slt,matoa tsy mipoitra toy izany io dia tsotra ny antony.Tsy ilay disque akory no hitan'ny machine fa ilay rack misy azy fotsiny.Mila havoaka ao ilay disque dia testena directe amin'ny machine raha toa ka mbola mandeha na tsia.Raha mandeha ilay HDD dia mila soloina izany ilay rack misy azy.
Mety misy encryption angamba ilay disque dur externe? Mazana ireny rehefa apetaka misy hoatra CD-ROM hitanao ao @ Poste de Travail. Misy logiciel ao anatiny manontany mot de passe. Raha vao diso ny mot de passe, tsy mivoha ny disque.
Raha Vista na Win7 no ampiasanao, mety tsy ampy alalana @ systeme ny compte ampiasanao. Tsy maintsy administrateur ianao vao afaka mampiditra logiciel na hardware vaovao.