Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 13/04/2012 00:22)
Fividianana Airbus (2)
Fanontaniana manitikitika hafa. Inona no hidiran'i Andry Rajoelina amin'ny fividianana Airbus ho an'ny Air Mad? Efa vitany tsara daholo angaha ny asany amin'ny maha FAT azy? Tsy mbola nahita aho hoe... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/04/2012 19:01
Enry ( 12/04/2012 19:17)
Tonga soa eto Roma
Misy gasy ve aty?... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/06/2012 04:03
hery ( 12/04/2012 07:47)
Fividianana Airbus
Tonga hono izany ilay Airbus malaza hoe novidiana ho an'ny Air Madagascar. Namaky ilay article ao amin'ny Tribune ([url=http://www.madagascar-tribune.com/Airbus-bien-visible-mais,17336.html]Jereo et... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/04/2012 20:27
lova26 ( 11/04/2012 11:00)
mpiara miasa ts mifankahazo mil hevitra
Miarahaba antsika rehetra, inona nga ntokony atao raha nisy olana nampifanolana tamin'ny mpiara miasa iray birao aminao, ilay olana kosa aloha angamba tsy ho teneniko fa n tsapa aloha izao dia tena mi... tohiny
novalian'i BAZYLOU ny 24/08/2012 08:11
Djhamhal ( 11/04/2012 05:27)
Fa maninona no fafana fôna ny sariko é!
bjr daôlo ! fa inona kay no antony hamafan ' i Ralay ny sariko ! nefa mino aho fa hita ao ny endriko ! tsy mamoa fady ny sariko ! tsy azoko ??? mba afaka manazava ve ny tomponandraikitra ??? misaotra... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/04/2012 19:56
LazaDaddy ( 11/04/2012 03:46)
http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2010/10/1-...
http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2010/10/1-ESORY-LE-TV-PLUS.jpg http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2010/10/1-ESORY-LE-TV-PLUS-300x207.jpg http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2010/10/1-ESO... tohiny
Miharena ( 10/04/2012 12:58)
Fariseo sy ny Kristianina - aiza ho aiza isika?
Sokafana indray aloha ity loha-hevitra ity mba ahafahana mahatsiaro tena na tena kristianina marina na mbola mpandova ny Fariseo isika ankehitriny. Asa na mba mahatsapa tsara ny toetran'ny Fariseo is... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/04/2012 15:55
Miharena ( 10/04/2012 12:57)
Fariseo sy ny Kristianina - aiza ho aiza isika?
Sokafana indray aloha ity loha-hevitra ity mba ahafahana mahatsiaro tena na tena kristianina marina na mbola mpandova ny Fariseo isika ankehitriny. Asa na mba mahatsapa tsara ny toetran'ny Fariseo is... tohiny
siga_soa ( 10/04/2012 07:58)
Hanokatra sekoly jardin d'enfant
Mila fanampiana aho. Inona avy no tokony atao sy taratasy ilaina raha hanokatra sekoly jardin d'enfant aty Madagasikara. Dia aiza avy no aleha sy hantonina? Misaotra betsaka izay afaka mamaly ... tohiny
didi10 ( 10/04/2012 07:31)
Tsy renin'i Jesosy i Maria
Misy karazany telo ny atao hoe Reny: [b]1[/b]- [b]Ny reny biolojika[/b] (mère biologique ou mère génétique) [b]2[/b]- [b]Ny reny mpiteraka[/b] (mère porteuse) [b]3[/b]- [b]Ny reny mpitaiza[/b] m... tohiny
novalian'i mangakely ny 29/05/2012 11:11
milamm ( 09/04/2012 22:55)
Mirary fiononana ireo fianakaviany Itpkl Gal Claude Ramananarivo
Taoriny voina mahatsiravina teny Andohan'i Mandroseza Efa voapetraka eny ampasandrazany Ambatotsipihina soa amantsara ny vata mangatsiaka izy telo mianaka, ny zoma 6 aprily teo hiala sasatra, Mandria ... tohiny
novalian'i milamm ny 13/04/2012 00:19
andrywui ( 09/04/2012 22:32)
VAO MIALA ALA AO ANATIN'NY FITONDRANA EO !!!!!!!!!
Zao ary betsaka ny zanak'i dada omena seza ao andapa mbola tsy mahavita na de lalana iray hampodiana ny dadany aza ko ndrindra ka oe hiala tao amin'ny fitondrana daholo eo nareo !!! vita !!!!! .... ts... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/04/2012 16:21
milamm ( 09/04/2012 09:54)
tantara tontolony reo zavaboahary, zavamanan'aina hafa
Sodokany rano mangatsakatsaka ireto ravaka sy kanto zavaboahary manodidina azy, http://img341.imageshack.us/img341/7506/watercrystal.jpg miirindra ao anaty fahalemana ny fiarahamoniny zavamanan'ain... tohiny
tefigasy ( 08/04/2012 03:07)
Ny fahateraham-baovao
Miarahaba antsika namana rehetra nahatratra izao andro-pandresena lehibe izao dia ny fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty satria tokoa [b]IKor.15:14 "ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteni... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/04/2012 05:17
andrywui ( 07/04/2012 22:47)
TRATRAN'NY PASKA RY ZAREO A IRARIANA MBA AHAZO GRACE I DADA E
- ZAY ALOU ZANY NO FANIRIANA AMZAO ANDRO FETY ZAO EE TSY FALY AMZE HANAGADRA AZY ANY IVELANY ANY AKORY NY OUL SAINGY TANY MISY LALANA MOU I MADAGASCAR DE ATAO OKORY FA DE SAMY MBA MIJINJA ZE NAFAFINY ... tohiny
novalian'i andrywui ny 08/04/2012 10:35
mpitedry ( 07/04/2012 11:32)
Mitady mpihira
Fahasalaman'ny tsirairay. Tarika malagasy eto Ile-de-France izahay. Miangaly ny bahan-kira Pop Rock. Mitady mpihira lehilahy izahay mba hampivoatra hatrany ny zava-kanto ataon'ny tarika. Afaka mand... tohiny
novalian'i mpitedry ny 11/11/2012 20:44
didi10 ( 06/04/2012 12:56)
Iza no tsy mino fa Andriamanitra Jesosy ka tokony hivavahana?
[b]Gal 2,20[/b] 20 Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelo... tohiny
novalian'i ratsirano ny 13/06/2012 14:05
andrywui ( 06/04/2012 08:39)
raha ohatra ka tsy azo anoharana dia GRACE OMENA AZY FA TSY AMNISTIE E
fantany tsara amzay oe tena nanota mitsy izy teto amn tanana ...ka tsy mendrika amnistie zany ...zarany aza gracén'n'y oul izy raha zay vonoolona nataony zay ... Io kou ane no mampihazohazo b n'y sad... tohiny
novalian'i niryna ny 12/04/2012 16:02
andrywui ( 05/04/2012 22:35)
aiza ralocl sy mlamm a !!!!
- otrizao nareo mitsamy efa mitabataba be manaitra zaza ato , teo alolou teo oe rajoelina eee ,zao ee phat ee, zao ee , rawiwi e zao eee !! fa nahagaga anef fa to tsy hita tson nareo mtsamy nefa efa... tohiny
novalian'i milamm ny 09/04/2012 23:01
fidelite ( 04/04/2012 14:59)
pocket pc
tsy nisy namaly mihitsy le olako t@io pocket pc-ako io (xdalli windows microsoft). sairana a mitady chargeur tena sahaza azy. amidiko io an. sôdy misy ividy? :-) ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.5657