miandry e miandry !!!! -rafotsibe very laona

1. andrywui ( 31/03/2012 07:04)
- k'inona fa de miandry ze igadonany eto isika mianakavy fa toa otran'ny mangingina hafahafa , sadasada manantsoratra zany le politika , fa i dada nangina tsy naharenesapeo tsony refa nolavin'ny olona tsy mahazo miditry ny trano fa matory any atokotany !! -ry zalah matanjaka ndray koa tsy harenesapeo koa fa seriny mafy mikarakara fifidianana angah sa mitilitily an'i dada sao mitsambikina varavarakely !! de tsary de misy innn alou hatreto ny vaovao tena misongadina ,, fa ngamba iandry ny video ndravatofototra alou sao misy any isika mianakaby !!!
novalian'i moi ny 03/04/2012 08:24
2. moi ( 03/04/2012 08:24)
Lay fahanginan-dRa8 teo noheveriko fa efa fiovany ! hay diso aho fa mbola ao lay fitiavan-tseza. Amiko tsy ho tafavoaka zany isika raha samy milatsaka hofidiana izy roa lahy. Tsy hanaiky zay valim-pifidianana eo zany zay resy ! Ary angamba tsy hisy propagandy henjana hoatr'izany ... Zay Ra8 hahazo amnistie aloha dia nofy e, raha tsy ny tambiny angaha dia hoe tsy mahazo mirotsaka izy, dia TGV koa ! Raha tena fanavaozana koa aleo mba tena tontolo hafa mihitsy e, miala tsiny aminzay mitady ny Teo Ihany no Miverina !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2155