[/url]
Le nouvel Airbus A340-300 de la compagnie nationale Air Madagascar est tombé, une nouvelle fois, en panne, à l’aéroport de Roissy Charles de Gaul...
tohiny
novalian'i milamm ny 29/04/2012 02:22
LazaDaddy
(
23/04/2012 02:44)
fitsiriritana ve no mahatonga ny malagasy sasany "misandoka" fa Jiosy?
Mahavariana loatra izy io satria ny Malay sy Indonezianina (silamo) no mitovy fitenenana sy fombafomba akaiky indrindra amin'ny Malagasy.
Ry zareo Malay aza moa tsy manaiky an'i Israely ho firenena, ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 20/05/2012 07:19
mirananirina
(
22/04/2012 16:05)
Rehefa lany
I François Holland de tsisy Sarko hanampy an i Andry tgv intsony ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/04/2012 17:52
andrywui
(
21/04/2012 10:43)
TSY MAINTSY HO TSARAINA I DADA !!!.....
izay no fanapahakevitry ny oul farany momba an'i dada zany raha te hiditra eto amin tanana izy !! tsisy adala ko anefa ka oe heloka tsy nataony ka asaina hobabeny fa de izay isan'ny zaza maty ihany n...
tohiny
novalian'i cbd ny 21/04/2012 11:49
didi10
(
20/04/2012 16:31)
Yves le malgache, 2e Voyage en enfer et au Paradis avec Jesus
Tsara ny Tompo
Asa na tadidintsika ny fijoroana vavolombelona nataon'i Yves herintaona lasa izay
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=bPgZVy3KS3g[/youtube]
Talohan'ny Paska teo izany hoe tamin'it...
tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 22:01
201007jacky
(
20/04/2012 14:58)
Tsiahy ny ela ( fantaro hoe mety ho iza ary aho)
Salama aby eh!
Mba manoratra aminareo aho sy manontany , fa tsy haiko na mba mitov amik ianareo.Tsy inon mantsy fa tena mahamanimanina mihitsy hoy aho rehefa el tsy nifankahita ny mpinamana (mpiara-m...
tohiny
Enry
(
20/04/2012 12:11)
hono waaa..
i dadapasy ve na i pasteur, tokony hampiasa kapaoty??...
tohiny
novalian'i Enry ny 20/04/2012 13:25
Enry
(
20/04/2012 11:51)
Zoma androany, rampitso sabotsy.. vive le weekend
allez rajou !! ;-)...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/04/2012 10:28
Enry
(
20/04/2012 11:49)
za tena mirevy be ny bandy DJ sy ny vazo remix
Samy manana an'izay tiany io ee
;-)...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/04/2012 10:31
Enry
(
20/04/2012 11:45)
hiala paraky
mba homeo hevitra
;-)...
tohiny
novalian'i didi10 ny 23/08/2012 06:21
bichette
(
20/04/2012 10:11)
Midi-madagascar : malagasy - jiosy
hampiditra ity eto fotsiny aho :-)
http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/5-societe/2933-declaration--les-malagasy-descendants-de-juifs
Déclaration : Les Malagasy, de...
tohiny
novalian'i bichette ny 20/04/2012 11:50
Enry
(
19/04/2012 19:58)
hangatahana hivavaka i enry..
Tonga de lasa menatra be lery sady niteny we: '' Mbola TSY MAHAaY'' :P...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2012 21:10
Enry
(
19/04/2012 11:47)
DJ ihany e !!
Ny tena antony nahatongavany ingahy DJ na filohan-tsika malagasy eto amin'ny tanana dia fandrosoana any vahoaka malagasy. ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/04/2012 10:40
PULM
(
19/04/2012 10:21)
Nga ilaina indray ny lalana
Fa nga moa ilaina indray ny lalana no andeha hitokana ilay vao vita any Morondava? tsy izany iany koa moa ve no nanenjehana an'i Ra8 teo @fitondrana? ny lalana angaha azo hoanineee! tombotsohany fotsi...
tohiny
RBNIR
(
19/04/2012 07:26)
AZA MENATRA, MIJOROA
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Inona avy no nambaran'ireo apostoly mikasika ny henatra momba ny filazan-tsara?
« Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena iz...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 23/04/2012 02:51
vonynive
(
19/04/2012 06:03)
LASIBATRA NY ZAZA ETO MADAGASIKARA
Mba ifampizarana.
SOS MADAGASIKARA
Nisy chaîne lava be tamin'ny internet tamin'ny herinandro nangataka SOS vavaka ho an'i Morondava. Mampalahelo fa tonga eto Antsirabe io toe-javatra io ...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/05/2012 14:58
andrywui
(
18/04/2012 20:37)
TSOTRA BE NY RESAKA !!! NAHAZO ROPLANN NY FANJAKANA DE MBA MIARA MANAO TCHIN TCHIN ISIKA !!
Eo nareo de marary andoha mitady negatif eo fa tsy miarapaly aminoul alou manao tchin !! tchinn !!..... fa nahazo roplaaann mbola tena milay isika ary araka ny kabary natao de mety mbola ahatratra 20t...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/04/2012 11:15
LazaDaddy
(
18/04/2012 05:56)
Fividianana Airbus (3)
[size=20]Ivato: L’Airbus d’AirMad tombe en panne avant son décollage[/size]
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2012/04/66.jpg[/img]
Un des réacteurs de l’Airbus « Elatra », à ...
tohiny
novalian'i gotti ny 23/04/2012 18:34
