Tu t'en vas

1. pissoa ( 22/03/2012 16:06)
Misy mahay ilay hira "Tu t'en vas" iny ilay amin'ny teny Malagasy ve ? Tsy haiko na iza no mihira azy fa efa taloloha, dia tsy haiko tsara ny tonony fa misy hoe

"Ny amintsika tsy ho vita fa mbola hitohy mandrakizay" !

http://youtu.be/EGPMN8z_EZM
novalian'i andrywui ny 29/03/2012 23:25
2. hery ( 23/03/2012 08:33)
Raha tsy diso aho dia "Lasa ianao" no lohateniny.
Tsy haiko ny mpihira azy...
3. vahiny2004 ( 23/03/2012 13:37)
Noheveriko hoe "ity toa mivaha" ... vazivazy izany an
4. pissoa ( 25/03/2012 08:49)
Hery, ie. Izay tokoa. Satria io mihitsy no hiraina amin'lay hoe "Tu t'en vaaaaaas" !

Vahiny2004, izany mihitsy koa no hirainay rehefa mananihany taloha, hany ka tsy tsaroako intsony ny tonon'ilay hira :( hi hi hi
5. arialy ( 26/03/2012 09:30)
neveriko fa i tu t'en vas ani Alain Barrière
6. pissoa ( 27/03/2012 07:29)
Ie, iny fa amin'ny teny gasy fotsiny hi hi
7. andrywui ( 29/03/2012 23:25)
hoy i arialy

neveriko fa i tu t'en vas ani Alain Barrière


huhuhuhuh ka iny mitsy izy kou !! - rabofinay mpihirahira aniny talou !! hira tranaina be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1848