Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
haremi2
(
04/04/2012 13:51)
Lalana mifehy ny Karama sy ny mpiasa
Miarahaba ô,
Hono oa, malaza be hoe tsy azo atao ny mampidina ny karama sy ny catégorie ny mpiasa iray raha tsy hoe "mesure disciplinaire".
Mba te ahafantatra hoe aiza ny texte milaza izany?
Inona n...
tohiny
novalian'i pisoonja ny 14/06/2013 12:51
RBNIR
(
04/04/2012 10:59)
Olana eo amin'ny "Recherche sur outlook 2007"
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Manana olana eo amin'ny fanaovana "recherche sur outlook 2007".
Tsy afaka manao recherche satria mbola en cours d'indexation ny fichier B dia B.
Inona ny hevit...
tohiny
Neal
(
04/04/2012 08:57)
scanner portable (douchette) PSC QS 6500 na QS6000+
mitady maika ze manana na maita na eto antoerana na any ivelany:scanner portable (douchette) PSC QS 6500 na QS6000+...
tohiny
Miharena
(
03/04/2012 15:19)
Paska, inona no fonosiny?
Mety mitovy amin'ny lohahevitra nosokafan'i Jajajaly izy ity nefa tsy ny resaka Mpisorona sy Mpaminany no tokony hametrahana azy fa ho an'ny tsirairay mihitsy.
Dia misokatra ho an'ny rehetra ny lohah...
tohiny
novalian'i Miharena ny 10/04/2012 12:45
jajajaly
(
02/04/2012 10:27)
HITONDRA FITAHIANA HO AN’NY REHETRA IREO MPANJAKA SADY MPISORONA
[img]http://img15.hostingpics.net/pics/27983032m.jpg[/img]
NY ALIN’NY 14 Nisana taona 33, no niara-nankalaza farany ny Paska Jiosy i Jesosy sy ny apostoliny 12. Nasain’i Jesosy niala teo i Jodasy...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2012 21:39
didi10
(
02/04/2012 09:44)
Miomana sy miambena fa ho avy ny andron'ny Tomponao
http://tononkira.serasera.org/hira/ny-mpitory/miomana
http://www.youtube.com/watch?v=V4f1lPot_6U
Ny andron'ny Tompo ry namana dia tsy ilay andro alahady lazaina fa tokony andehanana mivavaka fa ilay...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/04/2012 16:30
fidelite
(
02/04/2012 08:21)
O2 xdalli
salut jiaby!
manana olana kely amin'ny fampiasana ity pocket pc ty za. tsy mety chargena nefa izy efa low bat tanteraka.
tsy mety velona rehefa miala ilay charge. nefa efa alina iray manontolo no ic...
tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:47
andrywui
(
31/03/2012 07:04)
miandry e miandry !!!! -rafotsibe very laona
- k'inona fa de miandry ze igadonany eto isika mianakavy fa toa otran'ny mangingina hafahafa , sadasada manantsoratra zany le politika , fa i dada nangina tsy naharenesapeo tsony refa nolavin'ny olona...
tohiny
novalian'i moi ny 03/04/2012 08:24
milamina
(
30/03/2012 23:22)
Fantaro ny fiangonana mampirehareha ahy
Mampirehareha ahy ny fiangonako fa mpagoron-karena be. Ny fianakaviana mana-manjo aloha dia tsy afa-bela taminy mihitsy fa notakiany saosy be, amin'izay hono azo antoka fa lasa any an-danitra ilay nod...
tohiny
novalian'i didi10 ny 04/04/2012 07:34
guant
(
30/03/2012 13:49)
fanangezana vatana
manaona daolo,
mba atoroy fika amle proteine rapide am fanangezana vatana nefa ts lafo.
de mba atoroy fika amle fihinanana azy
misaotra anareo rehetra...
tohiny
novalian'i Ranyah ny 21/10/2012 21:08
maresaka.com
(
30/03/2012 01:22)
Famotsoran-keloka, famelan-keloka / Amnistie
[img]http://maresaka.com/resaka/media/1/20120329-hammer.jpg[/img]
Resaka mameno ny haino aman-jery tato ho ato ny famotsoran-keloka/famelan-keloka na "amnistie". Hita tamin'izany ireo karazan'olona mp...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/03/2012 22:04
vatofototra
(
29/03/2012 11:10)
TELECHARGER Proposition Loi d'amnistie 27 mars 2012
TELECHARGER Proposition Loi d'amnistie 27 mars 2012
http://www.vatofototra.com/...
tohiny
milamm
(
29/03/2012 00:07)
aza misy miteniteny ozy ra-got
http://www.youtube.com/watch?v=QQ2aZ2vr3MQ&feature=share
lol marina, ho aiza ihany isika ty e satria isika no tompony safidy fa tsy reo politisiana pilaiso isany...
tohiny
novalian'i milamm ny 05/04/2012 04:02
hery
(
28/03/2012 17:47)
Fiangonan na antokom-pinoana inona?
Mba nahaliana ahy, ho'aho, hoe mba inona avy ny Fiangonana misy antsika ireto? Dia menatra ny mijoro amin'izany ve isika sa mirehareha? Dia hatraiza ny lanjan'io fiangonana na antokom-pinoana misy ant...
tohiny
novalian'i pissoa ny 02/04/2012 13:01
reggae11
(
28/03/2012 05:34)
Ny toetra rhf manambady
hono hoaho,inona no tsara:
-mizatra ho tokam po dia ny mbola ts manambady am zay zatra tokam po rhf ao an tokan trano
-manao sipa maro am zay afa po tsara ka ts maditra tsony rhf ao an tokan trano
Ry ...
tohiny
novalian'i Manjanirina ny 14/05/2013 13:36
reggae11
(
28/03/2012 05:30)
allez-y tana formation
mba efa manao ny ainy ts ho zvtra kosa ny tana formation am zao fotoana e...
tohiny
novalian'i hery ny 28/03/2012 06:43
reggae11
(
28/03/2012 05:28)
LTP mahajanga:mpapianatra 2 mpanadala tovovavy
mitokona ny mpianatry n lycée technique mahajanga,str mitaky ny fandroahana ireo mpapianatra suppléant 2,izay mpanadala ny tovovavy ao am ty sekoly ity.Mba mendrika ny ho mpapianatra ve reo olona re...
tohiny
novalian'i reggae11 ny 29/03/2012 17:06
didi10
(
27/03/2012 16:26)
Mitondra inona ny fanindraindrana ny tantaram-pirazanana?
Tsy eo amin'izao tontolo izao ihany izay manavaka ny merina sy côtier, ny taranak'Andriana sy ny Hova sy ny mainty fa tonga hatrany amin'ny fiangonana Kristianina ny fanindraindrana ny tantaram-piraz...
tohiny
novalian'i Miharena ny 02/04/2012 10:58
Enry
(
27/03/2012 14:25)
Rehe-dehilahy
Mahazo manoratra eto ve ny pelaka. Na ny olona niova sex??;-)...
tohiny
novalian'i vale ny 25/05/2012 12:23
jajajaly
(
27/03/2012 13:25)
SABATA, mbola tsy maintsy tandreman'ny Kristianina ankehitriny ve?
NY SABATA dia Avy amin’ny teny hebreo hoe shavat, izay midika hoe «miala sasatra, mitsahatra.» Anisan’ny Sabata notakin’ny Lalàn’i Mosesy ny fitandremana andro iray isan-kerinandro sy andro...
tohiny
novalian'i didi10 ny 30/03/2012 08:33
