Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Maranatha
(
27/03/2012 09:49)
Nouvel Age sns....Aleo isika rehetra no miara mijery ny source
mahereza dia aza kitahorana fa izao no projet manaraka ao anatin'ny projet Maitre du monde izay tsy manaiky ny Maitre du monde dia mazava be fa haringany.
www.bibleetnombres.online.fr/haarp.htm
Mahere...
tohiny
novalian'i Miharena ny 03/04/2012 15:12
lo
(
27/03/2012 04:44)
misy mahatadidy ve?
Misy mahatadidy ny titre sy ny mpihira an'ity extrait ity ve ?,
"raha sedra hita fa matroka ny vodilanitra, rehefa hita fa sarotra ka mila ho fanina, atsikio ny molotrao, misy hery ivoaka avy ao, han...
tohiny
novalian'i hery ny 10/07/2014 17:57
RUZ9
(
26/03/2012 15:58)
DJ BORNE NAMPITARAINA NY MPANOHANA AZY
Nitaraina mafy sy nibabababa ny mpanao politika iray mpanao famakafakana ao @ VIVA fa saika tsy nahitan'ingahy DJ valiny avokoa ny fanontaniana rehetra napetraka taminy.
Sahirana mafy ilaikely ary man...
tohiny
novalian'i Enry ny 14/04/2012 17:20
niryna
(
26/03/2012 15:40)
Iza no tompon'andraikitra?
Rehefa maheno ny hoe zaza ka hatramin'ny dimam-polo taona no mivarotena amin'izao fotoana izao dia tena ontsa ny fo sy ny fanahin'ny tena.MIvavaka ny tena mba tsy tafiditra amin'izany ny fianakavian'n...
tohiny
novalian'i ledala ny 17/06/2012 20:39
Miharena
(
26/03/2012 14:50)
Ho hita maso ve fiverenan'i kristy?
Hita tatsy ambadika dia mba noheverin'ny namana Didi10 sokafana eto.
Hp hita maso tokoa ve ny fiverenan'i Kristy?
Ambarao àry....
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/03/2012 15:33
RBNIR
(
26/03/2012 13:56)
EO FOANA I KRISTY HO ANTSIKA RY NAMANA MALALA ISANY
NY FIVERENAN-TSIKA NO TADIAVINY.
N AIZA N AIZA MISY ANAO. N INONA N INONA ASANAO NA TOERANA MISY ANAO.
IZAY SITRAPON ANDRIAMANITRA NAMPAHAFANTARIN ANDRIAMANITRA ANAO HATRAMIN IZAO ORA ANORATAKO IZAO ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/03/2012 14:50
RBNIR
(
26/03/2012 11:35)
« Fa tafintohina amin'ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa. » (Jakoba 3:2)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
« [Fananarana sy teny farany ho an'i Timoty] Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema*, dia ny an'i Jeso...
tohiny
novalian'i zoheri ny 26/03/2012 12:20
Maranatha
(
26/03/2012 10:31)
Aorian'ny vola EURO dia manaraka tsy ho ela intsony ny TERRA
Ny TERRA no karazam-bola manaraka izay ho entin'ireo Maitre du monde hifehezana indray ny tany. Tsy mahazo mividy sy mivarotra raha tsy manana ny mariky ny Bibidia.
Nahatsapa ry zareo fa nahomby ny Eu...
tohiny
novalian'i Miharena ny 29/03/2012 04:25
jajajaly
(
26/03/2012 09:59)
BOKY MIAVAKA SYTSYMETYPOTIKA
[img]http://www.web-images.org/images/13011_b.jpg[/img]
NAHOANA ianao no tokony ho liana amin’ny Baiboly? Satria milaza izy io fa mirakitra ny hafatr’Andriamanitra ho an’ny olombelona. (2 Timoty...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/04/2012 18:13
jajajaly
(
26/03/2012 09:37)
Afaka Manampy Antsika ve ny Razana?
[img]http://www.web-images.org/images/13011_r.jpg[/img]
EFA ela ny olona no nino fa afaka mitaridalana ny velona ny maty. Manaporofo an’izany ny angano tranainy iray nosoratan’i Homere, poety gri...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/04/2012 18:06
Tefigasy
(
26/03/2012 05:51)
didi10 # Miharena
Natokana ho an'i [b]didi10[/b] sy [b]Miharena[/b] ihany ity dia aleo mba ho izy ireo ihany no mba ho eto fa lasa feno azy daholo ny lohahevitra rehetra dia mivadika lasa HS avy eo !
Dia mba hiangavia...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/04/2012 18:05
rboobalox
(
26/03/2012 03:13)
hafanana jeannot razakandrainy
slt dôly
mba mangataka io hira io izay manana na mp3 na video dia mety daholo.azo alefa am ity compty ity na mamaly ahy mivantana ao am anj.rasol@gmail.com
misaotra mialoha eh....
tohiny
novalian'i bongomaso ny 07/11/2012 01:49
Enry
(
25/03/2012 14:31)
sera2
Serasera angaha tsy mamorona fiesta intsony amin'ity taona'12ity?? sa sahirana amin'ny ara[b]-bola[/b]??
Mba asivo kôzy eh^^...
tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:36
Enry
(
25/03/2012 14:27)
Mitady Sefo
Mitady sefo mitovitovy amin'i Hery. [b]Handefaso hafatra za[/b]...
tohiny
novalian'i Dan ny 07/12/2012 09:13
Enry
(
25/03/2012 12:02)
Ry malagasy
i Rajoeline dia mpanjaka, fa tsy filoha velively. Hajao izy !...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 31/03/2012 13:52
Enry
(
25/03/2012 10:35)
Firy ny taoambilany?
nanjono vincent, 120 no azony, firy ny taoambilany?...
tohiny
novalian'i ledala ny 17/06/2012 20:42
vatofototra
(
24/03/2012 05:40)
REGARDER Vidéo Andry RAJOELINA Invité de Zoma Onitiana Realy 23 mars 2012
REGARDER Vidéo Andry RAJOELINA Invité de Zoma Onitiana Realy 23 mars 2012
http://www.vatofototra.com/...
tohiny
novalian'i milamm ny 29/03/2012 01:28
Miharena
(
24/03/2012 05:18)
La Religion est l'opium du peuple
Aleo indray aloha isika mba handinika ara-pilozofiika kely.
I Karl Marx no niteny io teny io hoe zavamahadomelin'ny olombelona ny finoana.
Mety azontsika an-tsaina ve ny dikan'izany fahatsapan'io mp...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/03/2012 07:31
andrywui
(
23/03/2012 11:36)
itanareo oa ,fa tsy mitongilana zany ny Fanjakana sy ny Mpitsara fa tena mande mahitsy tsara !!!
- rehefa vandana de kary !! .. ka hita zany zao fa tsy "kary" i Pr damomo sy le sipa kely zanany fa tena "saka" aradalana zao kay de navoaka izy mianaka ary afaka niriaria tsara eny anivon'ny velona !...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 29/03/2012 07:07
RBNIR
(
23/03/2012 11:14)
MIBEBAHA DAHOLO, MATAHORA AN ANDRIAMANITRA, TANTERAO NY SITRAPONY REHETRA
« Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny. » (1 Jaona 2:3)
« Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ar...
tohiny
novalian'i Miharena ny 26/03/2012 12:48
