Mitady Sefo

1. Enry ( 25/03/2012 14:27)
Mitady sefo mitovitovy amin'i Hery. Handefaso hafatra za
novalian'i Dan ny 07/12/2012 09:13
2. mirananirina ( 28/03/2012 12:11)
fa manina tsy enao no atao sefo?
3. andrywui ( 28/03/2012 21:33)

i mirana zao ry bandy mitovitovy bika amin'i hery fa izy fotsiny ampela a !! aona ?? lany ve i mirana nay ??
4. mirananirina ( 29/03/2012 07:01)
mitovitovy bika @ hery????Mba miteni2 foana koa ange nareo izany ry Andrywui eh!lol
5. Enry ( 29/03/2012 10:38)
andrywui> i mirananirina tsa mba mety raha atao sefo, ra atao misefosefo izy de tena mety tokoa;-)
6. pissoa ( 02/04/2012 13:15)
Efa nahita ve ? hi hi hi
7. Djhamhal ( 06/04/2012 04:43)
sefon'inona ?? sa Sefo orinasa ?? LOL !!!!!!!!!
8. vale ( 06/04/2012 10:55)
Enry> hihihihihi....
9. dadabe ( 06/04/2012 16:22)
ao vale ataoko mi sefosefo
10. vale ( 10/04/2012 08:37)
dadabe> ntsssssssssssss!
11. andrywui ( 10/04/2012 10:38)

vale:

dadabe> ntsssssssssssss!
hita oa ry vale ..efa miotry ny loha ny animal bainn zany ..zah ve hanasefosefonlah ani vale nay eo ry bainn dadabe pikatti a ...
12. andrywui ( 10/04/2012 10:40)
Rah te hampisefosefo mafy elah de io hery vonona amn exercice ....
Fa raha tena maika b le izy ra enry de ragoth libb alou tedavina Fa kambana ry lerony
13. dadabe ( 14/04/2012 16:19)
ouayy leuleu.....elah ty kou bandinanakivy leuleu..
' avy aty vale a, milay be le mihaino an i vale misefosefo a, manao hoe han han han han han dadabeeeeee annnnn
...elah ra andry am 'io miafina ao ambany kidoro hahahaha
14. Enry ( 14/04/2012 17:14)
dadabe lol be
15. andrywui ( 15/04/2012 20:02)
kiiii .... ao ambany kidoro ny loha !!! letieee

mila autorisation avy aty elah vao mahazo mikitkika an'i vale anay lty aaa ...ndao hanao moraingy !!!!

16. vale ( 16/04/2012 17:37)

dadabe:

ouayy leuleu.....elah ty kou bandinanakivy leuleu..
' avy aty vale a, milay be le mihaino an i vale misefosefo a, manao hoe han han han han han dadabeeeeee annnnn
...elah ra andry am 'io miafina ao ambany kidoro hahahaha

dadabe> manina hoeeeeeeeeeeeeeee??? aza mba miteniteny foana fa tsssss!!!!!!!!!!!!!
17. andrywui ( 18/04/2012 21:18)
tsy mahazo an'i vale anay zany elah bainn aa !!! cousine ko ane vale ee hohohohohoho donc mipasse eto amiko alou elah manao konfesy vao mety mahazo an'i vale anay !! ra tsy zan de nofinofy
18. dadabe ( 26/05/2012 04:15)
kiiii elah cousin ny fa zah sipany hahahah loll be leuleu
19. dadabe ( 20/09/2012 02:25)
kii efa nahita sefo lery leuleu
20. frabesoa ( 20/09/2012 10:43)
za vonona rah anao sefosefon'i vale !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1388