Tsy afficher ny HDD Externe

1. heirzo ( 13/04/2012 09:49)
Slt! Za manana disque dur Externe, misy zavatra tena important be ao anatiny nefa le izy tsy Afficher ao amin'ny poste de travail sy any amin'ny Gestionnaire de tache. Ilay HHD Externe nefa itan'ilay Ordinateur hoe connecté. Inona no tokony hataoko ?
Dia misaotra mialoha e
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 01:13
2. nilex ( 23/04/2012 10:03)
slt,matoa tsy mipoitra toy izany io dia tsotra ny antony.Tsy ilay disque akory no hitan'ny machine fa ilay rack misy azy fotsiny.Mila havoaka ao ilay disque dia testena directe amin'ny machine raha toa ka mbola mandeha na tsia.Raha mandeha ilay HDD dia mila soloina izany ilay rack misy azy.
3. heirzo ( 08/05/2012 09:38)
Slt! le izy tsy misy rack fa cable USB ireny no miaraka aminy. de itany hoe connecté nefa tsy afficher
4. ded.kitty ( 14/05/2012 01:13)
Mety misy encryption angamba ilay disque dur externe? Mazana ireny rehefa apetaka misy hoatra CD-ROM hitanao ao @ Poste de Travail. Misy logiciel ao anatiny manontany mot de passe. Raha vao diso ny mot de passe, tsy mivoha ny disque.
Raha Vista na Win7 no ampiasanao, mety tsy ampy alalana @ systeme ny compte ampiasanao. Tsy maintsy administrateur ianao vao afaka mampiditra logiciel na hardware vaovao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3946