hafanana jeannot razakandrainy

1. rboobalox ( 26/03/2012 03:13)
slt dôly
mba mangataka io hira io izay manana na mp3 na video dia mety daholo.azo alefa am ity compty ity na mamaly ahy mivantana ao am anj.rasol@gmail.com
misaotra mialoha eh.
novalian'i bongomaso ny 07/11/2012 01:49
2. sitlo ( 29/04/2012 22:58)
Ity misy fika, fa mila realplayer sy audacity

Jereo eto ny lisitry ny hira
Dia alefao stream amin'ny realplayer ity rohy ity. Marihiko aloha fa somary ela indrindra fa raha miadana ny connexion. Sady faha-8 ilay hira.

Dia rehefa mandeha ilay hira dia enregistreo amin'ny audacity. Mety misy tampon aloha fa ohatra ny radio rehetra ihany io.

Ny matosiko tsy afaka hienregistrena stream raha tsy izany nataoko, damn RIAA. Fa ny ankamaroan'ny carte son afaka daholo.
3. bongomaso ( 07/11/2012 01:49)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4593