Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
milamm ( 17/04/2012 14:53)
mersenera zongo manao operaka ao amintsika
ahoana ny momba an'ireto milisy vazaha en uniforme mersenera teny 67 ha ireto isambotra capsat 2, zao ve no atao oe tan-dalana? ankoatrany nahavoatsoka ny minisitry rano sy ala saika amoaka secret bol... tohiny
novalian'i milamm ny 18/04/2012 14:09
didi10 ( 16/04/2012 11:37)
Inona tokoa re ny zava-mitranga aorian'ny fahafatesana e!
Misy hevitra mizara roa ny fieritreretana ny fiainana aorian'ny fahafatesana. [b][u]Hevitra voalohany[/u][/b] Tsy misy fiainana aorian'ny fahafatesana = Tsy misy fanahy tsy mety maty fa rehefa maty n... tohiny
novalian'i coleman ny 21/08/2012 18:41
Maranatha ( 16/04/2012 10:21)
Ireo fahamarinana nohitsakitsahina amin'ny tany
Miresaka amin'ireo izay efa nandalina misimisy kokoa ny soratra masina ity lohahevitra ity. Ho an-tsika izay efa nandalina ny bokin'ny Daniela dia nahita fa nazeran'ilay tandroka kely ny fahamarinan... tohiny
novalian'i didi10 ny 20/04/2012 12:49
maresaka.com ( 16/04/2012 01:43)
Ny Razana sa i Jesosy Kristy?
[img]http://maresaka.com/resaka/media/1/20120415-HS.jpg[/img] Mbola maro ireo Malagasy no diso hevitra sy manantena fitahian'ny razana. Ankoatr'ireo mangata-pitahiana amin'ny razana dia misy koa ireo... tohiny
novalian'i manoasoa ny 05/10/2012 10:01
andrywui ( 15/04/2012 21:14)
tokony tsy nivoaka ny efitrano raha mbola hiady !!!
-Efa hita fa tsy tian'ny oul hiditra eto amn tanana i dada de tokony nitady fika hafa (tsy dada) ny mpiondana de notohizana ihany ny fivoariana nandaniana aniny volavolandalana iny na tsy tao aza ny m... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/04/2012 19:04
Enry ( 15/04/2012 20:39)
Ny gasy tsy milalao Can na Coupe du Monde
tena vomanga ve ny gasy raha resaka baolina kitra??... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 02:20
Enry ( 15/04/2012 20:38)
Aza manaja italiane rehefa tsy hajainy
Hehehehe mitovitovy ny dinika teo aloha e;-)... tohiny
Enry ( 14/04/2012 22:11)
Nandresy marseille
OLympique lyonnais 0 - 1 Marseille + arbitres.. Tena efa miangatra mahintsy ny mpitsarany baolina kitra amin'izao fotoana ah! ALLEZ LES GONES ... tohiny
Enry ( 14/04/2012 17:36)
iza no andriamanitriny football ??
Christian = Cristiano Mesia = Messi Raha [b]cristiano[/b] i Ronaldo,[b] Messi [/b]izany no Andrimanitra. ;-)... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 02/02/2013 13:48
Blackeagle ( 14/04/2012 12:45)
Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy
alama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba... tohiny
novalian'i Tiakobe ny 11/04/2013 12:57
Blackeagle ( 14/04/2012 12:44)
Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy
alama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba... tohiny
novalian'i Tibao ny 01/06/2012 22:28
Blackeagle ( 14/04/2012 12:43)
Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy
alama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba... tohiny
novalian'i methode ny 26/04/2012 19:53
Blackeagle ( 14/04/2012 12:40)
Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy
alama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba... tohiny
novalian'i VVSihany ny 17/06/2012 12:54
RUZ9 ( 14/04/2012 10:18)
BINGO MANAO MATSO
Tsy misy fitsarana sy fahamarinana intsony eto, tsy misy mpitandro ny filaminana. Ahoana ity olona misandoka andraikitra etsy sy eroa ity, mividy fiaramanidina tonta haloa ao anatin'ny 6 taona nefa ts... tohiny
niryna ( 14/04/2012 00:52)
Iza no niresaka tamin'Atra teto sa niterny Irery Izy? Efa teo ve Kristy tamin'izany?
Jereo ary ity hafatra nomeny antsika ka anjarantsika no mizara sy mandray izay izy. Amin'Atra dia tsy misy sarotra amiNy ny zavatra rehetra (with God ,everything is possible). Izao ary hono no resa... tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2012 20:58
andrywui ( 13/04/2012 21:18)
hay roplann mbola jojopix be fa i hery be fialonana kouu !!
- nojerena ny motera sy ny caroserie any fa mbola tena amn patsany tsara ny entana ry hery a !! mbola maharitra amampolo taona io air bus tsika io faza be fialonana eo e !! ngah kou mo natao fanan... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/04/2012 09:51
Enry ( 13/04/2012 11:27)
Ligue 1
Olympique Lyonnais huhuhuhuhuhuhu:P... tohiny
heirzo ( 13/04/2012 09:49)
Tsy afficher ny HDD Externe
Slt! Za manana disque dur Externe, misy zavatra tena important be ao anatiny nefa le izy tsy Afficher ao amin'ny poste de travail sy any amin'ny Gestionnaire de tache. Ilay HHD Externe nefa itan'ilay ... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 01:13
Enry ( 13/04/2012 08:44)
ahoana ity?
sipa niova sex, sady ny anazy gladiny be mampatahoatra lol ... tohiny
novalian'i vale ny 25/05/2012 12:24
LazaDaddy ( 13/04/2012 04:52)
Fananana an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy
Mana an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy tokoa ve isika ka mankato ny Teniny? Nampiova ny fiainantsika ve ny fandraisana an'i Jesosy sa tsy mbola nandray azy tanteraka isika ka tsy dia misy fiovana hita... tohiny
novalian'i didi10 ny 14/04/2012 15:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.4852