Malai-komana ny zanako 9 volana

1. fiphie ( 21/03/2012 08:48)
Mila fanampina kely zah re olona fa ts'mety misakafo sy ts'dé minono firy ny zanako fa ts'fantatro miintsy oe maninona.Marihiko aloha fa efa tany @ pediatre zahay dé nomeny Tres-Orix, lany le fanafody dé miverina ndray lé malai-komana, marihiko fa aty @ faritany zahay no mipetraka: ts'fantatro na misy ifandraisany @ le mafana be no mahatonga azy reo (satria kambana ry zareo) malai-komana . Misaotra mialoha anareo!
novalian'i fiphie ny 24/04/2012 21:51
2. arialy ( 22/03/2012 09:39)
sao maniry nify ? misy fotoana manko iny mampalai-komana ny zaza, ameo rano foana izy dia kendreo anefa tsy hisotro rano 30mn alohan'ny sakafo fa aoriana indray vao omena rano.
Jereo matetika koa ny hafanany sao miakatra, sao misy marary azy sns ... ovao kely koa ny sakafony, mahereza fa tsy mora ny mitaiza
3. booboo ( 27/03/2012 12:33)
sao maniry nify tokoa ?
4. zandry01 ( 22/04/2012 06:58)
Ttes-orix est trop dangereux pour la santé.
5. fiphie ( 24/04/2012 21:51)
Misaotra anareo rehetra namaly aloha fa ten,a nilaiko reny rehetra reny fa mba hazavoa oe ry zandry01 ny maha dangeureux ny très-orix?
zandry01:

Ttes-orix est trop dangereux pour la santé.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3341