MILA MITANDRINA ISIKA
1. niryna
(
10/03/2012 21:12)
NY FIRENENA ERAN-TANY DIA MITADY NY TOMBOTSOA ETO AMIN'NY FIRENENTSIKA,FAMPIADIANY ISIKA MALAGASY KANEFA NY HARENA ANKIBON'NY TANY NO TENA TADIAVINY'IREO FIRENENA MANANKARENA REHETRA IREO.
BE HARENA NY FIRENENTSIKA,TSY MISY SAHY MAMPIASA IREO MANAM-PAHAIZANA MALAGASY IREO MPITONDRA. NY EO TAMBAZANA 4X4 SY VILLA DIA TAMPINA NY DOMY ARY AHONDRANA DAHOLO NY FANANANA REHETRA ETO AMINTSIKA.
IZAY TONGA REHETRA EO DIA MIVADIKA PALITAO AVOKOA KANEFA DIA MILAZA FOANA FA MITSINJO NY TOMBOTSOAN'NY VAHOAKA 20 TAPITRISA FOANA NO LAZAINY.IZA NO TSY NITENY IZANY?
MANINONA NO VAHINY TSY MAHALALA ABD NY MALAGASY ARY NO ASIANA HITANTANA NY FIRENENTSIKA?
MBA MATAHORA RE RY MPITONDRA AN'ANDRIAMANITRA HIANAREO E
MITOKONA AVOKOA IZAY TE HITOKONA KANEFA TSY MISY VALINY FA RAHA VAO NY MIARAMILA SY NY ZANDARY NO NITOKONA TSY NISY 24 ORA AKORY DIA NIVAHA.
SAO MIDIKA ZAVATRA HAFA RE IZANY E.SA ATAHORANA HIVOAKA NY VOLA NIFAMPIZARANA ARY MANINONA ATY AMINTSIKA IREO MIARAMILA VAZAHA? SA MAHAZO MIDITRA IZAY TIANA AMPIDIRINA NA FIRY NA FIRY ?

novalian'i niryna ny 24/03/2012 18:29
2. niryna
(
10/03/2012 21:48)
IZAY MANAM-BASY IHANY NO TOMPON'NY FAHEFANA SY OMEN-DRARINY.
NIVORY NY MIARAMILA TENY AMIN'NY CAPSAT NIARAKA NY MIARAMILA HAFA.VOAVAHA NY OLANA FA EFA NIVAHA NY OLANA ARY NAHAZO NY VOLA NANGATAHINY RY ZAREO.

3. milamm
(
11/03/2012 02:26)
milamm ihany sao tapaka lalandra maventy eto am aterineto niryna ka anahirana lol, amiko refa ita fa tsy lasa tsony de mila rodorodona otrany 1991 ihany io e vita raha tsy zany de omby mijery flora ftsn isika rehetra na varina mitabataba na mitehaka na mangina tsisy irika de miaritra, tsy ny vaza mintsiny no ivaki loha itady vahaolana ho antsika efa hita ny vokany
4. niryna
(
12/03/2012 05:20)
milamm :hi,hi ny ho tapala lalandra aloha dia tsy hisy izany,mampalahelo ny mijery ireto vahoaka mandady harona,taolana mitrakitraky sisa.Mboa tsy mihiratra ihany ve ny mason'ireo mpitondra e,sa mbola miandry vola avy any amin'ny menasofina indray ooops
milamm ihany sao tapaka lalandra maventy eto am aterineto niryna ka anahirana lol, amiko refa ita fa tsy lasa tsony de mila rodorodona otrany 1991 ihany io e vita raha tsy zany de omby mijery flora ftsn isika rehetra na varina mitabataba na mitehaka na mangina tsisy irika de miaritra, tsy ny vaza mintsiny no ivaki loha itady vahaolana ho antsika efa hita ny vokany
5. moi
(
12/03/2012 10:02)
Indrisy fa variana amin'ny adin'izy roalahy ny vahoaka ! ao ny mitehaka, ao ny be taimbava "meo, meo", ao ny mampirisika "asio, asio", ao koa ny "ndao hifamela e"...
ZARAN'NY VAHINY AZA TSY HILAMINA IZY ITY SATRIA MBOLA METY NY ATAONY
io lay tokony hotandremana raha mbola misy tsy mahazo ihany

7. niryna
(
24/03/2012 18:29)
moi:izao indray mody tambatambazany fiaramanidina dia hoe tsy andoavana vola,hi,hi
Indrisy fa variana amin'ny adin'izy roalahy ny vahoaka ! ao ny mitehaka, ao ny be taimbava "meo, meo", ao ny mampirisika "asio, asio", ao koa ny "ndao hifamela e"...
ZARAN'NY VAHINY AZA TSY HILAMINA IZY ITY SATRIA MBOLA METY NY ATAONY
io lay tokony hotandremana raha mbola misy tsy mahazo ihany
ataony frantsay puppet fotsiny dia eny re tompoko o ...rehefa tonga ry zareo hitranga ny fitaovana sarobidy eto amintsika.Dia mbola tsy tonga saina ihany ve isika e