DJ BORNE NAMPITARAINA NY MPANOHANA AZY

1. RUZ9 ( 26/03/2012 15:58)
Nitaraina mafy sy nibabababa ny mpanao politika iray mpanao famakafakana ao @ VIVA fa saika tsy nahitan'ingahy DJ valiny avokoa ny fanontaniana rehetra napetraka taminy.
Sahirana mafy ilaikely ary mangataka-maso matetika ao ambadika ao, mitady fanampiana angamba....
Efa hita hatr@ izay ary voaporofo t@ iny Invité du Zoma iny fa olona borné ity mitonon-tena ho filoha ka tsy misy na inona na inona ahitany vahaolana.
Raha nanontaniana azy nymikasika ny fahantrana nateraky ny krizy di toy izao ny navaliny "misy ny couche-n'olona efa nahantra hatr@ izay ary vao mainka mahantra, ........
Raha tomorina izany filazany izany dia toy ny hoe : ireo anie olona efa nahantra hatr@ izay e, tsy maninona ireo na mihamahantra aza... fa misy kosa ........
RY MALAGASY MBA TONGA SAINA
Aza valiana hoe dia hanao inona.
TSORIKO AMINAO FA OLONA TSY MAHAJORO @ TONGONY no betsaka ao anatin'io lazaina hofitondrana io.
Ny tena fomba fiasany mba hisarihana olona hino azy dia ny fitondrana anaran'OLON-KAFA.
Ary ny OLONA TENA ATAHORANY INDRINDRA NO LAZAINY FA MANOHANA AZY na lotoiny tsotra izao.
Sahiko ny milaza fa ny filohan'ny antoko izay an'ingahy DJ mihitsy no anisan'ny miangaly ity fihetsika ity, sahiko ny milaza an'izany, ary raha tezitra ingahy ovao ny fanao.
lazaiko eto ihany koa fa RAVALOMANANA dia faharoa @ olona atahoran'ny FAT indrindra fa tsy izy no voalohany.....
RUZ 9 tsy hanohana ny FAT na rahoviana na rahoviana, ny handrava ny FAT no no hatao ary ho vita izany.
TENIN-DEHILAHY io fa tsy mitovy @ fitenin'ingahy ben'ny tanàna teo aloha...tsy borné toa azy avokoa ny olom-pirenena.
misy olom-pirenena afaka mahomby eo anoloan'ny sakantsakana rehetra fa tsy manao an'izany ho fialan-tsiny.
novalian'i Enry ny 14/04/2012 17:20
2. andrywui ( 26/03/2012 23:47)
marina zany frere a ! tena mandinika ny fianapirenena akaiky tokoa ingah e !! merci a de mba midira matetika eto miresaka e !! hay ve manana hevitra tsara tahaka izao toi io e !! tena borné tokoa izay olona mbola mitapisaka aminzay lavasanga ,lavanify tsy mahita avaly fanontaniana io !! hohohohoho
3. mirananirina ( 29/03/2012 07:06)
Efa tonga saina daholo ny Malagasy fa hanao inn araka ny teninao io :(
Mahantra loatra izy ireo ka na hivazavaza etsy sy eroa aza dia verimaina fotsiny
4. Enry ( 29/03/2012 11:08)
mirananirina> ny fitondrany ra8 koa dia tokony hatonga saina ny malagasy. mety ve ny fitondrany ra8 ozy enao???

RUZ9 elah tokony mandinika tahakany omby vao miteny, fa manjary miteniteny foana. Mba kaozy eh;-)
5. andrywui ( 29/03/2012 22:21)

Enry:

mirananirina> ny fitondrany ra8 koa dia tokony hatonga saina ny malagasy. mety ve ny fitondrany ra8 ozy enao???

RUZ9 elah tokony mandinika tahakany omby vao miteny, fa manjary miteniteny foana. Mba kaozy eh;-)


hon hon hon hon misy rawuix2 miainga ato zany klee !!

okay enry a ok ok ok
6. dadabe ( 06/04/2012 16:15)
hon hon hon ....faly bainn fa misy namana leuleu
7. RUZ9 ( 14/04/2012 10:12)
Tsy dia mahagaga loatra aloha ianareo roalahy ry Enry sy ny namany a, porofoy izay diso @ izay voalazako.
Ny mifandokandoka @ zavatra tsy misy antony tahaka izao efa fahita andavanandro ary saika mpanohana an'io FAT io ireny na olona ampiasainy.
Indrindra rehefa tsy manan-kalahatra eo anatrehan'ny marina izy.
Kilalaon-jaza tokoa mantsy ny fiainam-pirenena aminareo ka vitan'ny kivanivany.
8. Enry ( 14/04/2012 17:20)
RUZ9> tsy we kilalaon-jaza ny fitondrana ny firenena, fa mba tokony dinihina kely aloha ny fitondrana teo aloha, vao mikaozy isika;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4891