Ry malagasy

1. Enry ( 25/03/2012 12:02)
i Rajoeline dia mpanjaka, fa tsy filoha velively. Hajao izy !
novalian'i RUZ9 ny 31/03/2012 13:52
2. m.i.s.a ( 25/03/2012 15:42)

Enry:

i Rajoeline dia mpanjaka, fa tsy filoha velively. Hajao izy !
mpanjaka ? mpanjaka @ habibiana ve dia ho hajaina????
3. andrywui ( 26/03/2012 08:26)

m.i.s.a:


Enry:

i Rajoeline dia mpanjaka, fa tsy filoha velively. Hajao izy !
mpanjaka ? mpanjaka @ habibiana ve dia ho hajaina????
mpanjaka izy ry N ... a !! haihaihaihai ..! hay azafady i Mme m.i.s.a mantsy e heuheuheuheu
4. RUZ9 ( 26/03/2012 15:41)
MITAPY ANGAHA IANAO??????? SA MAMO? ......
5. andrywui ( 26/03/2012 23:49)
tena mitapy mihitsy i m.i.s.a io ry ruz a !! efa oe mpanjaka mbola filoha iany no averimberiny eto !! tena otran'ny olona miporina ko ry misa !! bedin'i ruz fanindroa eo ndray i madama a aaaa
6. Enry ( 27/03/2012 06:54)
Filohany Madagascar i Rajoelina !ok? et ce fini !!!!!!!;-)
7. RUZ9 ( 27/03/2012 12:42)
Aza avadika ny HAFATRO fa ity Enry ity mihitsy no MITAPY fa tsy ilay namaly azy akory
8. Enry ( 27/03/2012 17:05)
Iza zany no filohany mada??????? RUZ9> elah no MITAPY ka..
9. andrywui ( 27/03/2012 22:55)

Enry:

Iza zany no filohany mada??????? RUZ9> elah no MITAPY ka..
hahahahahahah ... tena tsy kobo tsony ze tena mitapy amitsika efatra midahy kle !! zah alou miala ah ee !! ....le mme m.i.s.a no tsy haiko !! nareo mtsamy mifanilaka !!! hu hu hu hu
10. RUZ9 ( 28/03/2012 14:18)
Tsy nisy fanjakana sady tsy nisy filoha izany teto nanomboka t@ 2009, DJ sy ben'ny tanĂ na teo aloha io mibodo fahefana sy milaza azy ho mpitondra io.
Tsy nisy nifidy filoha teto ary ny mpandroba, ny beboty sy begalona voavidy vola ihany no manohana an'io.
Mirehaka ilaikely fa izy irery hono nahaongana an-dRavalomanana, tsy marina izany fa ny Komanda Charles sy ireo miaramila niaraka taminy no nametraka azy teo, rehefa avy nisikotra azy niafina tany amina ambasady vahiny (be rehaka nefa saro-tahotra).
Asan-jiolahy t@ 26-01-2009 anie no fototra iorenan'ny FAT e.
Raha filoha tokoa ingahy DJ dia filohan'ireo voalaza eo @ andalana farany ireo izany, tsy misy fanajana mendrika ho an'ny olona tahk'azy sy izay miray petsapetsa aminy.
11. andrywui ( 28/03/2012 21:25)
ZANY HONO LTY RY ENRY A !! ...IO NY VALINY HO ANLAH AVY AMIN I RUZ9

MANANA DROIT DE REPONSE I ENRY AMINIO VALITENY IO !! SATRIA HATRAMZAO DE TSY FANTATRA ZE TENA MITAPY AMINAREO MITSAMY ,, SATRIA I ENRY TENA NIZINGIZININ'I RUZ9 MIHITSY OE MITAPY ONY ELAH !! TSY RARINY IHANY ALOU EE
12. andrywui ( 28/03/2012 21:27)
RAHA ZA ALOU TSY MAITA ANLAH OE MITAPY ZANY MIHITSY FA TENA VALITENY MITOMBONA TSARA IANY IO EE ... FA ASA NY NANAOVAN I RUZ9 AN I ENRY OE BANDY MITAPY (????)
13. Enry ( 29/03/2012 10:54)
RUZ9> ra8 anie tsy nanaiky resy tamin'ny 2001 eeh.. nidongy ho filoha fotsiny.. de lasa salan'isa 51% hono ny vato azony tss.. IZany oe tsy nisy mahintsy ny demokrasia amin'ny politika malagasy tamin'iny taona iny jusqu'a 2009.

Ny hevitro dia tokony ahongana ny fitondrany..
Ary handao mba TGV daholo isika malagasy.

Samy manana ny safidny koa anefa. Tsiky de ampy;-)
14. andrywui ( 29/03/2012 22:23)
tena tonga de miainga be mitsy ny fidiran'i enry ato am serasera ato zany a !!

mampahatsiaro anle bandy mafy detety be oe rawuix iry nedala !!

okay tohizo less enry nenlah a ok ok ok ok fa zahay efa antitra tsy mahavita iady amreto tanora ankotrio reto a hon hon hon hon
15. RUZ9 ( 31/03/2012 13:52)
F'angaha moa kilalaon-jaza ny raharaham-pirenena ka hoe hiditra antoko izao daholo na hoe ndao hanohana an-dranona daholo dia izay?
Any @ fampisehoana no misy hoe "ambony daholo ny tanana", dia miara-manangan-tanana tokoa ny rehetra, tsy toy izany kosa ny raharaham-pirenena.
Tsaraina @ ataony ny tsirairay ary tsy ny ratsy no fakan-tahaka fa ny tsara.
NY ATAO HOE MITONDRA, dia mamaha ny olana rehetra misy eo @ firenena, misoroka ny loza mety ho avy, manala ny vahoaka @ fahasahiranana, manolotra vahaolana sy manampy azy hahatanteraka an'ireo vahaolana ireo.
mifanohitra @ izany kosa ny ataon'ity DJ tohananareo sy ny ekipany ity; mahay mitondra olana fa tsy mahay mamaha, tsy mahavaha olana fa miala tsiny, be fampisehoana fa tsy mahavita zavatra ary tsy mahalala akory izay tena andraikiny marina.....
Natao ho an'olona matotra izany hoe fitondrana fa tsy natao ho ana Ramasabomanga (jereo any @ boky natao ho an'ny kilasy ambaratonga fototra nosoratan-dRakotondranaivo André ity farany).

....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8216