Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pulm ( 14/03/2012 05:43)
Miaramila tsimisy hetra
Ny miaramila izany zao tsy misy hetra intsony e! mahagaga iany satria ve ry zareo ireo no nazahoana ny fanjakana dia tokony tsy handoa hetra? dia tokony ireo vahoaka nampiakatra azy teo koa ange zany ... tohiny
novalian'i kaiaja ny 16/03/2012 11:41
laza5700 ( 13/03/2012 15:56)
DOUBLE NATIONALITÉ+FITONDRANA....
Mba tsara hainoinareo diaspora manana double nationalité ka mety liana hiditra amin'ny fitondrana ny voalazan ity razoky ity amin'ny faraparan ity emission ity. http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-a... tohiny
laza5700 ( 13/03/2012 15:34)
TSINDRO-PAINGOTRA HO AN'NY MPITONDRA MANANA DOUBLE NATIONALITÉ
tsara tonga any ampototsofin'ny mpitondra izay manana double nationalité matetika eto amintsika ny voalazan ity tovolahy ity ao amin'ny faraparan ity fandaharana ity. http://www.youtube.com/watch?... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/02/2013 08:32
laza5700 ( 13/03/2012 15:31)
PAINGOTRA RESAKA DOUBLE NATIONALITÉ...
Misy tsindrona paingotra kely ho an'ny mpitondra manana double nationalité ao anatin'ity emission ity raha sendra nijery izahay= any amin'ny faraparany. Mety hahaliana ny hafa mieritreitra hiditra eo... tohiny
novalian'i laza5700 ny 16/03/2012 13:33
Miharena ( 13/03/2012 04:23)
Tsotra ny Marina
Tsotra ny marina, dia ny fahafantarana sy fampahafantarana fa zanak'Andriamanitra ny olon-drehetra tsy ankanavaka.... tohiny
201007jacky ( 12/03/2012 15:00)
Ny kolontsaina malagasy sy ny kolontsaina vahiny
Amin'izao vanin'andro iainantsika izao dia tsapa sy hita mibaribary ny fahaverezana tsikelikelin'ireo kolontsaintsika malagasy. Izany indrindra no nahatonga anay hanasongadina eto ny kolontsaina mala... tohiny
andrywui ( 12/03/2012 11:57)
hafatra kely ho an'i mme m.i.s.a !!
- nohenoin'ny fanjakana ny feon'ny miaramila ry mme a MBA fantatrao mou hatramzay fa ny karaman'ny rahalahy polisy 1barette teo nitovy amin'ny karaman'ny sergent-chef? Rariny rah mba nojeren'ny fanjak... tohiny
novalian'i dadabe ny 07/04/2012 13:33
laloanany ( 12/03/2012 10:22)
Tsy tonga namonjy ny olona rehetra eran'izao tontolo izao ny Tompo fa misy olona tsy novonjeny.
Marobe amintsika ny mino fa rehefa tonga teto antany i Jesoa dia tonga hamonjy ny olona rehetra eran'izao tontolo izao Izy. Diso anefa io fomba fijery io raha ny Soratra Masina no jerena. Maro ny Kris... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/03/2012 05:33
niryna ( 12/03/2012 05:42)
Ahoana tokoa re izany e?
[b] Matio 13 37: 39 [/b] Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak'olona ,ny tanimbary dia izao tontolo izao,ny voa tsara dia ny zanaky ny fanjakana,ny tsimparifary dia ny z... tohiny
novalian'i Miharena ny 25/03/2012 16:35
cpd8910 ( 12/03/2012 01:13)
FEUILLE DE ROUTE= ZÉRO MANATODY- DOUBLE NATIONALITÉ- EXPLOITATION PÉTROLE GASY SNS....
RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY Magistrat, enseignant cherchers, politologue. Invité du zoma 02 mars 2012 http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs ... tohiny
cpd8910 ( 12/03/2012 01:08)
INVITÉ DU ZOMA 02 MARS 2012: RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony. Magistrat, Politologue
http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs ... tohiny
cpd8910 ( 12/03/2012 01:02)
FEUILLE DE ROUTE TSIZY TSONY-DOUBLE NATIONALITÉ-EXPLOITATION PÉTROLE SNS....
RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY Magistrat, enseignant cherchers, politologue. Invité du zoma 02 mars 2012 http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs ... tohiny
RUZ9 ( 11/03/2012 13:03)
MPANAO POLITIKA TSY MAHAVAHA OLANA
tsy mahagaga raha tsy mivaha ny olana misy eto Madagasikara. Ny mpanao politikantsika tsy mahay akory ny atao hoe fitondrana fa mifarana hatreo @ny fahazoana seza ny zavatra rehetra. Resa-besisa no ma... tohiny
novalian'i sitlo ny 15/03/2012 05:07
niryna ( 10/03/2012 21:12)
MILA MITANDRINA ISIKA
NY FIRENENA ERAN-TANY DIA MITADY NY TOMBOTSOA ETO AMIN'NY FIRENENTSIKA,FAMPIADIANY ISIKA MALAGASY KANEFA NY HARENA ANKIBON'NY TANY NO TENA TADIAVINY'IREO FIRENENA MANANKARENA REHETRA IREO. BE HARENA ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/03/2012 18:29
niryna ( 10/03/2012 20:40)
Ny tokony atao sy ny tsia : 102
Andao hanala sorisory kely indray isika: omeko anareo ny santionany dia avy eo ampiko fa ho antsika rehetra kosa no manampy izany. Ny tokony atao sy ny tsy tokony atao mba hialana amin'ny firotorotoan... tohiny
novalian'i niryna ny 24/03/2012 18:26
Enry ( 10/03/2012 10:26)
Maika be mahintsy..
Ho anareo izay malala ny vazon-frantsay mampihetsiketsika, hira moderne, tahakany Reggaeton. Taona 2011/2012... Dia mba handefaso hafatra miaraka amin'le ''Hira sy Artista'' Misaotra betsaka tompoko... tohiny
pulm ( 10/03/2012 05:56)
Scootera
Saika mba anotany kely hoe: inona ka no maha samihafa ny 2t sy ny 4t ividy scootera manko za nefa tsy mahalala ny maha samy hafa an'ireo, dia inona no tombotsoan'ny 2t? sy ny 4t?... tohiny
novalian'i pulm ny 20/03/2012 05:39
cpd8910 ( 09/03/2012 23:12)
FEUILLE DE ROUTE TSIZY TSONY-DOUBLE NATIONALITÉ-EXPLOITATION PÉTROLE SNS....
RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY Magistrat, enseignant cherchers, politologue. Invité du zoma 02 mars 2012 http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs ... tohiny
vatofototra ( 09/03/2012 10:30)
REGARDER VIDEO ALERTE POLLUTION PRODUIT CHIMIQUE AMBATOVY - Exploitation Nickel- Cobalt - Sulfate d'ammonium TOAMASINA
REGARDER VIDEO ALERTE POLLUTION PRODUIT CHIMIQUE AMBATOVY - Exploitation Nickel- Cobalt - Sulfate d'ammonium TOAMASINA ALERTE POLLUTION PRODUIT CHIMIQUE AMBATOVY - Exploitation Nickel- Cobalt - Sulf... tohiny
heirzo ( 09/03/2012 10:25)
Fomba fakana video amin'ny internet
Ahoana kay no fomba fangalana video amin'ny internet... tohiny
novalian'i hery ny 06/10/2012 07:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.9139