Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pulm ( 23/03/2012 10:55)
Colonely sarila
Tsy hoe manamaiva azy aho akory amin'ny zavatra mahazo azy amin'izao, dia ireto avy: migadra mandrampahafaty, marary any amin'ny hopitaly, za ary mino fa mbola misy zavatra mafy ahazo azy, ny antony i... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/04/2012 16:18
didi10 ( 23/03/2012 09:10)
Arahabaina daholo nahatratry ny taona vaovao
Taom-baovao Malagasy Taom-baovao jiosy ary ny tena zava-dehibe dia taom-baovao araka ny namoronan'Andriamanitra azy androany nanomboka tamin'ny maty masoandro omaly. HO ELA VELONA DAHOLO... tohiny
novalian'i didi10 ny 26/03/2012 10:01
RBNIR ( 23/03/2012 05:16)
FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA INDRAY
« Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin'ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany. » (Titosy 3:9) Samy ho tahin'ny To... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/03/2012 05:43
pissoa ( 22/03/2012 16:06)
Tu t'en vas
Misy mahay ilay hira "Tu t'en vas" iny ilay amin'ny teny Malagasy ve ? Tsy haiko na iza no mihira azy fa efa taloloha, dia tsy haiko tsara ny tonony fa misy hoe "Ny amintsika tsy ho vita fa mbola hi... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/03/2012 23:25
lizabeth ( 22/03/2012 12:27)
CONCERT ACOUSTIQUE : Bodo, Luk, Mahery, Nini Kolibera
Aza adino : [b]Zoma 23 martsa 2012 [/b]manomboka amin'ny 9 ora alina 103, chemin de contre halage [b]94 500 CHAMPIGNY SUR MARNE[/b] Voafetra ny isan'ny toerana koa fandriho ny toeranao ao amin'ny : ... tohiny
lizabeth ( 22/03/2012 12:23)
CONCERT ACOUSTIQUE : Bodo, Luk, Mahery, Nini Kolibera
Aza adino : [b]Zoma 23 martsa 2012[/b] manomboka amin'ny 9 ora alina 103, chemin de contre halage [b]94 500 CHAMPIGNY SUR MARNE[/b] Voafetra ny isan'ny toerana koa fandriho ny toeranao ao amin'ny : ... tohiny
rebiryx ( 22/03/2012 04:59)
Finday very
Mba asio resaka kely ry namana ny momba ilay findain'i mialy rajoely very tany Toamasina, noresahan'ny gazety tamin'ny herinandro lasa teo iny !!!... tohiny
novalian'i hadji ny 24/09/2012 07:39
rebiryx ( 22/03/2012 04:55)
Manan-kasina ny MPANABE Malagasy, omeo azy ny zo feno !!!
Salama daholo ry Namana ! Ataoko fa isika rehetra izao dia samy nandray ny Fanabeazana avy tamin'ireo Mpanabe antsika tsirairay avy vao tonga amin'izao toerana misy antsika izao aby. Hatramin'izao aza... tohiny
miarana ( 21/03/2012 20:07)
Olana eo anivon'ny Fivavahana, Finoana
Mahay Tenin'Andriamanitra loatra isika, manankarena fahalalàna Soratra Masina isika. Any ny olana araka ny mpandinika iray. ... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/03/2012 08:11
niryna ( 21/03/2012 16:43)
INONA TOKOA RE NY VAHAOLANA E
Inona tokoa re ny vahaolana e. Samy milaza ny tenany ho kristiana avokoa anefa izy rehetra ireo an ! Lany andro eo amin'ny ady hevitra sabotsy sy alahady lava eo foana isika hi,hi Ho avy indray... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/03/2012 05:52
didi10 ( 21/03/2012 12:32)
Miharena: tena samihafa ny Andriamanitsika fa ny jesosinao kay tafiditry ny devoly.
[b][u]Fanontaniana tamin'ny Miharena[/u][/b] Aza miteniteny foana ry Miharena a! Dia sahinao ve no milaza fa ny devoly tao anatin'i Jesosy no nitondra Azy nankany an-tendrombohitra? sy naka fanahy az... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/03/2012 06:08
arialy ( 21/03/2012 12:25)
zaza misy toetra nefa mbola kely
zaraiko aminareo indray ity fa naha very hevitra ahy indray andro ny zanako zany vao 3ans et demi en petite section, tsy haiko izay nitranga tany am-pianarana fa misy mpampianatra tsy tiany, 2 no mian... tohiny
novalian'i booboo ny 27/03/2012 12:51
miarana ( 21/03/2012 09:11)
Marary nify.
Fa maninona kay no rehefa misy fianakaviko akaiky (zokiko, na vadin'ny zokiko, na olona ao an-trano) bevoka de izaho no ampijalian'ny areti-nify mila tsy ho zaka, indrindra ny alina. Ahoana no hialako... tohiny
novalian'i bichette ny 19/04/2012 15:02
fiphie ( 21/03/2012 09:09)
Inona ny sakafo gasy tsara omena ny zaza 9 volana?
Manaja anareo namana rhetra! Mba saika anontany aho oe: inona ry reto mba fanampin-tsakafo gasy tsara omena ny zaza 9 volana. Zah aloha efa mba manome azy vary gasy sy toton-kena (avy eo mixer'ko) iha... tohiny
novalian'i fiphie ny 24/09/2012 09:24
fiphie ( 21/03/2012 08:48)
Malai-komana ny zanako 9 volana
Mila fanampina kely zah re olona fa ts'mety misakafo sy ts'dé minono firy ny zanako fa ts'fantatro miintsy oe maninona.Marihiko aloha fa efa tany @ pediatre zahay dé nomeny Tres-Orix, lany le fanafo... tohiny
novalian'i fiphie ny 24/04/2012 21:51
milamm ( 20/03/2012 20:29)
sombitantara lezoka
nahavariana ahy iara-zaraina http://www.youtube.com/watch?v=9F-HNVKK4NM&feature=related... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/07/2012 07:58
pomderenette ( 20/03/2012 14:16)
mianantra aiza ireo zanantsika izay afaka baccalauréat teto Mada
Miarahaba indray! 1/ Aiza no mianatra ny zanatsika izay afaka baccalaureat teo Madagasikara (bac frantsay io na malagasy na hafa)? 2/ Ahoana ny condition de vie any @ toerana misy azy any? (mipetrak... tohiny
novalian'i manoasoa ny 26/09/2012 07:29
andrywui ( 20/03/2012 13:41)
tena reto GTT reto oa biby manao marsarera mitsy ka !!
- o ra olona a zavadoza , atambo be ndray anie no nataon'ny GTT e inona io ?? -notongavan'ny GTT (pierrot journaliste) niaraka tamina vozah journaliste tao amin'ny Hopital nisy azy tao la Reunion t... tohiny
novalian'i milamm ny 21/03/2012 14:17
andrywui ( 20/03/2012 13:32)
misy afera maizina b matoa i damomo voapaingotra e
ngah raha oe "mpitsara interanational "de tsy azo aotsana ! tsy maintsy petsaina refa nanao ny vinany na iza na iza ka , na i dada koa aza raha sanatria ka tonga de anotaniana azy ny adalana vitany ka... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/04/2012 16:20
Maranatha ( 20/03/2012 06:15)
Tsy ho ela intsony ilay ady lehibe farany.
Raha mamaky ny[color=blue] Apok 14:9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny ma... tohiny
novalian'i Miharena ny 26/03/2012 13:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.8762